I love your work guys. Ny indro kely fotsiny, dia ny Comorian kosa tsy Gasy e. Efa tany Afrikana manokana ny an'drizareo, fa saingy izy ireo maro ao Dago fotsiny no mahatonga azy lasa raisanareo hoe Gasy. Mpiavy ireo fa tsy tompontany :-)
marina ny teninareo aoka tsy atao antsaina intsony ny fanavakavahana volokoditra ny taloha efa diso fitsara ka aoka isika aminizao fotoana izao no andrindra ny tsinety ra mena mitovy ny olona eto an tany tsy misy avakavaka fa lavaka iray no namohan adriamanitra an tsika rehetra ary vovoka no hiafaran i rehetra
I think You must visit Mayotte. There're many cities speaking Malagasy like my city Acoua. In the past Mayotte was a part of Madagascar but then it became French after the colony.
Feno fahendrena fa tohizo hatrany Vazaha Miteny Gasy 👍👍
Mitanatana fotsiny za naita lay izy, faly fo ravoravo aho fa misaotsa betsaka nareo 2 lahy, AndriamNitra fiadanana ne amaly zao ataonareo aminay Malagasy zao!
I love your work guys. Ny indro kely fotsiny, dia ny Comorian kosa tsy Gasy e. Efa tany Afrikana manokana ny an'drizareo, fa saingy izy ireo maro ao Dago fotsiny no mahatonga azy lasa raisanareo hoe Gasy. Mpiavy ireo fa tsy tompontany :-)
Mifona e! Miaika ah, mahay lisany ! mlay fa tohizo e!!
ahoana letie!!
miaiky aho zay!!
Tsy mba amerikan ntsony fa gasy lisany!! ^_^
Merci anareo zalahy mapatsiahy fa foko iray Madagasikara e. Hita mihitsy nareo fa Amerikana fa tsy Fr
Araka ny toetran'ny olona tsirairay io fa tsy hoe rehefa telle ou telle nationalité dia tsara na ratsy.
Mahay lisany ka! Tohizo fa tsara e, apenaro ny fitenlisany ku zay e :)
Ary mahay tenim- paritra koa nareo an!
Mahamenatra eee anay tsy mahay
Akory aby!! Mafinaritr e
tena mbola misy resinareo ny Malagasy sasany satria na zay samy Malagasy ary misy tsy mifakahazo fiteny.Makasitra eeee!!
mahay be zareo vereziny ny gasy
M'lay ranga fa tohizo a! zahay manohana hatrany e!
Ieoa baas! Unité mais respect diversité . Io atôva karaha soma a l''Americain fô laolo, izikoa ts namango theory "melting pot", alefa tou theory salad bowl.
lay faneva mirandrana aloha tena tsara an
marina ny teninareo aoka tsy atao antsaina intsony ny fanavakavahana volokoditra ny taloha efa diso fitsara ka aoka isika aminizao fotoana izao no andrindra ny tsinety ra mena mitovy ny olona eto an tany tsy misy avakavaka fa lavaka iray no namohan adriamanitra an tsika rehetra ary vovoka no hiafaran i rehetra
Mahafinaritsa leka izay zalahy ireto!
Soa dia soa! Tena mahavelombolo!
tena mbola mahamy miteny gasy no zah lisany zany zalah a! kôz e! (y)
tena mahay nareo mankasitraka ee
Koezi , mbona😅😅😅 tsy nampoiziko ko iny lesy
I think You must visit Mayotte. There're many cities speaking Malagasy like my city Acoua. In the past Mayotte was a part of Madagascar but then it became French after the colony.
tena nandalina be tokoa zareo reo ka
da mahay mizaka teny gasy anareo tiki me... ha da tohizo fa da soa mariñi e
mlay lisany e...
matoa frantsay mahay miteny gasy de métisse frantsay tsy Tia gasy ve hiteny gasy hafa mintsy ny américain
Miaky a zay mafinaritra lesy an
Betsileo❤
marina izany e !
Huhu,tsar ka
Za koa ato lanaky ny hehy milay ka
sur much! mlay rf mkiff malagasy e! toizu fa tsar
ela be nga nareo nipetraka taty Mada? tena miaiky agnay ka!
misy fiteny boka majunga izy zany, tiko be tohizo fa tsara
Fa somary tsy azoko kely r'zala lay "tears in heaven" ?????
ha!de hainareo hatr@ fitenim-poko aby ab re ka!ha!d magneky anareo agnay aba!
ewa baS eh
tsara zaingny no hazoko korangniny
tena mahay e! are you member of the church of jesus christ of later days saints?
MDR BERGERA mbola nanaraka Shave Novembre :D
Tapaka mihitsy n'y tsinaiko 😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂
hahahaha mahafinaritra e
misy fiteny boka majunga izy zany, tiko be tohizo fa tsara
Tapaka mihitsy n'y tsinaiko 😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂