Rehefa manambady Ravorona
Вставка
- Опубліковано 31 жов 2016
- Rehefa manambady Ravorona. T.: Rajonah Tselatra. F.: Justin Rajoro. in "Tsy hietry aho", Rajonah Tselatra. Namelona voalohany: Andriantsata.
Tantara fohy fanolorana sy mpihira: Geba. R'imbosa Kalon'Imerina vol. 2.
+261 3372 66595 - rimbosa@gmail.com - FB: R'imbosa - www.rimbosa.com
Mankasitraka tompoko, ho ela velona daholo sy ho tahiny Jéhovah amen 🙏
Tena artista ianao Geba.
Mandria am piadanana ary enga anie ka tsy ho avelan'ny tanora ny kalon'ny fahiny.
Nahavita ny adidinao ianao teo amin'ny sehatra. Ary namela ny fitiavanao ny hira ho an'ny sasany ho avy any aoriana 100 na 200 taona.
MISAOTRA GEBA
Mankasitraka 😃🎤
Tena tsara e! Mankasitra!!
Mahafinaritra :-)
Misaotra Ra Geba...!
tena tsara sady mampahafantatra ny fomba fiaina tamin'izany fotoana izany !!mankasitraka tompoko
Taloha zany tsy nila nangataka cellophane raha azoko tsara???