Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Indrisy mantsy ry Gasikara ko🥹
Rotika tanteraka izy ity
Zay za vao nahita horonantsarin'i Rakoto Frah hatrizay ,ndriiii kay tena talentueux 😘😘😘
Eh!zay tdy ho.manina oa .mandainga ry gasikarako❤
Akaikin'ny foko n'y tanindrazako Gasikara. Fa Tsy lavitra. Ary Tsy manam-paharoa. :-)
Ahatsiarovana an'i GASIKARA Tanindrazana malala mbola hihaona isika manksitraka
❤❤❤
Hafa ihany i GASIKARA
Ahlala! çà c'est sûr!
Tsara loatra
Gasikarô gasikarako mahamanigna
Tres belle chanson nostalgique .j e ai les largest aux yeux
Maha manimanina , Gasikarako nosy tena tiiko ianao ka tsy maintsy hiverenako
Kanto, meva hafa ihany ny hiran'ny taniko. Manin-te hody ny maheno ity kalo ity! Mankasitraka e!
Andao rangaha hody daholo isika, oups kay moa tsy mbola misy avion, @ny manaraka e!!!!
Mbola tsisy voromanidina @zao Nini a! Ary ianao ela ela tsy heno an!
@@mirija9745 izaho eto iany, ampy izay, ireny hanihany sy sangy2 taloha ireny e!!. Miandry top fotsiny indray aza dia tonga dia lasa manao vacances any daholo isika e!!!! Bonne journée Mirija 👍👈
Mahatsiaro any dadabe Rakotofrah miaino an'ity.Rahaja ko mbola kelikely eto
Lavitra anao aho ry gasikarako malalako
Mankasitrakeee é misaotra betsaka fa mahafinaritra
Ndriiiiiiii, tiako be
zany ka hira!mbola hihaona eto dago eto ihany e
Gasikara, o Gasikarako o...
Gasikara, Tany mamy tsy mety hadino ary tsy foy na dia alavitra aza ianao ~
😭😭😭🇲🇬🏝🏡❤❤😘😍
gasikara ilay tany tsy foiko
Ankasitrahana erampo e,,,
Gasikiara mamalako
Gasikarako malalako ts hatakalo ka ts maints ho verenako
Tena marina izany , tsy atakalo ny any hafa
"tsy azo eritreretina ny lanjan'ny hery ao anatiko"
tena tiako ity hira ity
Hafa mihintsy ny taloha a tsisy Play back kosa zao e mlay e
tena hafa mihitsy ka

Mbola tsisy voromanidina @zao Nini a!
Ary ianao ela ela tsy heno an!