AMBILOBE -VOHEMAR : NATOMBOKA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY ASA FANAMBOARANA NY LALANA
Вставка
- Опубліковано 10 лют 2025
- Andro vitsy taorian’ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana lasitra nahazoana ny famatsiam-bola mitentina 155 tapitrisa dolara, dia natomboka androany 13 aprily 2019 ny fanamboarana ny lalam-pirenena fahadimy mampitohy an'Ambilobe sy Vohemar. Tonga tao amin’ny distrikan’Ambilobe ny filoha Andry Rajoelina hanomboka amin’ny fomba ofisialy ny asa.
Lalana mirefy 151km no hamboarina mampifandray ny faritra DIANA sy SAVA. Tetezana dimy vaovao no hatsangana ary tetezana folo hafa efa nisy teo no havaozina tanteraka. Mponina miisa 1700000 ao amin’ny kaominina : Marivorahona, Ambakirano, Betsiaka, Maromokotra, Daraina, Madirobe, Ampondra ary Vohémar no hisitraka ity tetikasa lehibe ity.
President merci pour votre devouement. Bon courage
Merci président
Atoa Filoha no mamily. Mahafinaritra e!
ahoana rajao sy ravalo eeeeeee!!! rombo am 2023 eeeeeeeeh..rombo rombo rombo ry rmdm aaa
Misaotra manavotra firenena président 😍✌✌
Tsy maintsy tafita i Madagasikara
Ho lasa pays émergent tokoa ange Madagascar Monsieur le Président. Merci beaucoup
Rian ANdriamalala mba lazao ami hoe efa vita ve ny lalana sy ny tetezana zao
Ok
ANDRIAMATOA FILOHA ...MBA JEREO NY HAMERENANA N FIFANARAHANA N QMM MBA AFAHA MANAO N TRANSFORMATION DE MATIERES PREMIÈRE ETO MADAGASIKARA FA TS ANY IVELANY AR KOA MBA HAKA N INTERET MENDRIKA N FIRENENA FA TS VARY MASAKA TOY N TALOHA NO ENDRASANA AN REO MULTINATIONAL MAKA N HAREMPIRENENA...MANKASITRAKA
Misaotra président Tahin'Andriamanitra hianao sy ny fianakanakavianao ary ho reharehany vahoaka Malagasy hianao Misaotra Tompoko eeee
Denise soa efa vita ve zany io lalana sy tetezana io amizao
Lalana nampiteny ny moana iny, saika tsy vitako !!!
Misaotra betraka President ny tompo hiaro anao sy hakohonanao
Le soleil commence à se lever ?
Michael RRakoto efa tena mandeha tsara zany ny fiara amizao 8 volana après
The pain and grudge of the population can be found only from a responsible president. This is call a determined person for seeking concrete solutions for the people of marvellous Madagascar. We strongly sustained this specific and dedicated task from the actual President.
ahoana moa fomba fitenin ndrajao ndoza iny refa miteny???ireniiiii...mitondra eau vivaaaaaa..tsy misy zava bita ireniiiii...hay izy no tena fositra tsy mahay manorina..bay bay godra..izy ilay godra .revo..tsy afaka mamindra..tsy nahay namindra indrindta .toy fitenin ndravalo hoe..rajoelina vao miara mamindra.hitan izy roalahy fahaizan dajoelina namindra namita lalana ambilobe vohemar..asa mba firy 0/0 vato hoazaon drajao n dozan kolikoly sy maletin ny firenena ity am 2023 ao.ambilobe?? toy izany koa lehiben ny fanavakavahana tsy mankatia tanindrana.sahia!!!!
Marina zani President..otran mahita an Président Poutine zani a