TELEVIZIONA - Fahatsiarovana miaraka amin’i Lily sy i Christian ary i Rija Tahiana

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 8 вер 2024
  • Iza no tsy mahafantatra an’i Lily, Christian sy Rija Tahiana ? Kintan’ny fanentanana fandaharana amina fahitalavitra eto Madagasikara. Nahafantarana azy ireo tamin’izany fotoana izany ny Fanta Hit Parade, ny Pazzapa sns. Nahasarika tanora maro tokoa ry zareo tamin’izany. Fa mbola mitohy foana hatramin’izao ny an’i Rija Tahiana sy Christian. Ry zareo koa moa tanora lalandava, na ny fiaina na ny fihetsika na ny fitafy. Tahaka ny tsy miha-antitra izany mihitsy na efa 20 taona mahery aza nisehatra teo amin’ny tontolon’ny haino aman-jery. Efa tsy monina eto Madagasikara intsony i Lily fa any ivelany. Nandalo vetivety teto an-tanindrazana izy dia nohararaotinay nasaina niaraka izy telo mianadahy. Fahatsiarovana mahafinaritra.

КОМЕНТАРІ • 1