TOP 10 SAKAFO MALAGASY
Вставка
- Опубліковано 11 кві 2024
- 🇲🇬 Top 10 Sakafo malagasy tena tiako ! 🥗
Mapiseho antsika ity vidéo ity fa manankarena amin'ny resaka sakafo isika Malagasy. Filaharana ho ahy manokana ilay izy fa tsy voatery hitovy ny zava-tiantsika 😋😘
🇫🇷 Voici mon Top 10 des repas ou mets malagasy !🥗
Cette vidéo montre juste une échantillon de la richesse culinaire de mon pays et le classement est très personnel donc soyez indulgent envers moi mdr 😇
Donnez-moi en commentaire votre plat ou mets favoris !🍲🍝
Abonnez-vous !
.
.
.
Music : Oussama arichi from Pixabay
#madagascar #cuisine #océanindien - Розваги
Anamadinika sy hanakisoa top du top 😍😍😍
Hanakisoa aona madama a!? 🤣🤣
Hena heeeena heeeeeeeeenaaaaa
Le voanjobory tena zeuneupeupa🤢
@valerietahianarabearisoa6552 saika tsy nazava oe HENA ilay izy 😤😤😤, za ela tsy ninana voanjobory eeee 😤😤😤
Misaotra ny zara mialatsiny fa sosisy sy tsaramaso te tsy tiko sorry
@@margodelarosa7268 tsy misy ialana tsiny zany fa samy manana ny zavatra tiany sy mety amin io 😉😁😁
Voanjobory lena & voatavo ary hen'omby matavy ( asiana anamalaho ) fa rena waaaaooooo miam miam be 😋
Anamadinika & hena kisoa na hen'omby matavy
Ravim-boamanga & voanjobory lena ary anamalaho afangaro @ hen'omby
Manao liste an sakafo teneninareo rehetra za
Kkkkkkkkkkkkk trondro maina mifangaro voanino tiako be
Tena mifona amty Trondro maina ty koss alo e 🤣
trop bien je vais apprendre le gasy avec tes vidéos !
Ca me fait plaisir de lire ça 🥰🥰 et moi je vais essayer de faire connaître le malgache et Madagascar par mes vidéos 👌🏻
Ravy tonto sy hena kiso 😋💯
Atao tsika mahazo mints zany 🥴🥴🤣🤣
Sakafo gasy miteny frantsay. Aza mapme ! Sady ilay accent miteny frantsay 😂😅
Ataovy teny frantsay ranoray leroa à ! Menatra a😂
Marina Ilay remarque 😅 tena miala tsiny raha naha menatra anao. Ny manao ranoray alo tsoriko fa tena mbola sahirana aho na am teny gasy na am teny Frantsay 😅😅 fa hanatra ny fiainana dia miezaka eny faona e 😁 fa misaotra betsaka amin ilay fanamarihana.
Fijery négatif foana inona no mahamenatra ? Menamenatra fahatany izy no miteny vary amin’ny anana teny gasy teny frantsay ka ianao no menatra accent ? D’maninona ? Matsiravina ahy ny olona toa anao
@@maandrymax
Aza miraharah izay vavany olona any kambony
@@schima9894 mankasitraka be 🥹❤️❤️❤️
Tena tsy azoko ilay video "top 10 ny sakafo tena tiko" -
Nefa manomboka am sakafo tena tsy tiko avy eo
Mila minana Trondro matetika gamba ianao
Sady tsy hainao ilay sakafo gasy
Ity kosa alo tena raha tsy no teneninao tena tsy tsikaritro 😅, tena marina ny anao tokony nataoko oe Top 10 ana sakafo fotsiny 🤔 voaray tompoko fa miezaka manatsara eny foana 🙏🏻
Trondro maina endasina kosa aloha tena Top eh ... Ny ahy ny tena tiako Vary miaraka amin'ny Sauce Voanjo hoanina miaraka amin'ny Lelan'omby natono 😍❤
De base tsy mahazaka vary ny vavoniko fa là.... Tena woah...
Ny Langouste atono koa tena miam be 😍
Hay dia lasary orange ilay misy sakay ireny... aïe aïe aïe hoanina miaraka amin'ny trondro endasina...
Ilay voatavo sy totokena, okey, tsara... Fa tsy tokony io kosa ny laharany eh 😂
Tsy mazaka vary???? 😧😮 woaooo… zay za vao naheno anzany 😁… mila andraman zan lelan omby atono sy vary miarak am sauce voanjo zan 🤔🤔🤔 …. Ilay lasary voasary koa tiko 😍😍 Langouste efa tena level ambony 🥰
Top 10 : Trondro (Nahandro Gasy)
Top 9 : Katsaka natono - jus de goyave
Top 8 : Vary amin'anana au gingembre
Top 7 : Ravitoto à l'ail et au coco
Top 6 : Tsaramaso au coco
Top 5 : Saosisy sy anandrano
Top 4 : Brochette de Coeur de boeuf - Mangahazo endasina - Lasary karaoty - Pakopako
Top 3 : Ondry au coco ( carottes sautées au beurres ou frites à l'ail et un peu de carry)
Top 2 : Langouste (atono - lasary voasary)
Top 1 : Lelan'omby (atono - saosy voanjo)
@@malantozeinka1165 je prends note… loka sakafo mila atao ref le tsy mahita loka atao 🤣🤣
Top10: crabe 🦀 au coco👍
Top 9: Trondro nahandro gasy
Top 8: Thon au coco au poivre Vert 👌
Top7: Ravitoto au lait de Coco (asina hen'omby kely)
Top 6:Brochette au calamar
Top 5: vily au Coco
Top 4: lelan'omby si petits pois
Top 3:Brochette de viande (asina sauce voanjo)
Top 2: canards sauce au poivre vert (atao ritra tsara) nahandro gasy
Top 1: banane manta andrahoina asina lait de coco+ asina vanille kely
@onioni560 tokony menu anaty Restaurant mintsy ty 😍😍
Le top 1 lu d itovizanao amin'ireo zanako kambana mianadahy.
Fa ny ahy kous n top 1 d orana na ilay antsoina oe Écrevisses amin'ny teny vahiny., D n top 2 kotoleta. Top 3 hen'omby retraite. Top 4 akoho gasy alaina rony d aveo atao saosy. Top 5 ravitoto sy henankisoa. Top 6 hen'omby na henakisoa sy voanjobory. Top 7 Trondro frite. Top 8 trondro saosy. Tsaramaso sy saosisy. Top 9 hena omby sy anana. Top 10 trondromaina saosy.❤ Marihako lu fa tena tiako dol reo laoka reo an. Mbol mis bdb aza toy ny Drakaka na crabe saosy mmmmhhhh❤😋🥰...
Ilay Kotelette alo tena tsara ee 😍😍
@@maandrymax 👌👍
Fa aona le sosisy ts tafiditra top 2 😂😂
Sosisy tiko indrindra
Ra ntena marina Top 1 daholo reo akotran le Trondro maina 🤣🤣
😂yo
Le conflit entre ce que je dis et les montage 🤣🤣🤣
@@maandrymax je sors aussi mon top bientôt!! le tien est éclatéééé avec ton voatavo là
@mattgenus épate nous alors, team Voatavo 🔥🔥🔥
Ary ahoana ny anamalaho? poly? varanga? amalona sy henankisoa? Akoho sy tsiperifery? Saosisy sy anandrano? 😁
Zany Poly sy Varanga zany zao tsy fantatro 😅😅😅 na fatako amin na anarana hafa
@@maandrymax Poly: ravina saonjo namainina, tena matsiro be 😉 Varanga: nofon-kena omby nandrahoina halemy tsara dia saratsarahana ho lasa toy ny fil dia endasina. Sakafo aroso rehefa amin'ny fotoan-dehibe tamin'ny andro taloha io
@maholyravaloharimanitra1337 ahhh 😮 tena mila manandran anzan za 😁 surtout ilay faha 2 io « Varanga » 😍😍
Bandy tsy tia trondro zany hafahafa 😂😊😅
Afahafa aona lety e!? 🤣🤣🤣
@@maandrymax trondro kosa ve lessy no eliminenlah volo 😂😂😂
Trondro maina fa tsy ny trondro koss e 🤣🤣🤣
aona lesy ity top 1 ity le! 🤣🤣 naveriko nojerena ilay video fa mbola tsy niova ihany ilay izy 🤣🤣
nenah top 1 sosety andrahoana fotsiny tsy asiana menaka sy fangaro 🤣🤣🤣
🤣🤣🤣🤣 avereno ndray oe sod niova!? 🤣🤣🤣 inona less Top 1 zan le?? Efa jardinage zan fa tsy cuisson tsony 🤣🤣🤣🤣
N'y ahu saucisse s'y anadrano humml
Saucisse is Bae 🔥🔥😁😁
Les merinas cuisinent trop mal .
Ce n‘est pas bien de généraliser
Mais c’est la vérité
Un peu déçu du contenu, sans vouloir t'offenser bien sur, je suis mêmes ravi que des malgache se lance dans diffèrent thèmatique sur UA-cam. Je trouve juste que la vidéo est trop centré sur toi, franchement je ne vois pas pourquoi on s'intéresserais a ce que tu aime ou pas. Ou c'est le titre de ta video qui n'etait pas assez clair pour moi. Bonne continuation!
Mais en aucun cas je serai offensé par ce genre de remarque, en plus c‘est un remarque qui m’aiderait beaucoup à developper les prochaines vidéos.
Vraiment merci pour ton commentaire et j‘en prends bien note ❤️🫡