Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Bonjour mon frère bonne initiative pour l'année 2025 pour ces filles collaborer ensemble vous allez loin bon geste tu es un très bon compositeur continue comme ça on est vers toi merci
Continue zandry tu nous fais vraiment rêver le monde entier
MANKASITRAKA BETSAKA ANAO ZOKIBE, zahay mpankafy mahatsiaro voahanatra satria hita ao aminao lay FAHATSORAM-PO sy FITIAVANA karaha gadogna hiranareo igny faogna😊🥰🥰👏👏👏
Mankasitraka anao Meur.Francis Pierrot , voninahitra lehibe atolotra ho anao , izany ka olombelona Malagasy tsara sitra- po sy be fitiavagna ary misaingy ! Efa sarotra ny mahita olombelogno Malagasy tsara sitra- po eto Madagaskar , tegna mahafinaritra ianao tompoko , koa ho ela velogno sy hahita fiadanagna eo @ fiaignana ! Izaho dia tegna mankafy ilay hira - nareo , satria tsara be ilay hira ( gadona , feo , sy musique ), magnambara tegna hira côtier Malagasy maha tegna Malagasy atsika ! Aty lavitra zah mitandregny hira- nareo , fa tegna tsy mankaleo ny mitandregny azy ! Enga anie marigny , mba tsy hataon'olonkafa tsy rambina ilay hira , satria manan -danja loatra !Koa bonne chance ho anareo jiaby namokatra ilay hita , fa tegna tsara loatra ❤
@@fleurettekobel2490 Mankasitraka ary mirary soa hoantsika jiaby 😘🙏🙏
Mirary soa hatrany ho lasa lavitry
Tsisy hira vao2 mpankafy
Bonjour mon frère bonne initiative pour l'année 2025 pour ces filles collaborer ensemble vous allez loin bon geste tu es un très bon compositeur continue comme ça on est vers toi merci
Continue zandry tu nous fais vraiment rêver le monde entier
MANKASITRAKA BETSAKA ANAO ZOKIBE, zahay mpankafy mahatsiaro voahanatra satria hita ao aminao lay FAHATSORAM-PO sy FITIAVANA karaha gadogna hiranareo igny faogna😊🥰🥰👏👏👏
Mankasitraka anao Meur.Francis Pierrot , voninahitra lehibe atolotra ho anao , izany ka olombelona Malagasy tsara sitra- po sy be fitiavagna ary misaingy ! Efa sarotra ny mahita olombelogno Malagasy tsara sitra- po eto Madagaskar , tegna mahafinaritra ianao tompoko , koa ho ela velogno sy hahita fiadanagna eo @ fiaignana ! Izaho dia tegna mankafy ilay hira - nareo , satria tsara be ilay hira ( gadona , feo , sy musique ), magnambara tegna hira côtier Malagasy maha tegna Malagasy atsika ! Aty lavitra zah mitandregny hira- nareo , fa tegna tsy mankaleo ny mitandregny azy ! Enga anie marigny , mba tsy hataon'olonkafa tsy rambina ilay hira , satria manan -danja loatra !
Koa bonne chance ho anareo jiaby namokatra ilay hita , fa tegna tsara loatra ❤
@@fleurettekobel2490 Mankasitraka ary mirary soa hoantsika jiaby 😘🙏🙏
Mirary soa hatrany ho lasa lavitry
Tsisy hira vao2 mpankafy