solofomanana harivelo
solofomanana harivelo
  • 4
  • 522
AMPY IZAY! (Mr ROBERT)
Ho fankasitrahana an'i Mr RAKOTOARISON Robert, mpampianatra naharitra 10 taona teto amin'ny sekoly BRIGHT SCHOOL Anosibe ity hira noforoniny ity.
Iza moa Mr RAKOTOARISON Robert na Tonton Robert?
Mpampianatra, mpanabe ary mpanakanto ara-pilazantsara ihany koa. Hira anisany be mpankafy indrindra ity hira noforonina mitondra ny lohateny hoe AMPY IZAY ity. Ankoatra ny maha mpampianatra azy ihany koa anefa dia miaramila tao amin'ny Tafika an-dranomasina Malagasy izy. Tany no niantsoan'ny Tompo azy ho mpitory Filazantsara. Mpampianatra tsotra, hentitra be vazivazy. Atolotro ho azy ity clips ity ho fankasitrahana noho ny faha 10 taona nampianarany teto amin'ny sekoly.
Переглядів: 13

Відео

AMPY IZAY! (Mr Robert)AMPY IZAY! (Mr Robert)
AMPY IZAY! (Mr Robert)
Переглядів 213 роки тому
Ho fankasitrahana an'i Mr RAKOTOARISON Robert, mpampianatra naharitra 10 taona teto amin'ny sekoly BRIGHT SCHOOL Anosibe ity hira noforoniny ity. Iza moa Mr RAKOTOARISON Robert na Tonton Robert? Mpampianatra, mpanabe ary mpanakanto ara-pilazantsara ihany koa. Hira anisany be mpankafy indrindra ity hira noforonina mitondra ny lohateny hoe AMPY IZAY ity. Ankoatra ny maha mpampianatra azy ihany ko...
AMPY IZAY! (Groupe OBS)AMPY IZAY! (Groupe OBS)
AMPY IZAY! (Groupe OBS)
Переглядів 4583 роки тому
Atolotra manokana ho an'i Mr RAKOTOSON Robert, mpampianatra nandritra ny folo taona teto amin'ny sekoly BRIGHT SCHOOL Anosibe ity hira ity. Misaotra anao fa tena tsara ilay hira noforoninao Ramose Robert a.
Kolontsaina anivon-tanin'ImerinaKolontsaina anivon-tanin'Imerina
Kolontsaina anivon-tanin'Imerina
Переглядів 303 роки тому
Le vakodrazana ou hira gasy1, est un spectacle populaire de Madagascar assimilable au théâtre populaire ou à l'opérette. Composé de musique, de chants et de danses propres à la culture des peuples des hauts plateaux centraux de Madagascar (les Merina en particulier), les représentations se déroulent indifféremment en plein air ou en salle. La mise en scène implique souvent le port de costumes t...