Mahafinaritra ny hira am- bavaka ataonareo , efa henon'i Tompo ny fitaraintsika, fa mila maharitra miandry Azy isika.Tsara ny Tompo , tsara ny Tompo. Maharim- po amintsika Izy.Misaotra anareo nanaiky Ataony fitaovana.
Tena tsara b l hira, na ny tonony na ny feony, Mapihetsika ny tena ambo-po maha Malagasy. Mivavaka ho anareo, mba haharitra ny tena ela indrindra, fa ny hira tahakan'izany no tena ilaina amin'izao fianana izao. Tena mankasitraka.
Esory re ny fatorana izay mbola manefitra anay hiray aminao , manjaka tokoa ny asan' ny satana sy ny haratsiana .Anao anie ty Madagasikara ty , vonjeo re ry Ray !Mifona re mamela ny nosinay.Amen !
tena b ny hiranareo ,misaotra ny Tompo nanome anareo rehetra ny talenta,de ho tena fitaovana ampiasainy daolo isika fa manjary maty antoka ra manompo Azy nefa tsy hita izany eo amin ny fiarahamonina
Ho tanteraka tokoa anie izany tonon-kira izany ka ho sambatra sy ho finaritra isika rehetra ka hipetraka miadana sy milamina eto amin'ity nosintsika ity ka ho eo ambany ny fiadanan'i Jesosy Kristy Tompo mandrakariva. Amen!
Misaotra ny mpihira, misaotra ny mpamorina ny feo ny tononkira, na ny clip, fa tena tsara, tsy mankaleho ary tena mitory ny mahazo antsika , tena vavaka amankira, mankasitraka !! Tahian'Ny Tompo Ianareo.
Tsy nino aho raha iray volana talohan'izao fa ho lasa mpakafy itony karazan-kira itony, efa henoko foana ilay izy fa zao vao misy akony ato am-poko. Manonona ny fitahian'Andriamanitra ho aminareo mpidera dia hamaly vavaka antsika anie Izy Tsitoha hanasitrana ity tanindrazana malalantsika ity! Amen!
Chorale FJKM tena mafàna fo ny tenako, fa tena miaiky kosa aho fa tena kanto sady miavaka ny hiran'ireto Tanora Masina Itaosy ireto.Tena chorale avo lenta ireo.Mankahery hatrany anareo @ Asa fanompoana anjaranareo , tohizo hatrany dia ho tahian'Andriamanitra
Tsara ilay hira, fa na izany aza ny famonjena efa VITA fa tsisy ninoninona ho ataon'Atra intsony. Tsy hanombo an Jesosy fanindroany isika oe vonjeo indray zahay .... Mihinana any kapokan'ny famonjena sisa no atao ... miaina araka reo efa nampanatenainy ....
Misedra olana tokoa ny firenena ny Antony dia noho ny tsy fihainoantsika malagasy ny Tenin'Andriamanitra.Anton'ny fahoriana manokatra ny sofitsika Izy hihaino ny feony job36:10 ary raha miala @ faharatsinaisika dia fitahina fiadanana job36:11 sy deo 28:1-14 Amen
Merci, nanohana be ahy iTy clip iTy. Tsikaritro misy clip nareo Hafa mampiseho sujet malagasy fa tena tsara le mampiseho zavatra gasy na tanana na fomba. Tohizo hatrany ny talenta !
Makasitraka anareo fa tena mahay sady mafonja be ilay hafatra😢❤❤, tompo mamela ny helokanay zanakolom-belona mifona izahay🙏🥺
tsar b mihitsy l hira f misaotr betsak anreo vojeo re ry ray ty nosinay amen.
Mampihetsipo hira . Mivavaka ho an'ity Nosintsika ity Aminy izao fisiany valanaretina izao
Mankasitraka fa tena tsara ilay hira,
Tompo ô MAMELÀ NY NOSINAY, AMEN
+Lilia Anjaratiana Vonjeo nosinay !fa anjakan,ny devoly
Mahafinaritra ny hira am- bavaka ataonareo , efa henon'i Tompo ny fitaraintsika, fa mila maharitra miandry Azy isika.Tsara ny Tompo , tsara ny Tompo. Maharim- po amintsika Izy.Misaotra anareo nanaiky Ataony fitaovana.
Mamela ny nosinay , hohenoin'Andriamanitra anie ty hira tsara be ity !Amen .
Tena tsara b l hira, na ny tonony na ny feony, Mapihetsika ny tena ambo-po maha Malagasy. Mivavaka ho anareo, mba haharitra ny tena ela indrindra, fa ny hira tahakan'izany no tena ilaina amin'izao fianana izao. Tena mankasitraka.
ilay feon'ilay soliste voalohany koa tena kanto, samy kanto e, Amen
Clip tsotra mety tsy de mandany vola néfa misy hafatra mavesatra be. bravo Itaosy!
Esory re ny fatorana izay mbola manefitra anay hiray aminao , manjaka tokoa ny asan' ny satana sy ny haratsiana .Anao anie ty Madagasikara ty , vonjeo re ry Ray !Mifona re mamela ny nosinay.Amen !
Ray o mba ampinao tokoa anie ity Madagasikaranay ity
Dia mamelà ny helokay . Amen!!
En Jesosy ô, mba ampio Gasikaranay arak n feonkiraty
amen, misaotra anareo fa tiak be lay hira
tena b ny hiranareo ,misaotra ny Tompo nanome anareo rehetra ny talenta,de ho tena fitaovana ampiasainy daolo isika fa manjary maty antoka ra manompo Azy nefa tsy hita izany eo amin ny fiarahamonina
Misedra Olana Madagasikara , rano be , aretina 🥺😭 Andao isika hivavaka ho azy ♥️🥺🙏🏽
Ho tanteraka tokoa anie izany tonon-kira izany ka ho sambatra sy ho finaritra isika rehetra ka hipetraka miadana sy milamina eto amin'ity nosintsika ity ka ho eo ambany ny fiadanan'i Jesosy Kristy Tompo mandrakariva. Amen!
tena ts ratsy kosa le clip mankasitraka anle anao azy ,sy niketrika azy ,tsara,bravo!!
Tena mahafinaritra . Ny tononkira feno fanetrehantena dia ho enoin i JESO tompo. Tokoa. Ny feonareo koa maha tehotia. Kanto. Misaotra an❤
Tena mahay nareo ry tanora masina Itaosy 💗💗❤️❤️😙😘💕💕💗❤️😙😘💕 woauh tena mahay be ianareo mianakavy miaraka ao 💗💗❤️❤️😘😘
Née à Tana, ma mère ne m'a pas appris le malgache, mais, la vidéo et la chanson sont superbes ! Merci
It’s a prayer for Madagascar: they ask for forgiveness for all sins of our isle (ny nosinay [ née nusseenay]).
Très belle chanson. Par contre, il n'est jamais trop tard pour apprendre sa langue maternelle . Avec de l'amour et de la volonté, vous allez y arriver
@@andorandriamasy3416
Latsaka foana ny ranomasoko vo maheno ity hira ita
Misaotra betsaka hoany tanora masina itaosy 😇😇😇
makasitraka fa tena manaiga fanahy mihitsy aty ampita dranomasina aty ny talenta nareo mahereza atrany
Tena tsara tena tsara , tsy hita zay lazaina fa marina loatra ! TSARA BE fa merci beaucoup
Lay Tiako tik raha indri no miteni anzani mersi ndri bizo hao fan haeri zahhh
Mangataka aminao izahay Malagasy Kristy🙏
Mihaino vavaka Kristy. Voninahitra ho an' Andriamanitra Telo izay Iray.
Misaotra anareo ,ho tahin'i Jesosy iaby tsika iaby❤️🙏🙏
Misaotra ny mpihira, misaotra ny mpamorina ny feo ny tononkira, na ny clip, fa tena tsara, tsy mankaleho ary tena mitory ny mahazo antsika , tena vavaka amankira, mankasitraka !! Tahian'Ny Tompo Ianareo.
tsara be mihintsy ity clip ity . Bravo les Tanora Masina Itaosy
TENA TSARA BE ILAY CLIP!!!!TENA MIPAKA ANY ANATY MIHITSY 🎉❤
Misaotra fa tena mahafinaritra fa tena tsy pozin'ny olona avy any am-banivohitra kosa aloha ianareo a ! VONINAHITRA HOAN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY !
Hirambavaka feno Hosotra. Jesosy hamaly vavaka antsika❤🙏🙏
Tena mila vavaka ny firenentsika, misaotra anareo ary mba samy hitondra am-bavaka an'i Madagasikara isika
Tsy nino aho raha iray volana talohan'izao fa ho lasa mpakafy itony karazan-kira itony, efa henoko foana ilay izy fa zao vao misy akony ato am-poko. Manonona ny fitahian'Andriamanitra ho aminareo mpidera dia hamaly vavaka antsika anie Izy Tsitoha hanasitrana ity tanindrazana malalantsika ity! Amen!
destroy the wall that separates us from you, Jesus.AMEN
Kay ve nareo iany ireny manao vahoaka ireny e.
Tena mahay clip ianareo.
Merci fa rena tsara zan ra hira
Tsara feo Ireto 2lahy ireto,ianareo rehetra koa,lol taiza ireny voritr'akanjo ireny😃😃😃😃mahay nareo ka👏👏👏👏
Chorale FJKM tena mafàna fo ny tenako, fa tena miaiky kosa aho fa tena kanto sady miavaka ny hiran'ireto Tanora Masina Itaosy ireto.Tena chorale avo lenta ireo.Mankahery hatrany anareo @ Asa fanompoana anjaranareo , tohizo hatrany dia ho tahian'Andriamanitra
amen
Mahereza hatrany @ n'y asan'ny Tompoko! Azy n'y voninahitra ! :-)
Tsara be le arrangement sy ny feon'ilay lead vocal. Fa indrindra koa le chorale mahay be. TSARA
Manaiky aho! Mahavelom-panantenana ny manana TANORA MIFIITRA @TOMPO!
Tena zavatra misy tokoa re io , makasitrska anareo, tohizo fa tsara , tompo homba anareo hatrany !
Tena chapeau mihitsy ho anareo indrindra amin'ilay clip,
Johnny Rakotoarismv8ķĺû b ?
Vonjeo izahay ry Ray fa mila anao. Amen
mahafinaritra ❤❤❤
tsara ny Tompo, henony ny vavaky ny misandratra
Tahiny ny Tompo hatrany ô
vaky ny foko mihaino ity hira ho a Tanin-tsika é!merci pour le partage!!!
Tena tiko be mihintsy ty hira tsara be mihintsy le izy, mankasitra eee!❤
hafa ihany mideran'Andriamanitra velona mintsy fanahy . Tena mahay aloha nareo tohizo fa tsara.
Tsara be ilay Hira ❤❤❤ mankasitraka eee
rovina kay azafady lay fampisehona atao nareo ao antsahamanitra d aiza n afaka ahitana n tapakila. merci
Hay hitako koa ny texte fa merci, miteny be @ Ilay sa ry ny tonony, izay no naha tena touchée ahy t@ iTy aty alavitra aty. Mahereza daholo
Mankasitraka eram-po eran-tsaina tompoko! Tafita ny hafatra!!!!!!
tsy mitsahatra ny mankafy e!dera ho an'Andriamanitra
Izany ny vavakay Jesosy ô! Amen
Mbola mieno hatrany na de 2020 ary vonjeo ny taninay
mba tena homarina amintsika tsirairay anie ity tononkira ity,,fa mijaly tokoa ,JESOSY O HENOY NY FITARANANAY KA MAMELA NY HELOKAY.
Misaotra ny antoko mpihira,tsara tena tsara,samia mivavako ho an'ity Nositsika ity,
Mankasitraka tompoko fa tena vavaka ho an'ny Tanindrazana tokoa
mer6 bcp. maromaroa n hotran zao
tena manantalenta nareo ka! Mafinaritra fa entinareo hiderana an'Andriamanitra
Misaotra indrindra, ary mirary anareo mba hitombo hatrany ny talenta @ fiderana ilay Tompontsika ! Maranatha !
Vahao tokoa ireo zanam-boriky maro mbola mifatotra Jeso oh! mba ho ao amin'izireo tokoa ny fanjakanao lehibe sy mahefa.
Mangataka aminao zahay Kristy: anao anie ity madagasikara ity ,esory ireo fatorana izay mbola manefitra anay aminao !
Finoana Marisika
za aloha tena mankafy ny asan Atra ataonareo e deraina Jesoa
tsara be ilay hira sy seho an-tsary, tsara ny Tompo,voninahitr anie ho an'Andriamanitra irery ihany
Tena latsaka mits ny ranomasoko mahita ity hira ty misaotra indrindra tompoko.Ampio sy vonjeo ny nosinay ity Andriamanitray oooo
Tsara be fa tohizo na dia misedra olana aza , mahatoky AZY isika fa mbola hovonjeny ny firenentsika !
Mino fa ataonareo io hira io @26&27 Août any Toamasina.
Chapeau ! mahay midera ianareo !
Makasitraka anareo fa tena tsara na ny hira na clip mampahery be ilay hira lafatra
Misaotra eh! Manainga ny aty fanahy
Antenaiko fa mba hangoraka ny fon'ny mpitondra ny firenentsika mahare izao hira izao. Mahereza avokoa amin' ny fanarahana an'i Jesosy Kristy.
Fandriampahalemana.
Mifona Aminao Izahay ry Ray
Mivavaka ihany dia i Andriamanitra Tokana Izany
misaotra fa tsara be ilay hira nareo
Chanson merveilleuse
Misaotra anareo misolo tena antsika Malagasy izay mbola misy adala manambaka ny Malagasy iry ra aminy
Avril 2020
Mamelà ny nosinay Tompo oh. Hafaho amin'ity sedra mafy ity. Mahatoky ny fitondranao hatrany.
Amen 🙏
mamela nosinay tokoa ry Ray o, de mb omeo mpitondra matahotra Anao i Madagascar
tsara be ny clip, tsara be ny hira, mankasitraka.
henoy zany vavakay zany Jesosy ô! Amen.
mambàbo ny hiranareo, miteny sad réalité tanteraka ny sary, mahereza hatrany amn asan Tompo!!!
Mba mianagavy ,vonjeo re ry Ray ity taninay ity
Isaorana anie ny Avo indrindra nanome ahy Madagasikara tokana ambonin'ny Tany,tsy manam-paharoa...."Misedra olana ity Nosy malalanay ity
Mangataka Aminao 'zahay Kristy
Vahao re ny olana
Esory ireo fatorana
'Zay mbola manefitra anay hiray Aminao
Anao anie ity Madagasikara ity Jesosy ô !
Miangavy Anao re zahay vonjeo re ry Ray "Amen.
Izaho tsy mba mankafia chroral fa kosa mampiaiky ahy ny fahaizanareo mihira. Tena mahafinaritra ary tsy mankaleo
Tsara ilay hira, fa na izany aza ny famonjena efa VITA fa tsisy ninoninona ho ataon'Atra intsony. Tsy hanombo an Jesosy fanindroany isika oe vonjeo indray zahay .... Mihinana any kapokan'ny famonjena sisa no atao ... miaina araka reo efa nampanatenainy ....
enga anie mba hihaino sy hamaly vavaka tokoa ny TOMPO
Jesosy o mamelokay, ametrakay eo ampelatananao n'y nosinay
Vola nianga Vola, zah ko otranao ts mahazo aina rats maheno an ty isa maraina
Tiako be ity hira ity 😍😭
Misedra olana tokoa ny firenena ny Antony dia noho ny tsy fihainoantsika malagasy ny Tenin'Andriamanitra.Anton'ny fahoriana manokatra ny sofitsika Izy hihaino ny feony job36:10 ary raha miala @ faharatsinaisika dia fitahina fiadanana job36:11 sy deo 28:1-14 Amen
Be panompo sampy sy be ody loatra ny malagasy ka hany ka ny devoly no manjaka
Ontsa ny fo ,mamela NY helokay Andriamanittra o
tena ilaintsika mihitsy ny mahatsiaro am-bavaka ny firenentsika. Misaotra anareo.
Ray o! anao Madagasikara ka vonjeo izahay fa efa tena miaina ao anaty sarotra tokoa ny nosinay. Mifona re, mamela, ampio izahay.
Lalaina Ramanoelina m
P
Latsaka mihitsy ny ranomasoko mijery sy mihaino ity clip ity. Marina loatra.
wow wow! Tenaaaaa tsara be
Misaotra fa tsara be le hira. Ny Tompo anie homba anareo mandrakariva.
Merci, nanohana be ahy iTy clip iTy. Tsikaritro misy clip nareo Hafa mampiseho sujet malagasy fa tena tsara le mampiseho zavatra gasy na tanana na fomba. Tohizo hatrany ny talenta !
Tompo ooo vahao ny olana an ty Madagasikara ity Jesosy o
Tena henoin ' Andriamanitra izany hira asandratrareo izany, aleo apetraka aminy manontolo ny momba antsika Malagasy
Mila mibebaka ny Malagasy rehetra miala aminy fanompoan tsampy
tompo o! zarao ho an'i mahantra ny harena ao MADAGASCAR, omeo ho an'ireo izay mangetaheta ny fahamarinanao.
Tsara be oh :) deraina ny tompo!
Ity hira ity ho redonitsika Malagasy am zao adi Corona virus izao mba ho fo feno finoana sy fanatenana feno bebehana ts oe hiraina fotsiny
tiko be le sady mivarotra voatabia sy letchi ary mihira.
tena mahantra ny nosinay jesosy! izany ny tononkiranay malagasy rehetra, miara mandohalika eo anatrehanao izahay, mifona re mamela ity nosinay
Tsara sady tena hira hiainan-tsika ankehitriny! Mankasitraka ee
Vonjeo Tompo o! Mijaly ny malagasy!
Ampio zahay ! Vonjeo re ry Ray!