zah ivelany aty mieno azy tsaroako ny fitiavany jesosy ny olombelona rehetra afatra mazotoa mivavaka na ao anatiny sarotra de mitraka @jesosy vavitiana nadia i am 7seven day adivantesta maroantsetra im not forget LORD BECAUS IS FOREV THANK YOU SO MACH LORD giv me my lef
1. Olom-belona aho Tompo Tsy mendrika hanonona ny anaranao Nefa vonona aho hanompo Mifona aho Tompo mibebaka hatramin'izao O ry Tompo be fitia mba tantanonao ny dia Fantatrao f'efa nania ny olona tety Ankehitriny o mamelà Ny heloka izay vitako O mamelà, o mamelà ny heloko 2. Faniriako ry Tompo Ny hiankina an-tratranao ry Tompo o Mba omeo fo madio Hahaizako hibanjina ny tavanao
Olom-belona aho Tompo Tsy mendrika hanonona ny anaranao Nefa vonona aho hanompo Mifona aho Tompo mibebaka hatramin'izao O ry Tompo be fitia mba tantanonao ny dia Fantatrao f'efa nania ny olona tety Ankehitriny o mamelà Ny heloka izay vitako O mamelà, o mamelà ny heloko 2. Faniriako ry Tompo Ny hiankina an-tratranao ry Tompo o Mba omeo fo madio Hahaizako hibanjina ny tavanao
olombelona marina aho tompo niloloha ny lanitra ka lena nadiha ny tany ka tafitoina nefa matoky anao fa raha nisy fahadisoako ianao irery no amela ny fahadisoako
Ampio aho tompo Mba ho sitrakao re fiainako Tsy mety kivy aho mitalaho aminao fiainako Mba ho sitrakao reee Andriamanitra raiso aho na dia tsy mendrika re
Tato ato , tato antsaiko indray ity hira ity. Tsara ka efa ho 10taona mahery tsy nohiraiko sady tsy enoko e.😢😢😢 mahagaga fa niandry faty ny reniko no heniko farany dia izao efa ho 11 taona nahafatesany dia tsaroako dray😢😢
i am seven7day and me from madasicra maroantsetra and i tell you dont forget sabata becaus lord giv sabata for evrew all is good i heve lovely god so mach thank you lord giv my lef
Tompo ô,mamela n heloko sy ny heloky ny fianakaviko.ifonako anio izay tsy nifanaraka t@ sitraponao nataonay h@ izay.misaotra Tompo Jesoa,amen.misaotra anareo ry ventson-kira,THT d mazotoa hatrany.
zah ivelany aty mieno azy tsaroako ny fitiavany jesosy ny olombelona rehetra afatra mazotoa mivavaka na ao anatiny sarotra de mitraka @jesosy vavitiana nadia i am 7seven day adivantesta maroantsetra im not forget LORD BECAUS IS FOREV THANK YOU SO MACH LORD giv me my lef
Latsaka ranomaso eto ampihanoina 😢😢😢😢
Olombelona aho Tompo ka mendrika hanonona ny Anaranao😇😭😭
Olombelona raha tsy misy ny Ray d tsy misy zavatra vita . Thanks jesus
Mifona @ nao zaho Ray masina tsara indrindra fa mpanota , malemy aho indrisy fa mbola olombelona ......, amin'ny anaran'ny Jesosy kristy lay mesia , amen
Mifona zahay jeso tsy mendrika anona nenaranao tompo O mba tatano ny dianay 🙏🙏🙏❤❤😘😘😘
Misaotra betsaka tompoko vraiment magnifique merci beaucoup
Ry Tompo be fitia mba tantanonao ny dia.
Fantatrao fefa nania ny olonao tety
ô mamela ny heloko zay vitako
ô mamela ny heloko
Amen!
Olombelona aho tompo tsimendriky ny anonona anaranao , ka mamela ny heloko izay vitako,Amen
Ny fiibebahana tian' ny Tompo be fitia. " Ta foi t' a sauvé" lui dit Jésus
1. Olom-belona aho Tompo
Tsy mendrika hanonona ny anaranao
Nefa vonona aho hanompo
Mifona aho Tompo mibebaka hatramin'izao
O ry Tompo be fitia mba tantanonao ny dia
Fantatrao f'efa nania ny olona tety
Ankehitriny o mamelà
Ny heloka izay vitako
O mamelà, o mamelà ny heloko
2. Faniriako ry Tompo
Ny hiankina an-tratranao ry Tompo o
Mba omeo fo madio
Hahaizako hibanjina ny tavanao
mamela ny heloko, zay vitako
o mamela ny heloko
misaotra Tompo o Amen.
olo mbelona aho Tompo ka ts mendrika hanonona ny anaranao, Nefa mb mangatk famelnkelk. amen
2020 Vetson-kira 😭🧡🇲🇬
Ô Ry tompo befitia tantano re ny dia.Amen🙏🙏
Olombelona aho tompo ô.mifona @ahao fa tsy mendriky anona anarana aho tompo ô mamela ny heloko Amen
Tompo ô mamela ny heloko mpanota ts mendriky izahay🙏🏻🙏🏻😭😭😭😭❤
C'est magnifique !
Olom-belona aho Tompo
Tsy mendrika hanonona ny anaranao
Nefa vonona aho hanompo
Mifona aho Tompo mibebaka hatramin'izao
O ry Tompo be fitia mba tantanonao ny dia
Fantatrao f'efa nania ny olona tety
Ankehitriny o mamelà
Ny heloka izay vitako
O mamelà, o mamelà ny heloko
2. Faniriako ry Tompo
Ny hiankina an-tratranao ry Tompo o
Mba omeo fo madio
Hahaizako hibanjina ny tavanao
misaotra ho an,ny mpanao le hira fa mampahery tompo hitahy atsikajiaby♥♡♥♡♥♥
olombelona marina aho tompo niloloha ny lanitra ka lena nadiha ny tany ka tafitoina nefa matoky anao fa raha nisy fahadisoako ianao irery no amela ny fahadisoako
Tsara foana merci
Olombelona aho Tompo tsy mendrika hiantso ny anaranao Andriamanitra be Fitiavana ianao mamela ny helokay 🙏🙏🙏🙏
Ry tombo be fitia mba tantano ny diako 🙏🏻
Mamelaha ny eloko izay vitako tompo 😔😓
olombelona aho ry tompo mba Omeo ry fo madio mba ahaizako mitanana izao fiainako izao ry tompo koa mamela n'y heloko izay vitako ry tompo. Amen
Jocelyn Feliciano ❤
Bravo dia aza mety tézitra izany !.
Olombelona aho Tompo
Tsy tanteraka!!!mamela ny heloko
Amen
Olo-meloka aho Tompo no nanoratana an'ito hira ito tany amboalohany fa niova nohon'ny fifangaroan'ny fanononana izany ka raikitra hatramin'izao!
mba omeo fo madio aho Tompo o! Amen!
ossi emouvant hier jusk a ojourdhui
c est pour toi maman
Mifona aminao aho tompo oo , mamindra fo amiko 🙏😢
Mamela ny falemeko..ekeko fa ts mendrika aho,nilotoviky ny fanahy madio avy taminao.Mino sy Manantena fitiavanao aho,Jesosy oh.Tanteraho amiko fahasoavanao!Mamela Tompo oh!!
Mamela n'y helokay Tompo oh. Amen 🙏
Tompo ooo.mamela ny helokay.Amen
olomelona aho fa tsimedrika sady mpanota ,mamela ahy Tompo ô
Fantanko fa tsimendrika aho fa vonona honompo ny anaranao tompo ô
Ndryyyy misaotra betsaka fa tena maha Tonga saina misaotra tompoko
mamelà ny heloko Tompo ô!
Ry Tompo oh Mamela ny heloko.
Ary mba tatano ny diako.
olombelona aho tompo mamelah zay heloka vitako amen
nania aho Tompo fa matoky kosa fa Ianao be Fitia amela ny hadisoko anio ary mandrakizay Amen!!!!!
Tompo o mamela ny heloko amen
Ampio aho tompo Mba ho sitrakao re fiainako
Tsy mety kivy aho mitalaho aminao fiainako Mba ho sitrakao reee
Andriamanitra raiso aho na dia tsy mendrika re
tsy mendrika aho tompo , nefa aza ariana mo e, mifona aho tompo
Tato ato , tato antsaiko indray ity hira ity. Tsara ka efa ho 10taona mahery tsy nohiraiko sady tsy enoko e.😢😢😢 mahagaga fa niandry faty ny reniko no heniko farany dia izao efa ho 11 taona nahafatesany dia tsaroako dray😢😢
2021 mbola eto isika
i am seven7day and me from madasicra maroantsetra and i tell you dont forget sabata becaus lord giv sabata for evrew all is good i heve lovely god so mach thank you lord giv my lef
Inty aho , iraho aho
Ianareo no manana hira katolika betsaka sy kanto indrindra.
Te hitomany foana ah vao mihaino anito hira ito
Juin 2024 tsy miova omaly s anio ary mandrakize ny "ilay Ray nahary tongotra amantanana antsika"mivavaka fona tsika mandrakize kou
Ndriii 💗🎶
mamela ny heloko Tompo fa mpanota be tokoa aho
Mankasitraka .
Mankasitraka eeh
Mamela heloka vitanay tompo amen
NY FANIRIKO TOMPO HIAKINA@ TRATRANA !!
OH MAMELA NY ELOKO
ANANA FO MADIHO HIMBAJINA NY TAVANAO.
ZOKY BE FITIA
RAY MALALAKO.
milay ka
Tiako loatra reee
Ory Tompo be fitia mab tantanonao ny diha...
anw ny ametrahako fienako Tompo ô!
Misaotra eh 🙏🏽
Mba omeo for madio aho ahaizako mibanjina ny tavanao ray o
Mba tantanonao ny dianay
Mamela ny helokay ry tompo 🙏
Mapitomany le hira sady mapandinitena.... Mankasitrak
vous êtes unique
Olombelona aho Tompo. Tsy mendrika ny hanonona ny anaranao. Mamela ny heloko
Rahoasamano
Maika hihaona @ Ray
Rehefa navelany
Ny Heloko
Olombelonatokoaajomandiatanykasolafakaarymilolohalanitrakalenaampetrakoaminaoraynymitatananylalakometyhoahy
TOMPO o omeo fo radio aho
Mzrcl Dieu
Mamindra fô aminay Tompo ô 🙏
Mifona aho ry tompo 😍😍😍
🙏🙏🙏🙏
Mamela ny heloko tompo ô😢😢😢
Mahafinaritra e.Misaotra tompoko
O Ry Tompo be fitia
Mba hafaingano re ny dia
tiany vadiko be ity hira ity Ary atolotro ho azy. voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany amen Domoina Véronique avy aty andafy.✴✴✴✴✴
Veronique Rakotonirina Domoina o
Tompo ô,mamela n heloko sy ny heloky ny fianakaviko.ifonako anio izay tsy nifanaraka t@ sitraponao nataonay h@ izay.misaotra Tompo Jesoa,amen.misaotra anareo ry ventson-kira,THT d mazotoa hatrany.
What song is this? Is it a hymn? So beautiful
It’s a Christian song
This song catholic ❤ song pardon
Mankasitraka 9
mamela ahy Jesoa o @ otako izay vitako ef fantatrao avokoa ny lotoko
oh mamela ny heloko
menatra aho ry Tompo amy adalagna rehetra vita mamela ahy ianao
MBA omeo fo madio MBA hahaizako imbajina n'y Lalana ray oo
Misaotra betsaka anareo
Tena tsara be ilay tonikira sy ny feo
Mampahery ireo zay notokanana diakona tamin'ny 04/07/2015...
miaraka mihira aminao aho ry PAPA.Mandria am- piadanana
Hatsiarovako an papako koa zan😢💔
Misaotra Jesosy o!
Olombelona tokoa zaho tompo mamela ny eloko ianao ritompo
Amen
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
AMEN Z🙏
Victoire. Rasoamanarivo.
o! ry tompo be fitia mba tantanonao ny diako
o! ry tompo be fitia mba tantanonao ny diako
💖💖💖💖💖😍
Misaotra Jesosy aminy famindrapon`ao isanandro
Mba omeo fo madio ahaizako hibanjina ny tavanao
AMEN 💖
😢😢😢😢 06/11/23
mifona @ nao aho Tompo t@ fahotana rehetra zay vitako
Mamela ny heloko tompo misaotreeee