parole: Lisent! Nya ny inspiraka à gogo Nagidihidy dia vo kokotra Niseo ho grand taty am'ra Zakai, ny ankamaroany dia vo kokoty Henoin'ny capitaly, hanoin'ny la côte À 4 pattes ny R.A.P tsisy capoty Ny akizinareo otrany misy la colle Satria double black ny ambony capot Euros kou ny anty sacoche, Prada, eh bradda Efa n'vonoinay teny am'Pradon, tsisy pitié tsy pardon Coup de bouteille, coup baton N'sipa njay midongy ho atao Manjavona daholy njay lou ry Jerry Fa Tonga anatin'ny game njay Ngiah Tom Anaty pe-ra tsika ny Goat Tairo botiko, ny akanjo mainty daholy otrany gotique Jaloux am'naka ouny izy nefa n'sipany aza tsy n'kotiko Bizarre! Io ndray ra Zakai fa mihisana, mieno n'rap n'letony mamizana Efa oe tsisy mahatsindry ahy so dia tsy herbe n'foanareo fa tissam Pisam, hatrany anata coul mahakobo anay fa tsy sah Tsy sangy, fa ny ray ao ambony no miaro ana ry ben fa tsy Sampy F'iza ary? No mafy anty rap game sy-ga afatsy za Za tsy fils à papa zay miteny oe TN am'visage OG kush, tairo njay anovanay azy dia ndana lisany lou maka touche Vo gety daholy zay tsy mankato, attaquant otrany Lukaku Verenako baiser'na ny game ra tsy faly ela ny loha akapohy Ra marary dia andana tsaboy, anaty Rap be reo traboina Nisy cyclone antsoina oe zakai nandalo tam lera tsy ampoizina Tsy mataotra miosina, ary mahasa mandeh ra Mitraka ny loha, tsy mataotra ny ozona Efa lavitra aho lerony io vo m'demarre N'vadika rano ny bala tamizay tany am désert ny Mali Ny any am'poche mbola manify, mbola tsy mendrika amila ny manindry Zakai no nampianatra anareo namindra Lazao ampahibemaso eto ny marina Copie coller antsika daholy ireo fa alao mody atak oe rappeur tsy manina Tsy ilalao fa todey animba, efa niodina be Anita Courage ary ho any bandy zay avita hitondra azy eo alohany alitara Kata tseka rehetra marika, be no nangataka hiara-ikalo Ozy ny arabe oe tsisy feat aloha fa zay m'rap eo todey aringano Zakai n'itondra ny marina n'tsapa ny alaliny RAP ah marivo itondra tarika sy andiambaoka ah andrava ny MC's ao Iarivo Za'lay rappeur toa zato, niakatra ny niveau zao angamba arrive Mbola feno rara nya ny fo, io ny biby matroy ary fa nifoha Mankasitraka ary makantelina fa ty tonga eto ty njay lou ny King Na maraina, atoandro na ariva, na mihiratra ny maso na mikipy Tsisy avita anindry, tsisy avita animba na i mosavy izy na i kiky Na ihikiaka, na ikiry, na anno karaté ela na i kick
Mlay miandry ny fiverenanao mintsy zay ee🎉🍾
asio clip norma izy grand🔥🔥
'mbola tssy vazon'iZakai ratsy zany 💪🏿
tay amny amany 🔥
Manao lesy le Zakai 🔥🔥🔥🔥
Elaela mintsy tsisy flow otrzan tam rap gasy 🔥
Asio clip lessy👏🏾
Tonga eto.indray aloha ny King ❤
parole:
Lisent!
Nya ny inspiraka à gogo
Nagidihidy dia vo kokotra
Niseo ho grand taty am'ra Zakai, ny ankamaroany dia vo kokoty
Henoin'ny capitaly, hanoin'ny la côte
À 4 pattes ny R.A.P tsisy capoty
Ny akizinareo otrany misy la colle
Satria double black ny ambony capot
Euros kou ny anty sacoche, Prada, eh bradda
Efa n'vonoinay teny am'Pradon, tsisy pitié tsy pardon
Coup de bouteille, coup baton
N'sipa njay midongy ho atao
Manjavona daholy njay lou ry Jerry
Fa Tonga anatin'ny game njay Ngiah Tom
Anaty pe-ra tsika ny Goat
Tairo botiko, ny akanjo mainty daholy otrany gotique
Jaloux am'naka ouny izy nefa n'sipany aza tsy n'kotiko
Bizarre!
Io ndray ra Zakai fa mihisana, mieno n'rap n'letony mamizana
Efa oe tsisy mahatsindry ahy so dia tsy herbe n'foanareo fa tissam
Pisam, hatrany anata coul mahakobo anay fa tsy sah
Tsy sangy, fa ny ray ao ambony no miaro ana ry ben fa tsy Sampy
F'iza ary? No mafy anty rap game sy-ga afatsy za
Za tsy fils à papa zay miteny oe TN am'visage
OG kush, tairo njay anovanay azy dia ndana lisany lou maka touche
Vo gety daholy zay tsy mankato, attaquant otrany Lukaku
Verenako baiser'na ny game ra tsy faly ela ny loha akapohy
Ra marary dia andana tsaboy, anaty Rap be reo traboina
Nisy cyclone antsoina oe zakai nandalo tam lera tsy ampoizina
Tsy mataotra miosina, ary mahasa mandeh ra
Mitraka ny loha, tsy mataotra ny ozona
Efa lavitra aho lerony io vo m'demarre
N'vadika rano ny bala tamizay tany am désert ny Mali
Ny any am'poche mbola manify, mbola tsy mendrika amila ny manindry
Zakai no nampianatra anareo namindra
Lazao ampahibemaso eto ny marina
Copie coller antsika daholy ireo fa alao mody atak oe rappeur tsy manina
Tsy ilalao fa todey animba, efa niodina be Anita
Courage ary ho any bandy zay avita hitondra azy eo alohany alitara
Kata tseka rehetra marika, be no nangataka hiara-ikalo
Ozy ny arabe oe tsisy feat aloha fa zay m'rap eo todey aringano
Zakai n'itondra ny marina n'tsapa ny alaliny RAP ah marivo
itondra tarika sy andiambaoka ah andrava ny MC's ao Iarivo
Za'lay rappeur toa zato, niakatra ny niveau zao angamba arrive
Mbola feno rara nya ny fo, io ny biby matroy ary fa nifoha
Mankasitraka ary makantelina fa ty tonga eto ty njay lou ny King
Na maraina, atoandro na ariva, na mihiratra ny maso na mikipy
Tsisy avita anindry, tsisy avita animba na i mosavy izy na i kiky
Na ihikiaka, na ikiry, na anno karaté ela na i kick
Miandry song mandona maître zakai
Les maitre en retou💥💎🏆🏆🏆🎖♠
Kay lele!!!Viseny daoly akist lele
CCA GANGS -+- BOTORIO MUSIC
🔥mamay!!!🔥
download avy hatrany
❤🔥🔥
🔥🔥
aivr 😯😯
mamay ah
🔥👽🔥
Mamay b
💥💥💥
🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥
2024?
💪💪
🔥🔥🔥
🔥👌
💥💥💯
🔥🔥🔥🔥
🔥🔥🔥🎧🎼
Voatetitetika tsara
norme
Mamay vazo e
🔥🔥🔥🫠🔥🔥🔥
🔥🔥
🔥🔥🔥
💪💪