I Gasikara anie mety hoe mahantra fa sarotra afoy e. Eo amin'ny eritaona eo ihany raha betsaka dia tonga matetika Rafanembonana. Mankasitraka Zokibe Rakoto a.
Mankasitra tompoko.zay Anisan zandr kel mba nieno fa makafy fona aty am 2018 dia lavtr n tanindrazan.indray androany ts angamba fa indray androan c sur msaotra tompoko ooo
Azafady indrindra tompoko. Tsy haiko fa ohatra ny somary hoe raha live dia mety fa raha version studio ohatra ny misy zavatra kely hafahafa kely. Fa ny hira aloha dia milay foana. Misaotra Zokibe Rakoto.
@@rakoto6553 Noho ity hiranao ity sy ny feon'ny guitare no anisan'nanosika ahy hianatra tendry gasy ry Zokibe. Hafa mihitsy ny feony indrindra ny basse. Mankasitraka hatrany.
Une des meilleurs chansons de Madagascar ! Merci beaucoup RAKOTO ! Mankasitraka e
I Gasikara anie mety hoe mahantra fa sarotra afoy e. Eo amin'ny eritaona eo ihany raha betsaka dia tonga matetika Rafanembonana. Mankasitraka Zokibe Rakoto a.
Ça c'eat de la bonne musique !!! Et l'histoire derriere, waoo ❤
Ramose Rakoto merci pour cette nouvelle version avec madama kely Doumie tsara be
Mankasitraka hatrany ny sanganasanao RAKOTO , nanamarika tanterika ny fahazazako ity hira ity
Mankafy hatrany, mankasitraka feno
Tena tsara ! Hafa mhtsy , ohatra misy zavatra tsapa hafa mhtsy any anaty any rehefa mihaino azy !
Mankasitraka zoky b 👋👋❤️
Respect ❤❤❤
2023 hira tsy lefy laza rahatrizay
Misaotra zokybe🎉🎉❤🎩
Efa ela be ah nandinika oe ahoana tokoa ra tafaraka mihira an io nareo. Nivaly n eritreritro ary tsy diso fanantenana. Misaotra anareo
Ao tsara👍 Mankasitraka ô🌹
tsara fona ny mihaino an ty vazo ty,ra toa ka any andafy gab no maheno az d ten manina n tanàna tateraka mht
tsara e,kanto lotra
All good thought at the right place......chachinnnnnn
Mankasitraka Rakoto! Respect!
la magie opère toujours
Tiako loatra e♥️
What a wonderful team! Bravo, y'all!
mankafy tanteraka ny tenako , RAKOTO mahatsiaro le spectacle tao antsahamanitra farany, rovina ndray
bravo !!!
respect Rakoto, tsara be ilay arrangement
Wow
Magique 😍
Mijery ilay horonan-tsary taloha dia hoe "ZOKY BE RAKOTO" fa kay diso be izany fa "RAY AMAN-DRENY" no mendrika anao. Tena tsara ity version iray ity.
💚
Respect
Fanajana manokana ho anao Rakoto !!
mbol afa iany zani rakoto retsy
So wonderful!
Hey Annie ,thank you so much !!.
Good song
ki mampitomany be le hira hahatsiarovana ny fahiny
Tsara be, misaotra anareo.
Mankasitra tompoko.zay Anisan zandr kel mba nieno fa makafy fona aty am 2018 dia lavtr n tanindrazan.indray androany ts angamba fa indray androan c sur msaotra tompoko ooo
👍 miala satroka tompoko
😍
2021❤️❤️❤️❤️❤️
Tena ao tsara le hira.
Tena tsara. Mankasitraka
ndriiiiii, fahatsiarovana B
Misaotra Rakoto
J'adore. Tena tsara
Misaotra betsaka
♥♥♥
2023❤❤❤
milentika tsara ilay hira rehefa expatrié mihoatra ny heritaona eo eo
Azafady indrindra tompoko. Tsy haiko fa ohatra ny somary hoe raha live dia mety fa raha version studio ohatra ny misy zavatra kely hafahafa kely. Fa ny hira aloha dia milay foana. Misaotra Zokibe Rakoto.
Hey Raan ,mankasitraka !.
@@rakoto6553 Noho ity hiranao ity sy ny feon'ny guitare no anisan'nanosika ahy hianatra tendry gasy ry Zokibe. Hafa mihitsy ny feony indrindra ny basse. Mankasitraka hatrany.
Sa morso la y mi fé plèr mon kèr y touss mon âme misaotra GasySoul
😭😭😭😭 tena hoe kanto loatra
Tonton , J'espère que tu n'oublieras pas ma part du gâteau pour les vidéos prises "tany tanàna" 😂😂😂
Double pouces
Milay be ilay fampiarahampeo na dia o tena mbola taraiky any @ original nanafosafo ny sofina fahiny ary ny fo
mahafinaritra be kosa io version io
Kanto
ten tsara le hira, mba mis manana karaoké ve? (y)
Tena Tsara
Misaotra betsaka
Mahafinaritra foana
Hey Lydie ,mankasitraka !.Aiza ho aiza no misy anao ? .
Kanto