C.E.G Anosisoa - Ambohimanarina / 20 avril 2016

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 24 жов 2024
  • Fanao isan-taona eto amin'ny CEG Anosisoa ny Tournoi de Basket Inter Classe, saingy niavaka kely tamin'ity taona ity satria tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha 50 taonan' ny CEG Anosisoa Ambohimanarina izany (1966-2016).
    Ankoatra ireo lalao famaranana isaky ny kilasy dia nisy ny "match d'exhibition" izay nifandonan'ireo mpampianatra amperin'asa tamin'ireo tranainy.
    Nisy ireo mpianatra sy mpampianatra mainty molaly nanotrona izany izay notarihin' Atoa Razafiarinosy Arsène (tale taloha teto amin'ny CEG).
    Isaorana betsaka ireo mpianatra, mpampianatra, mpanabe, ray aman-dreny, ary indrindra ireo tompon'andraikitra ao amin'ny Boriborin-tany faha-6 Ambohimanarina izay nanampy betsaka tamin'ny fanatontosana, toy ny fanomezana ny Terrain sy ny Sonorisation.

КОМЕНТАРІ •