HAFATRA HO AN'NY PASTERA VAHAO NY OLOKO, MPANAMBAKA VAHOAKA MAHANTRA

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 29 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 52

  • @mimiseemonnot5425
    @mimiseemonnot5425 Місяць тому +3

    FENO MPISOLOKY VENDRANA MADAGADIKARA,

  • @FR-no2os
    @FR-no2os Місяць тому

    Merci pour ce partage

  • @4devmada355
    @4devmada355 2 місяці тому +7

    POSITERA SAGNAGNA VENDRATAY TSSSS. VAHOKA MAHANTRA MINANEMANINY FA RETO MITSY NO NANDRA MAMPANDRY ADRISA

  • @nicolemaillet1879
    @nicolemaillet1879 2 місяці тому +4

    Bravo Pasteur Jean Luc. Tena fa miharihary ny fanambakana.

  • @andriambahinyjeanmichel9056
    @andriambahinyjeanmichel9056 2 місяці тому +6

    Tena mandreraka be ny mandinika ny ataon'ireo pasteur sandoka ireto, tsy ho sahin'izy ireo mihitsy ny hitory ny DOTORONOMY 14, 22-26.

  • @MamyANDRIANALY-uy8mv
    @MamyANDRIANALY-uy8mv 2 місяці тому +6

    Oviana i Koto no tsy nino an'Andriamanitra ? C'est le Christianisme qu'il remet en question noho ny fombafomba ohatry ny an-dry soit disant pasteur Heritiana itony, ka mampitombina ny an'Koto Lilahimahintsoambo hoe : VENDRANA ny gasy ! Bravo Pasteur Jean Luc pour la droiture que vous prêcher !

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 2 місяці тому +2

    Marigny zany Tompoko 🎉❤
    Mankasitraka Tompoko ❤🎉

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 2 місяці тому +10

    Ilaina ve ny mamaly an'i ny Koto tsy mino ry pastera ? Sao dia ady tsy anao izany fa an'Andriamanitra, sa ahoana hoy ianateo mpino ?

    • @raholimananatiana6265
      @raholimananatiana6265 2 місяці тому

      Pasitera tsy manana ny Fanahy Masina , ny mivavaka ho an vahoka na iza na iza mb hamonjena ny fanahin ondry no tokony ataonao Pastera, izany no mission an Pastera f tsy manalabaraka anaran olona lozaaaaa ,tena oe grave ity Pastera vahao ny oloko ity ,

  • @jonraha588
    @jonraha588 2 місяці тому +13

    Refa mahantra ny vahoaka dia mora ampiesonina e

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 2 місяці тому +1

      ​@Zah_Gasy_Be_KritikaAny @tany mandroso angah ahitanao otranizao eh, tsy sahy zareo fa voasambotra mihitsy fa aty @tany mahantra otrany afrikana no hanaovany anizao satria mahantra dia mora azony fandemen tsaina ka azony mora manaraka zareo arakizany Tena mampalahelo

  • @ramasyJulienne
    @ramasyJulienne 2 місяці тому

    Pastera o! Ianao mihintsy no mila mibebaka dia Jesosy anie hamaha ireo olona voageja rehetra @ fivavahana tsy izy toy izao.Amen!!!

  • @Lala-t5d5k
    @Lala-t5d5k Місяць тому

    Mampihinatay ny vendrana itony
    Vendrana mitarika vendrana
    Maharikoriko
    Dondrona ranga le gasy a

  • @julietteraharifidy3618
    @julietteraharifidy3618 Місяць тому

    Lasa vitadiavina vola ny resaka fivavahana ! Izany no tsy mampandroso Madagascar !!miseho azy nahita Andriamanitra daholo ! Ny vahoaka Malagasy mihintsy tena vendrana mora amidy .

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 Місяць тому +1

    Karazan’ny fatifatiny’’olo zay te hamitaka de mody mivavabavaka fahatany otran’io

  • @hajarakotovao8899
    @hajarakotovao8899 2 місяці тому +1

    Pastera vendrana itony

  • @LouisPaul-tm4dl
    @LouisPaul-tm4dl 2 місяці тому +8

    Marina zany mamitabahoka loatra

  • @EmilsonJulien
    @EmilsonJulien Місяць тому

    Kkkkkkk

  • @Grace73278
    @Grace73278 2 місяці тому +7

    N importequoi ce pasteur Tokony nentiny ambavaka ho azy irery i koto fa tsy nataony devant ny vahoaka maro ohatrany fariseo mivavaka.

  • @sebastienandria4733
    @sebastienandria4733 2 місяці тому +1

    Firesaka sy ny feon'ilay pasitera aza feon-demony!!! Kivy amin'ilay mpanaraka ambokony aho.

  • @Atsikajiaby5
    @Atsikajiaby5 2 місяці тому +1

    Tsy azo terena ny olona @izay safidiny na hino izy na tsy hino ary samy manana izay inoany koa aza ny olona ary fantany izay inoany.

  • @mimiseemonnot5425
    @mimiseemonnot5425 Місяць тому

    Secte mpandroba vola hoatry.Tatandraza !!!

  • @andriamiantaroger5281
    @andriamiantaroger5281 2 місяці тому +1

    maro loatra ireto mpamitaka : ampitomboy ny fanatitra fa any an-danitra mandray ny valiny hono fa tsy eto an - tany

  • @KiadyKely
    @KiadyKely 2 місяці тому +1

    TSY PASTEUR IO FA IMPOSTEUR NA CONCASSEUR

  • @RijaRatsimbazafy-yw8jb
    @RijaRatsimbazafy-yw8jb 2 місяці тому +1

    Ka le tsy azoko amin'ny le izy nge hoe inona le Defi tiany pasitera atao eee?sa le fahoriam.bahoaka no tena zava.dehibe aminy????

  • @NRAKOTO
    @NRAKOTO 2 місяці тому +1

    Nareo pasitera ireo no tena mpamitaka olona vulnerable noho i Koto.

  • @marcelvelonandro964
    @marcelvelonandro964 2 місяці тому +1

    😂 Ny fantatra dia " tsy niteny t@ feo mafy toa ny an'i Dapasy ireny i Kristy.
    Nandoa rakitra dhl ve ireo ondry mifahy ao @ coliseum ireo e?

  • @GulPanra-t8h
    @GulPanra-t8h 2 місяці тому +1

    😂😂😂😂😂😂ny tokony natao nao ary ra tena pasteira marign anao tokony hivavaka hoany koto izany mba hialany @toetra ratsy izay ananany 😂😂😂😂😂😂 pasteir vorondolo sa devoly 😂😂😂😂😂

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 2 місяці тому +3

    I koto avy hiadiana????,

  • @lanjaprudent4851
    @lanjaprudent4851 2 місяці тому +1

    Misaotra anao ramose, mitovy fijery aminao za, aleo n olona sasany amreny fiangonana ireny ts misakafo toizay ts mitondra vorontsiloza oan pasitera, mahagaga, ts namareo aho ry pasitera secte

  • @soloramanamisata2603
    @soloramanamisata2603 2 місяці тому +2

    Fa angaha anankiray ihany ny Koto eto ambonin’ny tany?

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 Місяць тому

    Zay olo te hamitaka vahoaka de manao pasteur 😡
    Fa tsy haï izy ty
    La preuve ny firenena mahantra manko Otrany reto

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 2 місяці тому +1

    Ka le gasy nge mora ambakaina e, Fa zao Ianao s'y izaho iany no manda n'y tenanao s'y n'y fiainana,

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 2 місяці тому +1

    Aza mihezaka hanamarinana ny finoanao @ tsy mino ry pasitera a ! Safidin"ny tsirairay ny tanjon'imny fiainany. Ny tsy mino tsy maintsy hitsikera ny mpino foana, tsy voasakanao io pasitera a !

  • @elyrakoto3695
    @elyrakoto3695 2 місяці тому +5

    Na tsy mino ary izy, d Inona koa ny blème anao am fampilazana izany am vahoaka ry pasitera, tsy misy tenin' Andriamanitra ampianarana n'y ondrinao vé e

  • @valihahajaina3576
    @valihahajaina3576 2 місяці тому

    Pasitera inona koà re ity eh ?

  • @ZoHasinaLALAINA
    @ZoHasinaLALAINA 2 місяці тому +1

    Aleloia ampiasaina amin'inona aleloia sy Amen

  • @lanjaprudent4851
    @lanjaprudent4851 2 місяці тому

    Pasitera ono i Letina, n jamba no manome fanatitra oanlah lets

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 2 місяці тому +1

    Ka io culture misy ao spectacle ny vavaka misy politique fanangonakarena na fomba fangalana vola am vaoaka ,satria lé mampivavaka tsy maintsy minana vorona matavy na loka matsiro sakafo tsara, avy lé tény oé vola ny adala

  • @hortensiamarie
    @hortensiamarie 2 місяці тому

    Asafanintarampiagona no resaka Téo mivavaka hoanao MBA ifoha aminy toromaso nao

  • @samuelalbertrandriantsoavi2667
    @samuelalbertrandriantsoavi2667 2 місяці тому

    Tsy oe mandoka anao akory pasteur Jean luc fa tamin'ny tenako mbola narary tsy Salama nandritra ny fotoana 2014-2018 izay nanajanonako ny fikarohana nataoko satria nanomana n'y thèse de doctorat en économie ny tenako tamin'izay dia ny toriteninao isakin'ny alarobia hariva tao amin'ny radio vavao mahasoa no tena hitako niavaka indrindra tamin'ireo toriteny nihainoako nanomboka ny alatsinainy hatramin'ny asabotsy satria tsy toriteny mamonamonaina ireny fa toriteny miharo fampiharana avy hatrany izany oe miaraka amin'ny toe-javatra iainana ankitriny. Ilay toriten'ilay pasitera avy any talata volon'ondry isakin'ny zoma hariva tao amin'ny radio vaovao mahasoa iny koa misy fampiharana avy hatrany ihany koa.

  • @mariorakoto7749
    @mariorakoto7749 2 місяці тому

    iza ireo mivovoha ireo ; efa andro farany marina izao ; volan ny mahantrz no nividianana V8. KKKKKKKKKKKKKKKKKKKKKKKKK

  • @MartialRazafindrabe-zi2jr
    @MartialRazafindrabe-zi2jr 2 місяці тому

    Musaotra betsakaeh

  • @noelagerard1134
    @noelagerard1134 2 місяці тому

    😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 2 місяці тому +2

    Nanaovanio pasteur io toroteny special mihitsy I koto na tsis tokony nataony azy izany, ny antony dia Tena hitany fa mitady hanampaka ny fihinanany mihitsy, aiz koa no hisy vrai pasteur hanao otranio, fiteny otranio ???

  • @donapraisejude9763
    @donapraisejude9763 2 місяці тому

    Inona le tena olana resahina e! Koto sa le vahoaka e? eto zany de misy manao avocat an'i Koto, de misy koa manao avocat an'i Pasitera.

  • @synergieelec1843
    @synergieelec1843 2 місяці тому

    Mivava hoazy ireo fa ny marina any Mpanjaka ....tsis marina na iray aza isika..hoy IZY..

  • @ezechielrasi7672
    @ezechielrasi7672 2 місяці тому +1

    marikoriko ity pastera ity punaise pastera bidon tsy hain'itony pastera ity ve ny manao culte teny gasy na tny frantsay ranoray, na izany aza tsy hay, ianao no paokaty...ianao no mpisandoka

  • @RasamimananaYves
    @RasamimananaYves 2 місяці тому

    Marina tsisy anapiana

  • @mimiseemonnot5425
    @mimiseemonnot5425 Місяць тому

    PREDICATEUR MANIPULATEUR !