PAOLO MPILELAKA AN'I RAJOELINA 🆚 HARIFIDY RAMANANDRAIBE❗ADIHEVITRA DONDRESAKA

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 29 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 20

  • @tnewlight
    @tnewlight 19 годин тому +5

    Inona no tokony hahagaga anao raha ataon ny olona fa mpisoleleka raha tsy miteny afa tsy fanasohasoana ny mpitondra fotsiny nu ataonao nefa efa hita ny tsy mety ataon ireo. Nareo miseho manam pahaizana tsy misy honnêteté intellectuelle mihintsy koa no mamotika ity firenena ity sy ny fiainam bahoaka.

    • @VolatianaMerasoa
      @VolatianaMerasoa 10 годин тому

      Aty aminy Firenena misy ahy aty dia tena tapaka foana koa ny jiro fa ny tena miasa dia monteur mampiasa ireny dia ireny no tena solon ny jirama ary tena tsy tapaka mahintsy rehefa mahaloa ara dalana ianao aleo mampiasa izay fa tsy hiady an jirama eo foana

  • @LivaSeverin
    @LivaSeverin 13 годин тому +2

    Paolo pisolelaka aaa

  • @HajaRandimby
    @HajaRandimby 16 годин тому +1

    efa fatatra ne ty MR PAOLO ty fa soa iany fa nisaina tana tsy nifidy azy

  • @RamanambitanaTahinjanahary
    @RamanambitanaTahinjanahary 19 годин тому +4

    Efa minan ny tsifihina mbola misolelaka ihany ( ny olona ranga ity mandoa hofanjiro sy rano de atao inon ny vola no ts kojakojana le fitaovan

  • @nounourkt2103
    @nounourkt2103 18 годин тому +2

    Ka ny mpitondra fona no tompon'andraikitra amzao kirotona zao ny VAHOAKA victime

  • @PierreRambolarijaona-cw3sd
    @PierreRambolarijaona-cw3sd 13 годин тому

    Be loatra ny mpanao pôlitika tsy mahalala afa-tsy ny mandat iray tiany ho azo. Nahalala io olan'ny JIRAMA io avokoa ireo kandidà ho Filoha hatrizay matoa ohatra ingahy Rajaonarimampianina nampanantena fa anatin'ny 3 volana dia ho voavahany ny olana. Ingahy Rajoelina dia nilaza fa hahavita 400 Mégawatts amboniny ao anatin'ny 5 taona nangatahany tamintsika.
    Tsy marina ny hoe efa ritra Mandroseza. Ity Rima ity dia be resaka fotsiny, toa mpanilika andraikitra manoatra noho ny mpitondra ankehitriny. Ny andraikitry ny vahoaka dia ny mametraka (mifidy) olona milaza fa manana vahaolana. Tena tsy ampy "analyse" mihitsy izy. Ilay hoe maro sahanina ny Filoha dia tena havendranana promax. Ny leader ry namana dia "mpandrindra" fa tsy ho mpanao ny asa rehetra a ! Aza heverina ho sady mpahandro, no mpandoatra, no serveur ny Filoha e! Mpiketrika paik'ady izy, tokony ho olona mahay mihaino fa tsy hanaintaina @ tsikera mandeha.

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 13 годин тому

    aza manasa olo mitepatepa ohatra itony fa mampigegigegy

  • @nounourkt2103
    @nounourkt2103 18 годин тому

    Ny ady hevitra lou okzay e solution avoka

  • @brunorasamoel8271
    @brunorasamoel8271 12 годин тому

    Ny vahoaka tsy miraharaha an'izany hoe ny mpitondra taloha no tsy nanao an'izao sy tsy nanao an'iry e! Ny mpitondra amin'izao fotoana izao no tompon'andraikitra voalohany fantatry ny vahoaka.

  • @VivianeMAROJAONA
    @VivianeMAROJAONA 17 годин тому

    Raha2 ty ,tsy mpanao magie hozy ny filoha,
    Very ny marina😢

  • @randriamarinaeddie7215
    @randriamarinaeddie7215 16 годин тому

    Ces mec avec casquette..... est une poisson rouge

  • @RedmeA1-dg8fz
    @RedmeA1-dg8fz 19 годин тому +4

    Ireo mpilelaka ve mahagaga toy ry Polio ef ts mahalala tsy Tiana ataony Rajoelina manemaniny vahoak mbol tsy tong sain ihany mpilelaka ts mb mijery tombotsoa vahoak madinika; ef hita mangalatr zao Rajoelina mbol manohin ihany TSS saina ts nahita fianaran ndray misain misy firaisankina ; miseho mianatr zéro ; azompanafody

    • @oelitinatsilavinajulienrak2084
      @oelitinatsilavinajulienrak2084 19 годин тому +2

      soalihy moussa ko mnbola ao

    • @RedmeA1-dg8fz
      @RedmeA1-dg8fz 19 годин тому

      @oelitinatsilavinajulienrak2084 inon mbol ao??? Teny TSS lohany s'y vodiny

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 11 годин тому

      ​@@RedmeA1-dg8fzôtran'ikay nanoratra azy ihany😅😅😅😅

  • @coolman3322
    @coolman3322 18 годин тому

    kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk soit disant avarapianarana

  • @nounourkt2103
    @nounourkt2103 18 годин тому +2

    Tsy tokony ho gadraina ny mpanao grevy

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 11 годин тому

      Na mandroba sy lanilba fananan'olona aza ? Ngà izy ity fanjakan'osy ôsy ôtry ao aminareo ?