VOADY FANINDROANY (Tantara lava Record FM)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 22 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 6

  • @JuliotcurieAndrianambinina
    @JuliotcurieAndrianambinina 7 місяців тому

    Mankasitraka fa tena tsara ny tantara❤❤❤

  • @JenithoJenicko-ob6je
    @JenithoJenicko-ob6je 8 місяців тому +1

    Tena mb nahay ny mpilalao sy ny mpanoratra Mankasitraka ee❤❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇸🇦🇸🇦

  • @emmarafaliarison9516
    @emmarafaliarison9516 8 місяців тому

    Mankasitraka hatrany @ fizarana ooo🙏
    Vehivavy mitonatonana sady maivan-doha mihitsy, tokony tsy miditra anaty fanambadiana izany raha tsy sitra-po n'inona antony
    Matoa miditra dia mila assumena ilay fanapahan-kevitra fa izy ihany no voan'ny ataony🥲
    Mba tantara fa lehilahy iza koa no anaiky kitakitaina sy ampirafesina mbola anaiky hiverenanao sy anambitamby anao🙄

  • @SaudiRiyadh-s9k
    @SaudiRiyadh-s9k 3 місяці тому

    Tsar lay tantar fa lay toendran'ilay Kiala nolo no nanimba iz

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 7 місяців тому

    Tena mafy rehefa tia tohy n'y Rado, vonona hanetry n'y tendrombohitry Bity misaotra betsaka nizara tompoko efa hita fa jerene hiany misaotra tompoko

  • @SaudiRiyadh-s9k
    @SaudiRiyadh-s9k 3 місяці тому

    Rah antegn mahazo lelah kar I Rado ty