Tena zany ve no tantara asaina ho henoin’ny ankizy amin’ny Radio? Hoe misy bandy manolana vehivavy iray. Dia avy eo lasa lasa ilay vehivavy indray no mi-propose fanambadiana amin’ilay mpanolana azy🙄. Ohatran’ny hoe nisy mpandroba ny trano dia avy eo nomena ilay mpandroba mihitsy ny fanalahidy ahafahany mandroba ilay trano amin’ny fotoana rehetra itiavana azy. Normale be raha miakatra be ny fanolanana ao Madagascar satria atraty anaty tantara avy no aseho hoe tsy misy sazy mavesatra azon’ny mpanolana. Hoan’ny mpanoratra ilay tantara: mba diniho ihany ny tantara soratana.
Misaotra nizara😍🙏🙋♀️👍🤝🇲🇬🇲🇬
Misaotr betsak nizara oooh 🥰🥰🙏🙏
merci beaucoup 💋💋💋💋
Tantara hafahafa... Toa manome vahany ny mpanolana. Tena tsy azokazoko😜😜😜
Misy olo io magneva lefaka ai 😅😅😅😅😅😅
Uty no tantara ratsy indrindrany. Marikoriko
Hahahaha rehefa misy tantara zany dia itaosy nay mifanta mintsy 🤣🤣🤣🤣
Makasitraka hatrany tompoko
Valizy misy kodiarana misy volamena 🤣🤣
Misaotra Tompoko o ♥️ 💟💟💟💟💟🇲🇬🇲🇬💝💝💝💝💝🇰🇼🇰🇼💜💜💜💜💞💞💞
Mankasitrak topoko oo 🙏❤️
Tokony ho tsara le tanntara fa mafy loatra ny bruit de fond ka lasa manorisory
Curly 😂😂tsy tapaka hevitra
Mankasitraka tompoko 😭😭😭
Meric boucoup eh 😍
Merci Christophe sy ny équipe any 😗. Misy tsy mety ny enregistrement zany
Mahagaga ihany le reaction anle olona avy naolana a. Otrany tsisy olana zany sanatria
Tena taraiky anty za a
Tena zany ve no tantara asaina ho henoin’ny ankizy amin’ny Radio? Hoe misy bandy manolana vehivavy iray. Dia avy eo lasa lasa ilay vehivavy indray no mi-propose fanambadiana amin’ilay mpanolana azy🙄. Ohatran’ny hoe nisy mpandroba ny trano dia avy eo nomena ilay mpandroba mihitsy ny fanalahidy ahafahany mandroba ilay trano amin’ny fotoana rehetra itiavana azy.
Normale be raha miakatra be ny fanolanana ao Madagascar satria atraty anaty tantara avy no aseho hoe tsy misy sazy mavesatra azon’ny mpanolana.
Hoan’ny mpanoratra ilay tantara: mba diniho ihany ny tantara soratana.
Tena ratsy tena ratsy oa. Tena tsy tiko aloha
Loza😢olona nanolana zany vé ho vadina laisse tomber.hodorahako hanakaramako bandy aza ho atao😢
mankasitraka tompoko
+18 ans
Mankasitraka tompoko
Misy tsy misy feo le izy fa mba amboary tsara vo avoka e!