VAOVAO MINUTE FLASH 04 SEPTAMBRA 2024

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 16 вер 2024
  • - FIFIDIANANA : Nosakanan’ny mpitandro ny filaminana ny fivoriana saika nataon’ny Firaisankina tetsy amin’ny Magro Behoririka androany alarobia
    - ANJOZOROBE : Olona dimy voarohirohy amin’ny resaka fakana an-keriny karohin’ny zandary
    - FANABEAZANA: Hisy fandaharana vaovao tontosain’ny radio RDJ sy ny tetik’asa "Ndao hamaky teny" ho fanentanana ny ankizy ho tia mamaky boky
    - FIARAHA-MIASA :Manomboka androany alarobia ny fihaonana momban’ny fiarahamiasa eo amin’ny Sina sy Afrika izay atao any Beijing
    - BAOLINA KITRA : Fandresena no tanjona amin’ny lalao hihaonan’ny Barea amin’i Tonizia hoy Romuald Rakotondrabe

КОМЕНТАРІ •