Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Le naka naka tena tsy mety tsy fiteny avy eto imerina zany Satri le tantara fiteny merina
Tsaraa le tantara saigny iz nisy le ow naka otrany ts maneva 😆
Vive le verbe nakahy nakahy 🤣🤣🤣🤣tarehy naka Naka nanatitra azy tany Milay rangah nareo a chapeau 🥰😍😍😍
😂😂😂Nalemy aho am ilay fiteny nakahy
Aiza ny tohiny azafady
Ilay fiteny 𝐀𝐧𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚 otran nampimehy 𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚 😅 tao anatin'ilay tantara nareo. Na dia zany misaotra betsaka nareo mpilalao indrindra ny Mpanoratra. Mahafinatr be nareo 💐💐🥰😘😘❤️❤️❤️
𝗞𝗸𝗸𝗸𝗸😄😄😄
Ohatran ts fampiasa andavanandro
kkkkk
Anaka tsiar naka hihihi 🤣🤣🤣🤣 fa tsara ka 👍👍👍👍👍
Misaotra betsaka ee ❤❤🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼
Miandr tohiny oooh 🥰🥰🥰🥰🥰🙏🙏🙏
B naka naka lôtra l tantara😂
o leretsy e ina ty anakah sy le oe mihoa - Bonga 😂🤣🤣🤣
ny olona any @faritra Itasy (ampefy) otran 'ny manao an' zany fiteny "Tsy ary" sy "anakah" zany. Hitsiho aho ra diso!
Misaotra betsaka, tsara ery sady manao raharaha no mihaino 💖
Anaka be loatra 😂😂fa tsara le tantara
Misaotra nizara tantara Fa mampomehy anakah le fiteny anakah anakah tsy tapakevitra 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Lasa nalaza b mintsy lé ftenin' i Raluc Hervé 🤣🤣🤣
Matimaty foana any @ tany tsy ary anakah any Vola a!
Misaotra betsaka nizara ôo fa vao hiaino 👏👏❤❤🇰🇼🇰🇼
Tsara tantara f anakay anaka makamo be maheno azy
Misaotra nizara🤩🙏🤝🙋♀️🇲🇬🇲🇬
Misaotra indrindra Tompoko o💗💗💗💗💗💗💗💗💓💓💓💓💓🇲🇬🇰🇼
rehefa tsy hay ilay fiteny tokony najanona fa manaratsy ilay tantara tokony milay be
Anaka zany fomba fiteny olona any andrefana any otriny oe enao tsara le tantara anaka
Mankasitraka nizara 🙏 🙏 🙏 ❤️ ❤️ ❤️ ❤️
T@voalohany noheveriko ho anaran'ol le "anakah"🤣🤣🤣
Anakah koa 😁
Misaotsa betsaka
miandry andihany faharo ndray ☺
Meric boucoup 🤗♥❤💖
tsy tapakevitra koa le anakah anaky anareo, fiteny merina be nefa 🤣🤣
🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣nakahy nakahy🤣🤣🤣🤣🤣marary n kiboko vonoiny ndray nakahy ko😜😜
Dia nampihomehy anakahy ity tantara ity ka 🤣
volo naka
Misaotra nizarara fa tena faly anakah nihaino 😃😃
Resaka anakah le raha
Misaotra betsak tompoko ♥️🙏
Mankaleo be le anaka ty ka😂😂 tsiary inona ko🙄
Misaotra Gasy Rakoto, Miandry ny tohiny o
Vive le anakah😂😂😂😂😂
😂😂😂 anaka anaka tss fiafarany kkkkkk mampomehy anaka 😂😂😂
Makasitraka hatrany tompoko
anakah ts mety vita kkkkk
Ino koa ts anakaha anakaha tiiiiy...Ts azoko mihints
Mampalaelo anakahy 🤣🤣🤣
Mahay milalao ry nakay hihihi. Mankasitraka ee
😂😂😂😂INONA ko re zao fiteny Nakà zao e! Hahaha
Alefaso aingana ny tohiny ; Anakà te hiaino 🤣
Mampiomehy anakahy ilay tantara 😂
Misaotra betsaka tompoko miandry ny tohiny indray e 🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤
Le mieno le anakah koa tena manairana ka!
🤣🤣🤣😂😂😂Volon'akah, tarehy anakah, anakah.. Rangotin'ilay tsivanon'ty tarehy anakay🤣🤣🤣😂😂😂😅😅
hahaha
Anaka anaka 🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Mampalahelo anakay kkkkkkk
Mahafinaritra anakay, miandry tohiny indray
Anakay 😅😅
Anaka Anaka nino ma ty fiteny tsifantatra fampiasana azy aza ampiasaina matsiravina
Zany fitenin'ny Diego . Ts oe fiteny tsy fantatra zny . Fa Mb te hampiasa , maro samy hafa zareo
K mba asina souvenir kely ho an'i Raluc Hervé re a, mampiomehy anakhy enao🤣🤣🤣
Bonga ahoana ku e 🙈🤣
tsara le tantara tsiary nahita hiteny karaty naka🤣🤣😂😂
😆😆🤣🤣 Anaka efa Kara Phillipines hoe anako anako 😂
😂
Tsara n'y tatara fa ty anakahy anakahy ty koa mahazendagna i Luc Hervé nefa tsy ao kkkkkkkl
Tena hoe mampome anaka kkkk
Misaotra nizara e
Anakah anakah
Soa fa efa naheno tatsy
Misaotra nbetsaka tonpoko
Le naka naka tena tsy mety tsy fiteny avy eto imerina zany Satri le tantara fiteny merina
Tsaraa le tantara saigny iz nisy le ow naka otrany ts maneva 😆
Vive le verbe nakahy nakahy 🤣🤣🤣🤣tarehy naka
Naka nanatitra azy tany
Milay rangah nareo a chapeau 🥰😍😍😍
😂😂😂Nalemy aho am ilay fiteny nakahy
Aiza ny tohiny azafady
Ilay fiteny 𝐀𝐧𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚 otran nampimehy 𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚 😅 tao anatin'ilay tantara nareo.
Na dia zany misaotra betsaka nareo mpilalao indrindra ny Mpanoratra.
Mahafinatr be nareo 💐💐🥰😘😘❤️❤️❤️
𝗞𝗸𝗸𝗸𝗸😄😄😄
Ohatran ts fampiasa andavanandro
kkkkk
Anaka tsiar naka hihihi 🤣🤣🤣🤣 fa tsara ka 👍👍👍👍👍
Misaotra betsaka ee ❤❤🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼
Miandr tohiny oooh 🥰🥰🥰🥰🥰🙏🙏🙏
B naka naka lôtra l tantara😂
o leretsy e ina ty anakah sy le oe mihoa - Bonga 😂🤣🤣🤣
ny olona any @faritra Itasy (ampefy) otran 'ny manao an' zany fiteny "Tsy ary" sy "anakah" zany. Hitsiho aho ra diso!
Misaotra betsaka, tsara ery sady manao raharaha no mihaino 💖
Anaka be loatra 😂😂fa tsara le tantara
Misaotra nizara tantara
Fa mampomehy anakah le fiteny anakah anakah tsy tapakevitra 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Lasa nalaza b mintsy lé ftenin' i Raluc Hervé 🤣🤣🤣
Matimaty foana any @ tany tsy ary anakah any Vola a!
Misaotra betsaka nizara ôo fa vao hiaino 👏👏❤❤🇰🇼🇰🇼
Tsara tantara f anakay anaka makamo be maheno azy
Misaotra nizara🤩🙏🤝🙋♀️🇲🇬🇲🇬
Misaotra indrindra Tompoko o💗💗💗💗💗💗💗💗💓💓💓💓💓🇲🇬🇰🇼
rehefa tsy hay ilay fiteny tokony najanona fa manaratsy ilay tantara tokony milay be
Anaka zany fomba fiteny olona any andrefana any otriny oe enao tsara le tantara anaka
Mankasitraka nizara 🙏 🙏 🙏 ❤️ ❤️ ❤️ ❤️
T@voalohany noheveriko ho anaran'ol le "anakah"🤣🤣🤣
Anakah koa 😁
Misaotsa betsaka
miandry andihany faharo ndray ☺
Meric boucoup 🤗♥❤💖
tsy tapakevitra koa le anakah anaky anareo, fiteny merina be nefa 🤣🤣
🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣nakahy nakahy🤣🤣🤣🤣🤣marary n kiboko vonoiny ndray nakahy ko😜😜
Dia nampihomehy anakahy ity tantara ity ka 🤣
volo naka
Misaotra nizarara fa tena faly anakah nihaino 😃😃
Resaka anakah le raha
Misaotra betsak tompoko ♥️🙏
Mankaleo be le anaka ty ka😂😂 tsiary inona ko🙄
Misaotra Gasy Rakoto, Miandry ny tohiny o
Vive le anakah😂😂😂😂😂
😂😂😂 anaka anaka tss fiafarany kkkkkk mampomehy anaka 😂😂😂
Makasitraka hatrany tompoko
anakah ts mety vita kkkkk
Ino koa ts anakaha anakaha tiiiiy...Ts azoko mihints
Mampalaelo anakahy 🤣🤣🤣
Mahay milalao ry nakay hihihi. Mankasitraka ee
😂😂😂😂INONA ko re zao fiteny Nakà zao e! Hahaha
Alefaso aingana ny tohiny ; Anakà te hiaino 🤣
Mampiomehy anakahy ilay tantara 😂
Misaotra betsaka tompoko miandry ny tohiny indray e 🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤
Le mieno le anakah koa tena manairana ka!
🤣🤣🤣😂😂😂Volon'akah, tarehy anakah, anakah..
Rangotin'ilay tsivanon'ty tarehy anakay🤣🤣🤣😂😂😂😅😅