AMPY IZAY! (Mr Robert)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 2 чер 2021
  • Ho fankasitrahana an'i Mr RAKOTOARISON Robert, mpampianatra naharitra 10 taona teto amin'ny sekoly BRIGHT SCHOOL Anosibe ity hira noforoniny ity.
    Iza moa Mr RAKOTOARISON Robert na Tonton Robert?
    Mpampianatra, mpanabe ary mpanakanto ara-pilazantsara ihany koa. Hira anisany be mpankafy indrindra ity hira noforonina mitondra ny lohateny hoe AMPY IZAY ity. Ankoatra ny maha mpampianatra azy ihany koa anefa dia miaramila tao amin'ny Tafika an-dranomasina Malagasy izy. Tany no niantsoan'ny Tompo azy ho mpitory Filazantsara. Mpampianatra tsotra, hentitra be vazivazy. Atolotro ho azy ity clips ity ho fankasitrahana noho ny faha 10 taona nampianarany teto amin'ny sekoly.

КОМЕНТАРІ •