Que c'est beau.quelle musique.comme elle me manque.en effet,la musique malgache me manque tellement que quand j'entends la musique des anciens je suis vraiment aux anges.
Misaotra, misaotra e. Velona tokoa i Naka Rabemanantsoa. Mahay ny mpihira, sangany amin'ny fitendrena ba gasy ny mpitendry. Mba mety ho azo atao tsirairay ve ireo hira ireo? Sao mba misy CD azo vidina, Tompoko ? Mankasitraka e.
efa elabe no nitadiavako anity hira ity tompoko fa ny tonony de tsy haiko mihitsy,,,, raha mba misy mahatsiaro re de mba alefaso eto nge azafady indrindra,,,misaotra mialoha
Merci.bcp le souvenir de ma mere me surgit elle aime les chansons que vous etes chanter la si elke etait la elle aura 103.ans merci 😢😢❤❤❤❤
Bcp de souvenir pour mes'parents qui survie et j adore merci ❤❤❤😢😢
Šaunuoliai.Labai gerai atliktas kūrinys.💐Ačiū.
😀Tena faly aho,,,...tena faly aho mahita sy mihaina anareo ...(Dadanareo) Misaotra ... je ne parler pas le francé ....mé merci bocoup
TSARA BE MIHINTSY NY MIHENO AN'ILAY IZY. BRAVO BE MINTSY.
ahatsiarovako ny ATAUM (Association Theatrale et Artistique se l'Université de Madagascar) 50 taona lasa. Tohizo ny asa tsara.
Soa tsy manam-piovana tokoa ny kanto Malagasy !!❤❤👍❤❤
Misaotra sy mankasitraka anareo 10 mianadahy mianaka tsy adino koa ireo mpitendry zava-maneno
Trop sympa, hafa ihany ny malagasy... j'adore 💕
Trop bien, unique tsika gasy fiere
Que c'est beau.quelle musique.comme elle me manque.en effet,la musique malgache me manque tellement que quand j'entends la musique des anciens je suis vraiment aux anges.
Hono ho'aho,i Zoany cousin'ni Briand,tao Cachan ve io?
@@lollorampanana6381 any e.zoany eto Cachan,ataontsika hoe cousin'i Briand tao Cachan e.
@@lollorampanana6381 à Cachan !!? Mais c'est à côté d'ici !
Mahay ny Malagasy. Betsaka ny fanantenana rehefa mahita tahaka izao.
Tena faran izay tsara, mampintsangam-bolo. Misaotra betsaka.
❤❤❤meilleurs souvenir pour mes parents❤❤❤ qui.berce mon enfance ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Tena kanto ilay medley!! Misaotra e 😃💓
De mamparsiharo s'y justice sy Denis tao amine ataum niantomboka é ee manager laotra !
Misaotra, misaotra e. Velona tokoa i Naka Rabemanantsoa. Mahay ny mpihira, sangany amin'ny fitendrena ba gasy ny mpitendry. Mba mety ho azo atao tsirairay ve ireo hira ireo? Sao mba misy CD azo vidina, Tompoko ? Mankasitraka e.
Tsy manampaharoa tsara e Misaotra
Mankasitraka , tena kanto ny kanto,soa ny hira fahiny, mirary soa nareo zaza mpandimby mamelomaso
Kanto, mankasitraka, mahafatifaty loatra ilay zaza miangaly ny kalon'ny fahiny. Misimisia ny toa azy mba hanandratra ny kanto malagasy
Izany re olona ka tena mba hira efa nandrasako hatr'ny ela !MANKASITRAKA E!
Aleo irery toa izay roa mifampahory.
tsara be ....bravo tatakri
😇
mahafinaritra ery n mahita tanora mamely maso ireto kanto tena malagasy!! :D misaotra ry zareo a!!
tsara ery izy zan!!! makasitraka e!!!!
Misaotra nandefa ireo teny mari.
Mafinaritra... Mankasitraka tompoko o
mankasitraka e! Kanto dia kanto ny Hira malagasy
tiako henoina foana isan'andro
♥️♥️♥️♥️♥️
Mbola hafa ihany ny antsika. Mankasitraka e!
Tena tsara,,mankasitra e
tena mahay ireto tarika ireto , tiako
Mankasitra e ! tena tsara !
😇😘💐🙏🎆
4 : 30 ndriii. I dada tsy ho hitako intsony, i neny ao ambaniny tany 😢😓
efa elabe no nitadiavako anity hira ity tompoko fa ny tonony de tsy haiko mihitsy,,,, raha mba misy mahatsiaro re de mba alefaso eto nge azafady indrindra,,,misaotra mialoha
Tsara lotra ❤❤🙏
Misaotra e!kanefa indrisy sarotra n'y hiotran n'y bonga😥😥 zovy zovy rahavako.
mba mangataka ny tonony sy ny tompony le hoe zovy zovy i dada tsy ho hitako intsony i neny ao ambany
azafady tompoko
Mankasitraka 😘🎤
Kanto tokoa!
tena tsara!! :)
J'qdoooore
Mankasitraka indrindra
mba mangataka ny tonony le hira hoe ZOVY ZOVY tompoko raha mba azo hatao de alefaso eto
🙏💟😹😹😹👋🙏
❤️❤️
Misaotra indrindra e
Tsara ka !
Misaotra, e !
TENA TSARA E
Chrismas
tsara ry zareo aa
Aoka retsy avant feo...
Zany feo...fa tsy avant
👍♥️❤️🥰💥😄😄👋👋
tiako e
TSARA