Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Tina na maman'i Clara aty Araby saodih trara aky fa tohizo ry Voariah! henganieh!!! ny zanako mba hanaraka ny diandry sy ny akizy malagasy rehetra deh ho tahin'Andriamanitra anie indry sy ny talenta izay hananan'dry
Misaotra ny ray sy reny niteraka azy tamin ny nikolokoloin izy reo azy, nanbeazany azy ho toy izao
tiako loatra le gasigasy, tokony ho maro ny zaza ankehitriny hirona tahaka ny ataon'i Voara izao
Tena tsara Voara e!
Mankasitraka be ô..kanto loatra..mirary soa an i Voara kely
Dia tena tsara feo ary manana talenta tokoa anie ianao Ramatoa Kely, fa dia tohizo atrany!
ten res laatr @ feon'ity tovovav kel ti mihits aho mrn!!!belle voix
tsara fa tohizo mirary soa mba ho lasa lavitra amin'ny zava-kanto malagasy
Mahafinaritra ahy mihitsy ny fahaizandry ry Voara kely,indrndra rehefa kalon'ny fahiny
Tsara ka tohizo ... Ho Voara endriky ny Kanto Malagasy
mankafy anie zany e :) :) :) Mandrotsirotsy ery
tena mahafinaritra mihitsy mankasitraka be dia be tena ianao no reharehan'ny ba gasy sangany eo amin'ny ba gasy
Mankasitraka anao Voara an! tohizo e!
mankasitraka e
elle a une voix incroyable
tena mahafinaritra
Dia tsy mety leo ahooo
Misaotra akia Voara a
Tena tsara éééé!!!!!
Tena mankasitraka voara
tsara e...... tena tsra
Mankasitraka o!
j'adoooooooooooooore
very nice song
mankasitraka ô
😍😍2021
Ccesca 2016 mada
💞💞💖💖💖❤❤❤
Cool❤❤
👍👏💋💓👭
Wonder why she's barefoot🤔
to be more simple with its held on stage
and every one likes it