AHOANA NO HAHAFANTARANA FA TENA KRISTIANA NY OLONA IRAY ? | Fenohasina ANDRINIRINA | MCTV
Вставка
- Опубліковано 6 лют 2025
- 𝐀𝐇𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐎 𝐇𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀 𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐊𝐑𝐈𝐒𝐓𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐀𝐘 ?
✅Valiny : Ny tena Kristiana dia izay fantatr'i Jesosy. Fantatr'i Jesosy ve ianao ?
Araho ato anatin'ny 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙖𝙝𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 "𝙁𝘼𝙉𝙏𝘼𝙍𝙊 𝙉𝙔 𝙈𝘼𝙍𝙄𝙉𝘼" miaraka amin'ny mpanompon'Andriamanitra 𝗙𝗲𝗻𝗼𝗵𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 ny fanazavana mahakasika izany.
Tsy ny asa , ny toerana misy anao no hamantaran'i Jesosy anao.
Tena betsaka ny olona tsy mbola fantany kanefa izay fantatr'i Jesosy ihany no an'i Jesosy. 😉
Raha te ho fantany ianao dia araho ny fampianarana ato anatin'ny fizarana ary ampiharo amin'ny fiainanao hahafahanao mandova ny fiainana mandrakizay.
𝑭𝒂 𝒓𝒂𝒉𝒂 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒌𝒐𝒔𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒉𝒊𝒏'𝒊 𝑲𝒓𝒊𝒔𝒕𝒚, 𝒅𝒊𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝑨𝒛𝒚 𝒊𝒛𝒚. - Romana 8:9
#JESOSY_KRISTY_TOMPO_SY_ANDRIAMANITRA
#FANTARO_NY_MARINA #famonjena #kristiana #MCTV #toriteny #toritenyévangélique #malagasy #madagasikarahoaniKristy #mctv
Mijoro am Fahamarinana sy Fahamasinana.
N'y faharetan'ny olona Marina Dia izay mitandrina n'y didin'Andriamanitra sy ny finoana an'i Jesosy
Tsy maintsy manana ny tombo-kase : dia ny Fanahy Masina , misaotra