Tsy izay miseho anio - Jocelyn Ranjarison (Cover Kathieu03)
Вставка
- Опубліковано 9 лют 2025
- Song in Malagasy language (Cover Hira Gasy)
Audio & Video Produced by Vitagasy Project
Engineered, Mixed & Mastered by Mathieu Rakotoarison
Directed by Mathieu Rakotoarison
Filmed, Edited & Colored by Mathieu Rakotoarison
Video Assistant: Karinah Rakotoarison
Facebook : / vitagasyproject
*Copyright Statement* This video is not intended to infringe any copyright laws in any way. This is for the sole purpose of entertainment; no profit is gained from this. It is the copyrighted property of its respective owner(s).
Tsy taratry ny ampitso anie zay mitranga anio ❤🙏
Belle Interprétation ❤
Merci.. mankasitraka.
Mankasitraka. Fa tsarabe 👍🏽Ataovy misimisy le publication fa izahay liana hatry ny ela e 1🙏😉
Misaotra indrindra tompoko. Ho avy tsy Ho ela ny vaovao. Mirary soa dia aza adino mi-s'abonne amin'ny chaine anay.😉
Tsara eeh
mankasitraka indrindra. aza adino mi-s'abonne @ chaine anay.
BEST VERSION...❤❤❤❤
Mankasitraka indrindra tompoko ! Aza misalasala mi-s'abonne aminay tompoko ! 🙏
Misaotra anao fa hira nampahery ahy, anay, t@ fitsapàna nahazo anay.
tsy misy fisaorana tompoko!
misaotra indrindra. aza adino mi-s'abonne @ chaine anay. Mirary Soa.
Tsara eh ,tiko lotra
Mankasitraka indrindra tompoko.
Tsara
mankasitraka tompoko. aza adino mi-s'abonne amin'ny chaine anay.
Kanto e
misaotra indrindra tompoko. aza adino mi-s'abonne @ chaine anay.
MISAOTRA
Mankasitraka indrindra tompoko.
tsara be fa mba mety afaka mahazo ilay instrumental piano io fotsiny ve?
Bonjour. Mankasitraka indrindra tompoko. Afaka manoratra aminay ao @ Vitagasy Project ao am Facebook ve tompoko ?
Tsara be lay piano sy ny feo. Mahafinaritra
Mankasitraka indrindra tompoko. Aza misalasala mi-s'abonne @ chaîne anay. 🙏