Aza miresaka lalana any Cedric sy ny forongony zany fa tsy ainy zany. Mbola ho avy ny anjaranireo tsy valahara ireo. Ny biby aza mbola mamindra fo ny biby toa azy. Fa itony olombelona milaza ho azy dadany itony dia hovoakapa aminy tsy hampoziny. Nareo ange ka mandalo sy miserany ihany ny eto antany fa soa heverinareo fa eternel aza nareo ry Cedric sy sapin de noel a! Pitiful!
@@ngedabe2515 reo miteny fa malahelo nefa tsy nisy hita t@ izy narary na mba nanisy resaka momba azy fa zao izy maty vao mahita raha tenenina reo. Tsy nalahelo angah reo t@ izy narary fa zao izy maty de mamelona vidéo de miteny daholo fa malahelo. Amiko zany fiatsarambelatsihy. Maty Ninie Donia vao avy daholo hanao Video fa fony izy velona tsy nisy nanao vidéo plus nizao.
Manodiava anla sy ny taranak’ialahy sy ianareo rehetra mivarotra ny tanindrazana sy fahamarinana izao zavamisy izao, na iza na iza vidin’i andry am vola ohatra mividy kisoa
Nanohy ny asa nataon’ireo tamin’ny 1947 ilay anabavy, ny olona toa azy letia no tena tia ny fireneny fa tsy toa anareo mpandroba mpangalatra mpamono olona ..ataon’i andry sy ny mpisolelaka.Mpitondra mpandainga, dia zay voky lalitra rehetra dia merci presida. Maty ho an’ny Tanindrazana marina ny havatsika
Mifoaza re ry Malagasy eh. Ravarava n'y firenetsika Mila mijoro Sy mitambatsa isika . Mila tsika anavotra ity firene tsika ity. Mila tsika ny firenena.miangavy antsika re
Dia io mitady zao fomba rehetra zao hamorina olona nareo, any ka na ny maty azy no araraotina amin'ny fomba ratsy nareo!!! Teo izy nigadra, tsy narenesana feo momba azy mitsy nareo na iray aza, na ianao io aza, ka maty izy dia eo nareo mody hoe anatitra vonikazo sns!! bandy mpihatsaravelatsy ray trano, sy mpanararao paty doly!!
@hareau9345, maro ihany ireo posts nalefanao mikasika fiadin-kevitra samihafa. Miala tsiny aho fa ianao dia anisan’ireo olon’ity fitondran-jiolahy ity, iraka foza hamotika ny tolona @ fomba ankolaka mazàna. Dia izao ianao tena mihantsy ady an-trano @ samy Malagasy. Ô ry havako Malagasy mpiray tanindrazana amiko izay avy any @ La côte, justice no ilaintsika sady tanjona ho an’i Madagasikara nosy malalatsika izay eo am-pelatanan’ireto jiolahy mafia ireto, avec rajoelina comme chef de bande. La vengeance n’est pas la justice. Ary raha tsy tomy ny fònareo ka tena mila vengeance tokoa ianareo, ampiaharo @ ireto fitondrana foza ao antampony ireto izany satria irzy ireo no tompon’andraikitra an’izao tranga izao, fa tsy ny mponin’afovoan-tany akory, na Antananarivo. Tsetsatsetsa tsy aritra : cédric tompoko dia tsy Merina ...
Merci zokilahy,
Aza miresaka lalana any Cedric sy ny forongony zany fa tsy ainy zany. Mbola ho avy ny anjaranireo tsy valahara ireo. Ny biby aza mbola mamindra fo ny biby toa azy. Fa itony olombelona milaza ho azy dadany itony dia hovoakapa aminy tsy hampoziny. Nareo ange ka mandalo sy miserany ihany ny eto antany fa soa heverinareo fa eternel aza nareo ry Cedric sy sapin de noel a! Pitiful!
Tena marigny zany 💔😭mampalahelo 💔😭
Lafo tanteraka ny Tanindrazantsika 💔😭 raha mbola io no hitondra eo sagnatria ny vava aladiny lela💔😭
Merci Ninie ,ta lutte sera une victoire pour le peuple Malgache ,les méchants vont pas triomphé c'est gagner
Mirary fiononana feno ho an' ny fianakaviany, mandria ampiadanana Ninie
Tena marina rahalahy... Ny tody tsy misy fa ny atao ihany no miverina. Rip Ninie Doniah
Ampy faha Mitsangana isika Malagasy Ndao Hofongarina tanteraka ireo Mana-mpahefana tsy ankanavaka tsy Hanjakazaka intsony eto aminy Firenena : Tous, on va les envoyer au BAGNE.
Bien parlé monsieur bravo
Misaotra zoky
Trop be
Misaotra indrindra tompoko amin'ny vidéo sy ny fanehoan-kevitra nataonao. Mankasitraka tompoko.
Ka taiza ary nareo .tena mampalahelo le toetsainareo ataonareo fitaovana ny nahafaty azy fa t@ izy narary taiza daholo nareo nefa nareo mihintsy no nahatonga izao zavatra izao.
NAREO izy moa Tompoko noho Resahanao eto ?
@@ngedabe2515 reo miteny fa malahelo nefa tsy nisy hita t@ izy narary na mba nanisy resaka momba azy fa zao izy maty vao mahita raha tenenina reo. Tsy nalahelo angah reo t@ izy narary fa zao izy maty de mamelona vidéo de miteny daholo fa malahelo. Amiko zany fiatsarambelatsihy. Maty Ninie Donia vao avy daholo hanao Video fa fony izy velona tsy nisy nanao vidéo plus nizao.
Manodiava anla sy ny taranak’ialahy sy ianareo rehetra mivarotra ny tanindrazana sy fahamarinana izao zavamisy izao, na iza na iza vidin’i andry am vola ohatra mividy kisoa
Olona tsy vanona ireo sy ny taranany
Tanindonin-doza i Madagascar satria efa tsy rariny intsony ny ataon'ireo mpitondra ireo @ ireo zay mpanohitra azy ireo=> izay manelingelina azy ireo @ tiandreo atzo gadraina, fia vonoiny à petit feu! Ny nahazo an'ItkvavyNINIE DONIE dia hahazo antsika Malagasy rehetra!
Nanohy ny asa nataon’ireo tamin’ny 1947 ilay anabavy, ny olona toa azy letia no tena tia ny fireneny fa tsy toa anareo mpandroba mpangalatra mpamono olona ..ataon’i andry sy ny mpisolelaka.Mpitondra mpandainga, dia zay voky lalitra rehetra dia merci presida. Maty ho an’ny Tanindrazana marina ny havatsika
😭
Tena loza ,Tonton ,hoavy amizay ny adimpoko erany Madagascar,tena miala tsiny Tonton fa nohony iaho cotier die tsy manaiky anizao tsy mety intsony,
Tena mampalahelo Ary mahalatsa dranomaso
Mifoaza re ry Malagasy eh. Ravarava n'y firenetsika Mila mijoro Sy mitambatsa isika . Mila tsika anavotra ity firene tsika ity. Mila tsika ny firenena.miangavy antsika re
Tena tsy valahara Ilay Andry radomelina, Dia mbola hahasahy hanadio tena ihany, le pire des présidents
Marina loatra tompoko
Mankasitra tompoko
Mankasitraka tompoko
Tomponandraikitra 💯pour💯ny fitondrana
Marina loatra Rahalahy ! Efa tsy misy HASINY intsony Ramalagasy raha tsy mihetsika @ izao asan'fanjakana JIOLAHIMBOTO tarihin-dRajoelina sy Baomba ary Ntsay izao ! Endriky ny famoretana tarihin'MALFRATS, VOYOUS & CRIMINELS izao mitranga eto Madagasikara izao ! Miondrika ary miara ory @ fahalasanan'i Ninie Donia ! 😢
Makasitra Ray amandreny f teno olona mhitsy ianao
Karana sy Sinoa moa vé tsy hanao ny ataony fa Ilay Gasy voavidy mihintsy sy ireo tomponandraikitra
Inona izao no mba anjara fitsaboana nataon'itony fony fahavelon'ny maty? Ny Fanjakana nahavita nitsabo nampiditra hopitaly azy isaky ny nilana izany ohatra 10 volana tao amin'ny hopitaly Nosy-be sy tamin'ny fialana nenina taminy hatramin'ny farany. Sady tsy manao adidy izany itony no manenjika izay mba miezaka? Mpanararao-paty !
Aiza ny mpiaro ny Droits de l'homme eto Madagascar ? Tsy rariny intsony izao !
Misaotra betsaka Ray amandreny
Tena ontsa tokoa ny 😢😢😭
tsy rariny
fa tena mila mihotra idika
Hivaly am azy sy taranany zao ka.fa le Vadini ko d manarakla ny Ataony nefa d efa hita fa ts mety, Devoly mianakavy
Dia io mitady zao fomba rehetra zao hamorina olona nareo, any ka na ny maty azy no araraotina amin'ny fomba ratsy nareo!!! Teo izy nigadra, tsy narenesana feo momba azy mitsy nareo na iray aza, na ianao io aza, ka maty izy dia eo nareo mody hoe anatitra vonikazo sns!! bandy mpihatsaravelatsy
ray trano, sy
mpanararao paty doly!!
Tsy fitiavana côté io
Fa maninn koa raha avela handry ampiadanana ny fanahin'ny maty fa tsy hanaovana polémique be ôtran'io ? Tsy valahara!
Fatin'olona ndray no tina araraotina politiquement. Respecte au moins ratompokovavy sy ny fianakaviny fa aza anaovanareo
recuperation polítique
EX DGn’ny CNaps nangalatra Milliards , libre comme l’air, sady mbola namiagna place koa
Tsy niboana nitsabo nangataka hitahana tdy navela
Iza moa no nilaza t@ n'ao fa tsy nitsabo tena IZY , indroa nivoaka n'y fonja IZY satria nanao crise fa ity fanintelony ity kosa EFA phase finale ka Vao nanao crise IZY de tsy Tonga LAVITRA akory de tapitra n'y Ainy
MBA azonao an-tsaina moa hoe maninona no migadra aty Nosy bé i Ninie Donia Nefa àgny Diego IZY no Maty ??? MBA Diniho s'y hevero n'y nahatonga an'izany fa tsy noentin'ny Rivotra no nahatongavany àgny . Izao IZY Mbola nentina hiverina Agny Nosybe fiaviany de Mbola hilaza koa ianao fa hoe tsy navela hitsabo tena IZY . EFA misy vidéo àgny Milaza fa nohon'ny tsy fisian'ny vola Téo ampelatanany no nahatonga n'y fahatarana t@ n'y fikarakarana s'y fitsaboana . N'y Tim îzay Milaza fa olony aza n'a Ariary Maty tsy MBA nomena azy hitsaboany tena , Maty IZY androany îzay vao hoe hanatitra voninkazo Ambohijatovo , inona n'y hifandraisan'izany @ n'y fahafatesany Ninie Donia ? Raha Hendry s'y misy Saina de ndana alefaso Mvola s'y Orange Money @ n'y fianakaviany Ilay 160.000 Ariary saika hividiananareo voninkazo fa mahavita n'y vitany izany EO @ n'y fikarakarana n'y faty fa tsy voninkazo tsisy Ilana azy no andaniana vola , tsy misy akory fao-dranomaso fa Izao voninkazo Izao no hasesisesy eto
Miampy indray ireo martioran'i Rajoelina izay natombony t@ 2009, ireo natao vono moka tany Ikongo, sy ireo gadra nandositra notifirina sans sommation avy aty an-damodina tany Farafangana, dia izao nzmonoany ny znabavy Fonia izao. Tsy tenenina intdony iteo 81% ny malagasy vonoina tsikelely nohon"ny fampahantrainy.azy ireo.
Mandtia am-piadznana ianzo ranabavy Donald.
Mifohaza ianao ry malagasy ary aza avela hietraketraka eo io baomba lahy antitra ho faty rahampitso io.
Mahaeo tsodrano daholo eeee. Tsy hitako mintsy WE inona Ary n'y blem amnzay. Le tsy pd s'y tsy lesbosy indray no bé hihihihi
gasy maro mitsar velatsi
fa taiza moa reo
tam Ninie Donia
fony izy mbola
tany amponja ee????
aza hanaovana récupération politika ny fatin'olona aleo izy handry ampiadanana tompoko io.
Velona izy tsy nisy nanao ankanjo fotsy hitaky
ny fivohahany nareo, minehaneha maty pufffffff
Revolitiona,miarak isika.tsy ekena izao ka
Manarak akaik ny tranga misy
Mila mi venger tsika côtier
@hareau9345, maro ihany ireo posts nalefanao mikasika fiadin-kevitra samihafa. Miala tsiny aho fa ianao dia anisan’ireo olon’ity fitondran-jiolahy ity, iraka foza hamotika ny tolona @ fomba ankolaka mazàna. Dia izao ianao tena mihantsy ady an-trano @ samy Malagasy. Ô ry havako Malagasy mpiray tanindrazana amiko izay avy any @ La côte, justice no ilaintsika sady tanjona ho an’i Madagasikara nosy malalatsika izay eo am-pelatanan’ireto jiolahy mafia ireto, avec rajoelina comme chef de bande. La vengeance n’est pas la justice. Ary raha tsy tomy ny fònareo ka tena mila vengeance tokoa ianareo, ampiaharo @ ireto fitondrana foza ao antampony ireto izany satria irzy ireo no tompon’andraikitra an’izao tranga izao, fa tsy ny mponin’afovoan-tany akory, na Antananarivo. Tsetsatsetsa tsy aritra : cédric tompoko dia tsy Merina ...
Ataonareo fitaovana ahoana ?ko efa hita izao fa maty any amponja izy ,ary narary mafy de tsy navoaka hitsabo tena ,nefa tsy meloka ,tsy criminel , koa satria ve mpitolona sy mpanohatra izy io ? Mba matahora an'Andriamanitra .
Trop be
Fatin'olona ndray no tina araraotina politiquement. Respecte au moins ratompokovavy sy ny fianakaviny fa aza anaovanareo
recuperation polítique