КОМЕНТАРІ •

  • @rakotoarisoatojoniainahard3944
    @rakotoarisoatojoniainahard3944 8 років тому +1

    Reportag tellement nostalgique! jem bcp et un jour j'y reviendrais, plusieurs historiques y résident! bon courage. bye

  • @Ecolestfelix
    @Ecolestfelix Рік тому

    Tanindrazako tsy ho adinoko n'a dia misy aza n'y elan'elantany e

  • @hilaireranarizafinjatovo460

    Ny any aminay ❤

  • @dafafanomezantsoa71
    @dafafanomezantsoa71 5 років тому

    😍😍any aminay 😍😍

  • @ranarivelolucien5130
    @ranarivelolucien5130 8 років тому +2

    misaotra ny tvplus. Ny any aminay tokoa. Tanana mahafinaritra be saingy ratsy lalana. Irinay mba hatao goudron na pave iny mankany aminay iny e.

    • @bradsyt
      @bradsyt 8 років тому

      +Ranarivelo Lucien Marina zany rahalahy. Tadidin' ialahy ve zah ? Kkkkk mpanaraka ny vaovao rehetran' ny Tvplus ato aho dia faly mifankahita eto.

    • @ابوجوري-ب8ل
      @ابوجوري-ب8ل 7 років тому

      Ranarivelo Lucien ،

  • @malalaravaka6508
    @malalaravaka6508 7 років тому +1

    njiiii any @nay marina,Iharamalaza no mis anay!te hody mafy te ahita n bebe sy ny fianakavina 😣

  • @sophierakotoarisoa8967
    @sophierakotoarisoa8967 6 років тому +1

    Njy tena NY any aminay tokoa eee veloma vety2

  • @tianasoaandriamavo8339
    @tianasoaandriamavo8339 8 років тому +2

    mba mangataka ireo olona manakaja ao ambony mba hijery ny lalana aty ambohimiadana fa tena mijaly ny vahoaka madinika misaotra Tompoko

  • @heritinamickaelbruno6777
    @heritinamickaelbruno6777 4 роки тому

    ny any aminay!!!

  • @vayyera
    @vayyera 7 років тому +3

    Mba asivo momba an'i tsiazompaniry sy iharamalaza e, de aza adino le vatoben'Iharamalaza

  • @tianasoaandriamavo8339
    @tianasoaandriamavo8339 8 років тому +1

    aveo ambohimidana mahazo makany ambohitsoa iny no tena ratsy

  • @Zarasoa1
    @Zarasoa1 7 років тому +1

    Tany nahalatsahan'ny tavony

  • @barthelemicoutiti2309
    @barthelemicoutiti2309 7 років тому +1

    Iza no namorona sy nanao ilay feon-kira fa tena mampanembona

    • @malalaravaka6508
      @malalaravaka6508 7 років тому

      BARTHELEMI COUTITI Hiran'i Ejema io zazagasy

  • @lalainasitraka9381
    @lalainasitraka9381 7 років тому +1

    Tena io ny tanananay

  • @rakotoarisoatojoniainahard3944
    @rakotoarisoatojoniainahard3944 8 років тому +1

    Mer6 tv +,