NY TANIKO - MIALY RAKOTOMAMONJY (Official Lyrics 2023) by Mc Zookliana.com

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 16 лис 2023
  • Hira atolotra ho an'ny Malagasy rehetra
    Arrangement : Lova & Espace Multimédia
    Lyrics : MCZookLiana.com
    NY TANIKO 🇲🇬
    🌺Ianao no Taniko hatrizay
    Izay tena mamiko tokoa
    Ny foko ho anao mandrakizay
    Ry Gasikara Nosy soa
    Tsarovy fa ny fahantrana
    Mitambesatra aminao
    Mahakivy mahàna
    Amin'izao andro izao
    Ireo tolona tsy omby tratra
    Izay nahatsiravina tokoa
    Toa mbola feno ireo ratra
    Tsy nahitàna voka-tsoa
    Ny hany azoko atao anao
    Dia faniriana arahim-bavaka
    Mifohaza, miakara ianao
    HO TANY HANDROSO KA HIAVAKA 🇲🇬🌺

КОМЕНТАРІ •