NY ATY AMINAY ANORORO DU 05 NOVEMBRE 2022 BY TV PLUS MADAGASCAR

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 31 гру 2024

КОМЕНТАРІ • 6

  • @lazajens
    @lazajens 2 роки тому

    Mankasitraka tvplus Madagascar 🙏🙏♥️♥️

  • @razayrajoharison7809
    @razayrajoharison7809 Рік тому

    Mankasitraka ny fampahafantarana ny tena kolontsaina maha malagasy. Fahafantarana ny natao ( - ) noho ireo vahiny tonga nitoetra nanao ny tiany teto an-tanindrazana. Misaotra ireo ao ANORORO. Tohizo ary ampitao @ taranaka. Tohizo ny doany. Misaotra TV plus. Mahatoky anareo @ fiarovana ny an’ny tena.

  • @framboiseboni658
    @framboiseboni658 Рік тому

    Émission intéressante

  • @lazajens
    @lazajens 2 роки тому +1

    Marihako eto fa ny ato @ankohonana ato antrano ny fandaharana rehetra voazara eto @ tambajotra rehetra dia casté sur tv daholo, misaotra eh sy mankasitraka

  • @dadasika1588
    @dadasika1588 2 роки тому

    Mankasitra tompoko, fa mangataka koa ny tenako mba hamangianareo ny aty aminay aty Ampahana aty, communa iray 20km miala an'Antalaha amin'ny lalana Sambava iny. Malaza amin'nyDobo mitondra an'io anarana io ihany, ny mampalaza azy ihany koa dia maminany ranomasina io dobo io ary misy plage mahafinaritra efa nanaovan'ny mpihira maro clip video raha tsy hilaza afa-tsy ny tarika Adeline, ny tarika Ny ainga, ny tarika Jao 3 As sy Francisco sns sns...Misy lava-bato anankiroa mananan-tatara ihany koa amin'ny ilany atsimo amin'io vavarano io. Miangavy tompoko...

  • @lauramestakelo6261
    @lauramestakelo6261 Рік тому

    Merci.atsika.manana..zavatra.tsiananganolo.zaho.avi.maroantsetra.ok?