Ny Hira sy mozika (Fara sy Salomon - A/C: Rivo Ramandiamanana), Asnah (Ny Ainga) feat Fob Frijo
Вставка
- Опубліковано 9 лют 2025
- V : Ny hira sy mozika
Natao hiainantsika
Hamelona eto izao
Ty ventson'olondroa tsy mety mifandao
Duo : Fehezan-kira iray
Ho anao mandrakizay
Ho tsaroana sy kalokaloina
L : Ela niandrasana ty foko niolomay hatramizay
Te hampiara-peo indray
hiombon-kira aminao (x 2)
Duo : Hihira aho ho anao
Ho ren'izao tontolo izao
Ny fo sy saina hifangia
V : Hiara-paly sy hirihariha
Duo : Hihira aho ho anao
Mandra-piavin'ny hariva
V : Ho tadidy anatiko ao (x 2)
Duo : Ny feonao toa feon'antsiva
Tsara e! Tena mahay mampiara- peo ianareo ary mahatoraka ny feon'i Salomon ilay tsy fantatro anarana
TENA feno
Mazana be nareo 2 letia e (tena le jeu vocal Tsu missy diso mintsiny fa manaja ilay fanaon' dry Salomon azy
Merci