Misy tena matify fanahy mihintsy atsika vevavy ty marina eee ny mankatia anw atao tsinontsinona ny efa nanadala anw teo aloha indray no isarina adala eo tantara hiany zn fa maro olo manana toe-tsaina tahak'izany nihin Noro zn misaotra nizara fa misy lesona be ❤❤
Vao hihaino fa ts mahita tory .
Nisaotra nizara 🎧🇲🇬😍🇱🇧❤️
Misy tena matify fanahy mihintsy atsika vevavy ty marina eee ny mankatia anw atao tsinontsinona ny efa nanadala anw teo aloha indray no isarina adala eo tantara hiany zn fa maro olo manana toe-tsaina tahak'izany nihin Noro zn misaotra nizara fa misy lesona be ❤❤
Nareo vehivavy anie tsy mahagaga e,
Mankasitraka Gasy Rakoto ! Tsara be ny tantara.
Henjagna koa zany tantara zany 🎉. Mankasitraka indrindra Tompoko o 🙏 🎉❤
Hanala ny alina ndray aloha ity . Misaotra nizara 😊
Misaotra nizara oo😍🙋♀️🇲🇬
Tsara kely erỳ le tantara❤❤
Tena tsara B, Mankasitraka indrindra🙏🙏🙏
Vo rava niasa tonga de ihaino anty aloha mandra patonga any antrano,misaotra sahady nizara tantara hoanay mpihaino
Tsara be!! Mankasitraka!!
Mankasitraka hatrany nizara ❤❤
mankasitraka fona eee 🇲🇬 🎧 🇰🇼
Mankasitraka 🥰
Voieno ka 😢❤
Tena tsara be ilay tantara ❤
Tsy tiako ilay toetran'i Noro , fa diso miavona loatra sady manao tsinontsinona fitiavan'olona tena tia azy .
Misaotra betsaka
Tsarabe