Mmmmm zany k tantara 🥰 Msôtra betsaka nizara f tô vota ts natao ny raraha ato an-trano e, afa-po mintsy zah aty La Réunion mihaino tantara f d mangina lotra ato an-trano miandry ny vady aman- janaka mody av miasa s mianatra. Miandry ny manaraka indray e d mirarisoa hatrany.
Tsara ny tantara. Lay vary amin'anana mo de masorena fa de efa otrzay le fomba firesaka andavan'andro ary ho oatr'zao mitsy tsy oela eny rehetr eny, de very tanteraka lay tena malagasy
Tsy voatery rehefa avy aty andafy de hanao vary aman'anana fa hamavainan-Doha tsotra zao! Marikoriko na ny mihaino azy aza..taiza koa no nisy vazaha nanao fiteny toy zany fa de manambany tena fotsiny zao. De inona no tiana hamafisina? Colonise h@ tsinay mainty, efa 60 ans mihoatra no hoe indépendant nefa de pfffff ! Malheur ! Te haindry ve?
@@gislainebachasse6482 Ndrisy fa de marina lazainao. Tonga @ lay fiteny oe "... ny tompony indray no tsy tia"! Fa le izy lo na ny an-toerana aza def zatr vary amin'anina e: @ fiarahamonina, mpitondra, mpanao politik miakatra plateau TV de aoka fotsiny...
Tena ahatsiarovako an'ny feon' i Dawily tao am onjapeon'ny radio Madagascar mihintsy ny feo s fomba filalaovan'i Jymmy tantara. Fa mahay milalao ny personnage ny daholo kosa aloha nareo reetra ! Manala satroka Tompokô. 🥰
Waou tiako be zany tantara zany Oa kkkķkkk
Tsara be le tantara fa teny fangaro voraka mampadilo sofina😁😁😁😁😁
Mankasitraka Gasy Rakoto. Tsara bé ny tantara.
Mmmmm zany k tantara 🥰 Msôtra betsaka nizara f tô vota ts natao ny raraha ato an-trano e, afa-po mintsy zah aty La Réunion mihaino tantara f d mangina lotra ato an-trano miandry ny vady aman- janaka mody av miasa s mianatra. Miandry ny manaraka indray e d mirarisoa hatrany.
Tena tsara tena tsara l tantara 💐🥰👑
Tsy Tara ihitsy ma zany Ry lala an
Zay nga nj vao ny haiky rlala ? 😝
@@shddhdhddhdhfhfhfh7698 vao omaly za no.niheno ankia rlala an!🥰😘
Misaotra tompoko tsara ny tantara misaotra mpanoratra dia misaotra mpilalao koa tena nahafapo 😘😘😘😘
Ireo tsy mi j'aime ireo ngamba lé lehilahy na vehivavy mandray ny anjara- toeran'ny Jymmy s Naomy 🤣🤣🤣🤣
Mampalahelo zaha ndreky Tantara ty, misaotra nizara e misy hanatra be ilay izy.😢
Makasitraka o tena tsara lay tatara
Tsara ny tantara. Lay vary amin'anana mo de masorena fa de efa otrzay le fomba firesaka andavan'andro ary ho oatr'zao mitsy tsy oela eny rehetr eny, de very tanteraka lay tena malagasy
Tsy voatery rehefa avy aty andafy de hanao vary aman'anana fa hamavainan-Doha tsotra zao! Marikoriko na ny mihaino azy aza..taiza koa no nisy vazaha nanao fiteny toy zany fa de manambany tena fotsiny zao. De inona no tiana hamafisina? Colonise h@ tsinay mainty, efa 60 ans mihoatra no hoe indépendant nefa de pfffff ! Malheur ! Te haindry ve?
@@gislainebachasse6482 Ndrisy fa de marina lazainao. Tonga @ lay fiteny oe "... ny tompony indray no tsy tia"! Fa le izy lo na ny an-toerana aza def zatr vary amin'anina e: @ fiarahamonina, mpitondra, mpanao politik miakatra plateau TV de aoka fotsiny...
Misaotra fa tsar be tantara
Misaotr betsak nizar 😍😍😍🙏🙏
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
Merci oh tena tsara be feno anatra be ilay izy
Misaotra nizara ee 🥰🥰
Tsar be le tantara
Tsy ratsy merci bcp
Matsiravina be miheno le teny vahiny sy le teny gasy mifangaro ka
Tafita izany ny hafatra tian’ny mpanoratra e!
Mankasitraka o😄
Merci
Tena t....be le tantara. Mahay le mpilalao
Misaotra am fizarana oo
Misaotra nizara
Ratsiana savony hono 😀😆
Hihihihi mampihomehy koa zany .😁😁😁
Anatra ho an'ilay lehilahy tady hanankarena ambadika tampoka itony
Misaotra
Teny vary amin’anana hihi
Makasitraka hatrany tompoko
Mba Dadany ko le ratsina savony ko Ty mankasitraka oh
😍😍😍😘
tsara be fa tokony mbola mba nisy tohiny kely
Tena ahatsiarovako an'ny feon' i Dawily tao am onjapeon'ny radio Madagascar mihintsy ny feo s fomba filalaovan'i Jymmy tantara.
Fa mahay milalao ny personnage ny daholo kosa aloha nareo reetra ! Manala satroka Tompokô. 🥰
Mampiomehy ny teny vary amin'anana.Misaotra e!
Misaotra nizara!! Mankasitraka!! Tena tsara be!!
Tsa
Mankasitraka tompoko
Manin ko no afangarongaro teny français otrzany le izy e,manimba ny atsaranle tatara,Sinon atovy teny frantsay daholo refa zay
Mankasitraka indrindra tompok
Noveranako nohainoina Ty tantara Ty ! Ridicule le teny frantsay. Misy traducteur re ao @ Google fa tsy Zay mot mba Hay no ampiasaina e!
n'
Tsy azo atao teny gasy ranoray v ooo
Non ka, Haingo anie ka nipetrak ela tany andafy e. Zay le realite
Misaotra nizara