Tena marina mihintsy ilay voalazanao fa maro ireo hoe (Kristianina) nefa matahotra ny ho faty sady miray petsapetsa am panao ratsy miditra sampana vokovoko manga nefa manana bara mampisotro olona manondrana hare-pirenena nefa mody mifady hanina sabata dia mapatory mitsangana ny ankamaroany...mampalahelo lasa fanafenan-keloka sy ny ratsy atao ilay fivavahana
Ny mahagaga ange dia tiandry zalaha conspirationniste ireto mihintsy ny hampisy korontana ao @ tanàna ah , tena ialana tsiny fa tsy adala akory ny Malagasy raha tsy hoe ireo fanatika antoko politika iray 😂😂
Ny kristianina gasy HONO matahotra ny hody any an-tanindrazany ara-panahy, moa misy gasy any Soisy koa HONO matahotra ny hody aty an-tanindrazany ara-batana. Dia samy manana ny TAHOTRA mifanentana aminy tokoa ny malagasy tsirairay isan-tsokajiny izany. Honohono daholo ilay izy satria tsy ananako porofo siantifika mazava ilay resaka. Ny azo antoka dia izao: lahitokana sy vavitokana ary pelatokana ka mamy be foana ny AINA na ho an'ny olona mahatsiaro tena ho sambatra be na ho an'ny olona tazanany ho fadiranovana be ara-toekarena = ara-javatra. Izany mamohy fo na mamono tena izany aloha mety ho kolontsaina bodista zen zapône na arabo islamika na islamista na soisy libertarianina fa tsy kolontsaina malagasy na inona na inona finoana arahiny. Ny any gasy dia izao "Zanahary tsy andrinao andrasanay"; "Misy farany raha jiaby"; "Niany ninao, amarèña ninahy"; "Aleo maty amarèña toy izay maty niany"; "õman-kely tsy rèraka"; "Ny atody tsy miady amam-bato" sns sns. Ny gasy na inona na inona ny foko fiaviany dia tsy notaizaina tamin'izany famoizam-po sy famonoantena mivantana na ankolaka sy individoaly na kõlektifa izany.
zavatr lazainao aza tsy hainao exemple papa= kristianisme, kristianina = matahotra ho faty,silamo tsy ho kristianina ary kristianine tsy ho silamo doctrime samyhafa reo mba manava recherche kely ohatra prix a payer joseph fadelle dia andeha jereo levele farany ambony amin'ireo doctrime reo dia aza miresak kristianisme raha tsy mahay doctrim silamo aloha
M Koto Tena marina voalazanao fa Mila mpitarika Ary Tsara iaraha midinika Hiriana nyhî créer na Groupe de contact ho an Tsika Gasy Aty ivelany MBA hiangaviana aminao Tsy ilaina mamalu an dt'i zareo any an toerana car nous n'avons pas la même valeùr OK
😂😂😂tenisany no maika hody aty dago ko zahay no hanao sorona ny Ainay ,mijanona any d miaina finaritra ra ny Ainay tsy ataonay sorona e
Tena marina mihintsy ilay voalazanao fa maro ireo hoe (Kristianina) nefa matahotra ny ho faty sady miray petsapetsa am panao ratsy
miditra sampana vokovoko manga nefa manana bara mampisotro olona
manondrana hare-pirenena nefa mody mifady hanina sabata dia mapatory mitsangana ny ankamaroany...mampalahelo lasa fanafenan-keloka sy ny ratsy atao ilay fivavahana
Matahotra ho faty satria tsy mino ny fisian'Andriamanitra....
Ny mahagaga ange dia tiandry zalaha conspirationniste ireto mihintsy ny hampisy korontana ao @ tanàna ah , tena ialana tsiny fa tsy adala akory ny Malagasy raha tsy hoe ireo fanatika antoko politika iray 😂😂
Maivana ihany .
Franchement aleo itifitra fa tsy misy Maty tsy aminy androny
Ny kristianina gasy HONO matahotra ny hody any an-tanindrazany ara-panahy, moa misy gasy any Soisy koa HONO matahotra ny hody aty an-tanindrazany ara-batana. Dia samy manana ny TAHOTRA mifanentana aminy tokoa ny malagasy tsirairay isan-tsokajiny izany. Honohono daholo ilay izy satria tsy ananako porofo siantifika mazava ilay resaka. Ny azo antoka dia izao: lahitokana sy vavitokana ary pelatokana ka mamy be foana ny AINA na ho an'ny olona mahatsiaro tena ho sambatra be na ho an'ny olona tazanany ho fadiranovana be ara-toekarena = ara-javatra. Izany mamohy fo na mamono tena izany aloha mety ho kolontsaina bodista zen zapône na arabo islamika na islamista na soisy libertarianina fa tsy kolontsaina malagasy na inona na inona finoana arahiny. Ny any gasy dia izao "Zanahary tsy andrinao andrasanay"; "Misy farany raha jiaby"; "Niany ninao, amarèña ninahy"; "Aleo maty amarèña toy izay maty niany"; "õman-kely tsy rèraka"; "Ny atody tsy miady amam-bato" sns sns. Ny gasy na inona na inona ny foko fiaviany dia tsy notaizaina tamin'izany famoizam-po sy famonoantena mivantana na ankolaka sy individoaly na kõlektifa izany.
Mbola sahy miteniteny fona ve enao ry Koto??
Efa bobaka ny marary saina @ ity tany ity 😂😂,
Tsy misy Maty tsy aminy androny
Aleo izy mianakavy ho maimbo tay ao aminy tsy fisiany rano
1) tsy asakianao mandeha a Madagascar io, satria samy n'y fiainana ka matahotra ho maty anao satria hainao fa olo jiab agn miambign anao.
2) Tianao n'y olo mandeha andalabe manakorontana amzay avy n'y miaramila mitiftiftra nefa anao milamina tsara am tany misy anao agn, d n'y vahoaka agn ho maty2. Ndana anao miaraka amzareo midina andalabe satria anao anao ts mataitra maty, ndana mitolona
Fa le malagasy t2
Tsy efa ohtr izay ve lay kristianina e!
Fahavalo lazaina fefa resy (ireo Devoly efa resy hono) kanefa mbola iadiavana foana? (oe miambena ka mivavaha??) 🤣
- faha-2 : Tsy ireo ve no tena kanosa velona @ zavatra rhtr ho atao?
- Mandalo fasana atahorana
- Film orera atahorana
De gaga ianao?
Tena mlay leisy ialahy ho tahianilay Mpahary
Afobe mihitsy e, eo apelatanan'i devoly satana ilay madagasikara.
Tongava aty ela hitararika ny kristianina fa aza mitabataba any fotsiny.
zavatr lazainao aza tsy hainao exemple papa= kristianisme, kristianina = matahotra ho faty,silamo
tsy ho kristianina ary kristianine tsy ho silamo doctrime samyhafa reo mba manava recherche kely ohatra prix a payer joseph fadelle dia andeha jereo levele farany ambony amin'ireo doctrime reo dia aza miresak kristianisme raha tsy mahay doctrim silamo aloha
M Koto Tena marina voalazanao fa Mila mpitarika Ary Tsara iaraha midinika Hiriana nyhî créer na Groupe de contact ho an Tsika Gasy Aty ivelany MBA hiangaviana aminao Tsy ilaina mamalu an dt'i zareo any an toerana car nous n'avons pas la même valeùr OK
Ohé mon Koto.
Des fois tu peux tenir des propos franchement décalé qd mm.
Marina izany asio mintsy fa makaleo be kanefa be taraina
dans la vie chrétienne , et judaïsme la vie est sacrée ry tsy misy saina, punaise t'as rien dans le crâne ok
Si la vie est sacrée, alors pourquoi tuer les animaux ? Pourquoi tu es carnivores ? Pour toi peut-être que les animaux n'ont pas de vie..
❤@@pratikharisse4976
it means christianity represents "contradictory" and at the same time " vendre pori"
@@pratikharisse4976😍