![Maandry Max](/img/default-banner.jpg)
- 35
- 6 875
Maandry Max
Germany
Приєднався 2 тра 2015
De plus en plus libre
GENERATION 90 - AO VE IANAREO ?
Vidéo iray izy ity hizarana aminareo mpanaraka ireo tsiaro vitsivitsy tany amin'ny fiatombohan'ny taona 2000 tany. Mitantara ireo fahatsiarovana tamin'ny fahazanana nahafinaritra tamin'izany fotsiny aho moa.
Aza misalasala ary manaraka ny pejy sy mametraka "J'aime" ny vidéo antsika!
Mijereva finaritra ary ô!
Music by Denis Pavlov from Pixabay
Aza misalasala ary manaraka ny pejy sy mametraka "J'aime" ny vidéo antsika!
Mijereva finaritra ary ô!
Music by Denis Pavlov from Pixabay
Переглядів: 133
Відео
Petite balade à Francfort
Переглядів 68Місяць тому
une petite vidéo de mon week-end a Francfort. J'ai essayé de prendre plein de vidéo et je vous ai rassemblé tout ça.
NOSTALGIE TIME: IREO DESSINS ANIMÉS TAMIN'NY FAHAZAZAKO
Переглядів 1462 місяці тому
Tsiaro kely fotsiny an'ireto dessins animés ireto ity vidéo ity ! Tsy Top izy ity fa izay mba tsaron'ny saiko fotsiny no zaraiko aminareo. Mety mbola betsaka ny tsy voateny tao anatin'ny vidéo ka manasa anareo hifampizara izany ao @ commentaire :D Mankasitraka e ! Abonnez-vous ! :*
TOP 10 SAKAFO MALAGASY
Переглядів 2,2 тис.3 місяці тому
🇲🇬 Top 10 Sakafo malagasy tena tiako ! 🥗 Mapiseho antsika ity vidéo ity fa manankarena amin'ny resaka sakafo isika Malagasy. Filaharana ho ahy manokana ilay izy fa tsy voatery hitovy ny zava-tiantsika 😋😘 🇫🇷 Voici mon Top 10 des repas ou mets malagasy !🥗 Cette vidéo montre juste une échantillon de la richesse culinaire de mon pays et le classement est très personnel donc soyez indulgent envers m...
Vlog #2: Je vous emmène à Heidelberg
Переглядів 664 місяці тому
Dans ce Vlog je vous partage ma Journée dans une des villes les plus visité de l'Allemagne. Réputé pour les ruines de son Vieux Château qui se tient encore debout malgré le temps et l'histoire. bon visionnage. Music: - Kensun - Ride For You Téléchargement gratuit : Musique proposée par Audio Libre : • Musique Gratuite Dynamique Joyeuse Li... -The sea storm No 1- Vivaldi
TY MANDAINGA, EP 01 AVEC FENO
Переглядів 2465 місяців тому
🎉 Nouvelle vidéo ! 🎥 TY MANDAINGA EP 01 avec Feno Explorez notre concept inédit, inspiré des plus grands UA-camurs ! Avec des épisodes plus courts et plus d'invités: Qui sortira vainqueur de ce défi culinaire ? Découvrez-le en regardant la vidéo et jouez avec nous ! 🍞 Pensez à vous abonner pour ne pas manquer les prochaines épisodes ! 🔔 Peace Music by Amir Firouzfard from Pixabay
Hängebrücke- Vlog #1
Переглядів 746 місяців тому
Bienvenue sur ce Vlog #1 🎥 Aujourd'hui, on partage notre escapade au Pont suspendu de Todtnau. C'est un nouveau format chill, parfait pour une pause rapide. J'espère que ça vous plaît ! N'oubliez pas de vous abonner, de laisser des commentaires et des j'aime pour nous soutenir. Merci énormément 🙌
Vos Messages
Переглядів 636 місяців тому
On termine l'année avec cette petite vidéo, merci beaucoup les copains. Passez de bonne fête de fin d'année.
SAKAY EP02 avec Pathy Ra & Michael Arivony
Переглядів 5327 місяців тому
-Deuxième épisode pour ce concept avec de nouveaux invités et nouvelles sauces 🌶 🍗 Enjoy 😄 World of Pathy: profile.php?id=100063762057310&locale=fr_FR Michael Arivony: www.youtube.com/@UCeHJzpP0dffIC9UV3Zh_L9w Photographie 📸: DieMenakely- diemenakely.de/ MiaroPhotography miarophotography?igshid=NGVhN2U2NjQ0Yg Musics: - Sound Effect by Gregor Quendel from Pixabay - Exc...
Merci de nous suivre dans nos conneries
Переглядів 1478 місяців тому
Très content d’avoir des amis comme vous, et très heureux d’avoir des personnes qui nous supporte dans nos delires.
Merci les Copains/ Vidéo fin de saison Max
Переглядів 8910 місяців тому
On se revoit bien dans quelque mois. et Merci a tout ce qui ont participé a la realisations de ces vidéos.
Gouté pt 2 histoire de cloturé cette video avec Kindro et Matt Genus
Переглядів 8811 місяців тому
Gouté pt 2 histoire de cloturé cette video avec Kindro et Matt Genus
ROAD TO BAYONNE Pt1 Aventure be tsy misy otran zany
Переглядів 122Рік тому
ROAD TO BAYONNE Pt1 Aventure be tsy misy otran zany
SAKAY: We've tried 5 different "hot sauces".
Переглядів 309Рік тому
SAKAY: We've tried 5 different "hot sauces".
Compil de nos meilleurs moment sur Among us avec les copains
Переглядів 78Рік тому
Compil de nos meilleurs moment sur Among us avec les copains
Bonne Journée / Tontolo andro mahafinaritra
Переглядів 155Рік тому
Bonne Journée / Tontolo andro mahafinaritra
Anisan'ny tsaho koa hoe misy devoly ny bolo ahahah
Ilay cake Hakunamatata lazaina fa misy drogue ko 🤣🤣🤣
Milay lesy Maandry :D namerina kely ny tsiaro. Tora-bitsika mbola tadidin lisany? xD De ny kalon'ny fahinin'ny 2000s ho cringe xD donné donné masikita
Feno souvenir miverina andoako mintsy less amzao le!! Naha finaritra ana nanoratra an ty video iray ty
Hello , c’est sympa Tu utilises quelle camera stp? 🙂
Coucou 👋🏻, merci beaucoup ❤️❤️, j’utilise mon IPhone pour mes vidéos
Merci pour cette petite dose de nostalgie frère 😀 Hey, tsy voatery extraterrestre kosa ny monstre amin'ny Martin Mystère e ! sa
De rien, j’arrive avec d’autres dose de nostalgie 😁🤣 En vrai je ne suis plus sur mais c’est surtout des trucs surnaturels 🤔
Kkkkkkkkkkkkk trondro maina mifangaro voanino tiako be
Tena mifona amty Trondro maina ty koss alo e 🤣
Fa aona le sosisy ts tafiditra top 2 😂😂 Sosisy tiko indrindra
Ra ntena marina Top 1 daholo reo akotran le Trondro maina 🤣🤣
Aaa Winx koa rangah nalaza aaa 😭
J’avoue, sad nanaraka mintsy koa za 🤣🤣
Olivier et Tom lessy 😂
Tadidko ty!! Fa après za manokana tsy dia naharaka an ilay izy 🤣🤣
Natsoina koa hoe "Benjamin" non? zay ny tadidiko 😂
Merci beaucoup pour ce retour à l'enfance !
Je suis tellement fière de notre génération 🥲
Shiruken school, jackie chan, hamtaro 😭❤️❤️
Ilay hamtaro ny générique nilay b
Tom Sawyer the GOAT🥇
Et Joe l‘indien ?
misoatra betsaka ! tu connais le dessin animé Arthur ? j'adore ! vive les 90s
Oui je connais, j‘ai pas vraiment regardé 😅
Voanjobory lena & voatavo ary hen'omby matavy ( asiana anamalaho ) fa rena waaaaooooo miam miam be 😋 Anamadinika & hena kisoa na hen'omby matavy Ravim-boamanga & voanjobory lena ary anamalaho afangaro @ hen'omby
Manao liste an sakafo teneninareo rehetra za
Ravy tonto sy hena kiso 😋💯
Atao tsika mahazo mints zany 🥴🥴🤣🤣
Un peu déçu du contenu, sans vouloir t'offenser bien sur, je suis mêmes ravi que des malgache se lance dans diffèrent thèmatique sur UA-cam. Je trouve juste que la vidéo est trop centré sur toi, franchement je ne vois pas pourquoi on s'intéresserais a ce que tu aime ou pas. Ou c'est le titre de ta video qui n'etait pas assez clair pour moi. Bonne continuation!
Mais en aucun cas je serai offensé par ce genre de remarque, en plus c‘est un remarque qui m’aiderait beaucoup à developper les prochaines vidéos. Vraiment merci pour ton commentaire et j‘en prends bien note ❤️🫡
Les merinas cuisinent trop mal .
Ce n‘est pas bien de généraliser
Mais c’est la vérité
Le top 1 lu d itovizanao amin'ireo zanako kambana mianadahy. Fa ny ahy kous n top 1 d orana na ilay antsoina oe Écrevisses amin'ny teny vahiny., D n top 2 kotoleta. Top 3 hen'omby retraite. Top 4 akoho gasy alaina rony d aveo atao saosy. Top 5 ravitoto sy henankisoa. Top 6 hen'omby na henakisoa sy voanjobory. Top 7 Trondro frite. Top 8 trondro saosy. Tsaramaso sy saosisy. Top 9 hena omby sy anana. Top 10 trondromaina saosy.❤ Marihako lu fa tena tiako dol reo laoka reo an. Mbol mis bdb aza toy ny Drakaka na crabe saosy mmmmhhhh❤😋🥰...
Ilay Kotelette alo tena tsara ee 😍😍
@@maandrymax 👌👍
Tena tsy azoko ilay video "top 10 ny sakafo tena tiko" - Nefa manomboka am sakafo tena tsy tiko avy eo Mila minana Trondro matetika gamba ianao Sady tsy hainao ilay sakafo gasy
Ity kosa alo tena raha tsy no teneninao tena tsy tsikaritro 😅, tena marina ny anao tokony nataoko oe Top 10 ana sakafo fotsiny 🤔 voaray tompoko fa miezaka manatsara eny foana 🙏🏻
Sakafo gasy miteny frantsay. Aza mapme ! Sady ilay accent miteny frantsay 😂😅 Ataovy teny frantsay ranoray leroa à ! Menatra a😂
Marina Ilay remarque 😅 tena miala tsiny raha naha menatra anao. Ny manao ranoray alo tsoriko fa tena mbola sahirana aho na am teny gasy na am teny Frantsay 😅😅 fa hanatra ny fiainana dia miezaka eny faona e 😁 fa misaotra betsaka amin ilay fanamarihana.
Fijery négatif foana inona no mahamenatra ? Menamenatra fahatany izy no miteny vary amin’ny anana teny gasy teny frantsay ka ianao no menatra accent ? D’maninona ? Matsiravina ahy ny olona toa anao
@@maandrymax Aza miraharah izay vavany olona any kambony
@@schima9894 mankasitraka be 🥹❤️❤️❤️
N'y ahu saucisse s'y anadrano humml
Saucisse is Bae 🔥🔥😁😁
trop bien je vais apprendre le gasy avec tes vidéos !
Ca me fait plaisir de lire ça 🥰🥰 et moi je vais essayer de faire connaître le malgache et Madagascar par mes vidéos 👌🏻
Ary ahoana ny anamalaho? poly? varanga? amalona sy henankisoa? Akoho sy tsiperifery? Saosisy sy anandrano? 😁
Zany Poly sy Varanga zany zao tsy fantatro 😅😅😅 na fatako amin na anarana hafa
@@maandrymax Poly: ravina saonjo namainina, tena matsiro be 😉 Varanga: nofon-kena omby nandrahoina halemy tsara dia saratsarahana ho lasa toy ny fil dia endasina. Sakafo aroso rehefa amin'ny fotoan-dehibe tamin'ny andro taloha io
@maholyravaloharimanitra1337 ahhh 😮 tena mila manandran anzan za 😁 surtout ilay faha 2 io « Varanga » 😍😍
aona lesy ity top 1 ity le! 🤣🤣 naveriko nojerena ilay video fa mbola tsy niova ihany ilay izy 🤣🤣 nenah top 1 sosety andrahoana fotsiny tsy asiana menaka sy fangaro 🤣🤣🤣
🤣🤣🤣🤣 avereno ndray oe sod niova!? 🤣🤣🤣 inona less Top 1 zan le?? Efa jardinage zan fa tsy cuisson tsony 🤣🤣🤣🤣
Anamadinika sy hanakisoa top du top 😍😍😍
Hanakisoa aona madama a!? 🤣🤣
Hena heeeena heeeeeeeeenaaaaa Le voanjobory tena zeuneupeupa🤢
@valerietahianarabearisoa6552 saika tsy nazava oe HENA ilay izy 😤😤😤, za ela tsy ninana voanjobory eeee 😤😤😤
Misaotra ny zara mialatsiny fa sosisy sy tsaramaso te tsy tiko sorry
@@margodelarosa7268 tsy misy ialana tsiny zany fa samy manana ny zavatra tiany sy mety amin io 😉😁😁
Bandy tsy tia trondro zany hafahafa 😂😊😅
Afahafa aona lety e!? 🤣🤣🤣
@@maandrymax trondro kosa ve lessy no eliminenlah volo 😂😂😂
Trondro maina fa tsy ny trondro koss e 🤣🤣🤣
Trondro maina endasina kosa aloha tena Top eh ... Ny ahy ny tena tiako Vary miaraka amin'ny Sauce Voanjo hoanina miaraka amin'ny Lelan'omby natono 😍❤ De base tsy mahazaka vary ny vavoniko fa là.... Tena woah... Ny Langouste atono koa tena miam be 😍 Hay dia lasary orange ilay misy sakay ireny... aïe aïe aïe hoanina miaraka amin'ny trondro endasina... Ilay voatavo sy totokena, okey, tsara... Fa tsy tokony io kosa ny laharany eh 😂
Tsy mazaka vary???? 😧😮 woaooo… zay za vao naheno anzany 😁… mila andraman zan lelan omby atono sy vary miarak am sauce voanjo zan 🤔🤔🤔 …. Ilay lasary voasary koa tiko 😍😍 Langouste efa tena level ambony 🥰
Top 10 : Trondro (Nahandro Gasy) Top 9 : Katsaka natono - jus de goyave Top 8 : Vary amin'anana au gingembre Top 7 : Ravitoto à l'ail et au coco Top 6 : Tsaramaso au coco Top 5 : Saosisy sy anandrano Top 4 : Brochette de Coeur de boeuf - Mangahazo endasina - Lasary karaoty - Pakopako Top 3 : Ondry au coco ( carottes sautées au beurres ou frites à l'ail et un peu de carry) Top 2 : Langouste (atono - lasary voasary) Top 1 : Lelan'omby (atono - saosy voanjo)
@@malantozeinka1165 je prends note… loka sakafo mila atao ref le tsy mahita loka atao 🤣🤣
Top10: crabe 🦀 au coco👍 Top 9: Trondro nahandro gasy Top 8: Thon au coco au poivre Vert 👌 Top7: Ravitoto au lait de Coco (asina hen'omby kely) Top 6:Brochette au calamar Top 5: vily au Coco Top 4: lelan'omby si petits pois Top 3:Brochette de viande (asina sauce voanjo) Top 2: canards sauce au poivre vert (atao ritra tsara) nahandro gasy Top 1: banane manta andrahoina asina lait de coco+ asina vanille kely
@onioni560 tokony menu anaty Restaurant mintsy ty 😍😍
😂yo
Le conflit entre ce que je dis et les montage 🤣🤣🤣
@@maandrymax je sors aussi mon top bientôt!! le tien est éclatéééé avec ton voatavo là
@mattgenus épate nous alors, team Voatavo 🔥🔥🔥
She is strong 😂
more than me, yes 🤣
Belle vidéo lesy !!
Merci beaucoup less ca fait plaisir ❤️❤️❤️
merci ramora favoris 😂😂😂 fa manao be ilay montagen‘i Matt an
Hahaha 🤣🤣🤣 ny poziko amle gage 🤣🤣
réussi be le gage ah 😂
Nanao izay vitako za 🤣🤣🤣
Siora beeee🎉
Mankasitrak eee 🔥🔥
Kaile ilay marenina be teo hahahaha
Hahaha 🤣🤣🤣
Milay lesy baigna tokony manao mini serie elah :) Sinon manao ilay montage an !!!
Merci beaucoup 😊 Sinon manao mintage aona?
tsara be ilay toerana! 😍 tsara be koa ilay video 🔥🚒🧯
Merciii 🙏🏻🙏🏻😍😍
keep going fona lessy baigna 😅🎉
Merciii 🫶🏻🫶🏻🫶🏻
merci lesy Maandry fa tena nahafinaritra be foana ny video rehetra an! mirary soa anlah dia hiaona tsy ho ela isika nee... zay fa hisentimaka be eto ah a! 🤣 bandy milay elah!
Merci less ra Miaro aaa 🤣🤣 manaova mora alo 🤣🤣 dia iona rapida tsika
Zanako a!sao ho toran'ny fihinanana sakay eo e!
Maandry ihany io mampinakinam-poana io maman a
@pathy_ra9600 oadray 🤣🤣🤣
Mahafinaritra nijery ny Challenge nareo. Mampte hanandrana ilay sakay.
Merciii beaucoup 🫶🏻🫶🏻🫶🏻
Mahafinaritra be lesy 💪🏼💪🏼💪🏼
Merci beaucoup less tam fanampiana 🙏🏻🫶🏻🫶🏻
@@maandrymax eo foana foana 😁
Bonjour 😂 latsaka be le bandy ray le
Bonjour 🤣🤣 sad latsaka no may 🤣🤣
😂😂 mahita ataoo!!!
Manalazy kely 😂
44 minutes of pure entertainment!
Die Untertitel kommt bald 😉
Trop cool ta vidéo tonton
Merci venant de toi ca me touche beaucoup ❤️❤️❤️
Milay less, mety tsara amlay algo ny UA-cam rehefa régulier le vidéo. Big 🆙 be fa otrzao foana ny fanombohana 😉💪🏾 Tsy lavitra eto ntsika raha misy ilana antsika
Mankasitra b less baina!! 🫶🏻🫶🏻 ilay régularité ana vider tena lasa manahirana fa nefa ny zavatra otranzao Tena motivant b
Surr less 🔥🎥 izy aloa ts mora ndrindra fa ny temps de montage fotsiny ara. Zay no mamplay anazy ref eo ny équipe…
@@razanakotoniainasafidyjoas3418 ewa!! Ilay montage efa misy miandraikitra iany fa ilay cadrage sy ny disponibilité an le équipes ko no grave
Raha mandray ny équipe de vonona ny tenanay eto manodidina eto ihany 🔥🇲🇬-🇩🇪-🇫🇷😄
Faly foana raha misy afaka manampy zany an 🫱🏻🫲🏼🫱🏻🫲🏼🫱🏻🫲🏼
@@maandrymax aza misalasala raha misy projet vidéo miainga ka ilaina antsika 😉
alao tsy eto nga no miresaka anzay @@razanakotoniainasafidyjoas3418
Lol 😂 yeh ary j'avais oublié ça 🤣🤣🤣🫢
Ho velomiko tsikelikely ny souvenir anareo 🤣
Merci lisany 🎉 mafinaritra
Merciii 🫶🏻
😀
🫶🏻🫶🏻
milay eh 👍
Merci Ranto 🙏🏻🙏🏻🙏🏻