Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Magnifique pour music Sakelidalana
Tena kalo gasy mitahiry ny vakoka malagasy!!Misaotra namela harena ara-kolontsaina Tokana!!!
mankasitraka feno aho,hafa ihany NY hira fahiny,mamoha NY tsiaron'ny ela.
Tena ankafiziko ny sakelidalana 😘👍👍
Tsara mihitsy ny hira sy ny mpihira, koa misaotra be anareo!
tena hira malagasy tokoa! mendrika tokoa
Mankafi bé Zay misaotra anareo fa tsara n'a tongony n'a géo mirary soq
Mon tonton Noël🌷🌸🌻💖💖💖😘mamy oo mirary soa , ee efa ele tsy hitako😓😓, mahamasina oo😊😊😊
tena tiako ❤❤❤❤❤❤❤
tena mampanembona, nametraka fahatsiarovana vanim-potoana tsy ahy adinona.misaotra anareo ,mahaleova mahalasana.Sakelidalana mifono zavatra betatsaka ,harena sy fahendrena sns
tena tsara be merci beaucoup à toutes l équipes tena milay be
Misaotra an'ilay nanome ny lohateny....mankasitraka Tompoko !
kanto loatra. ahatsiarovana ny fahazazana sy ilay ilay fampisehoana nataon'ny tarika izay nokarakarain'ny FLM ampitatafika (antanifotsy) tamin'ny 1992!
Magnifique chanson aux accents presque amérindiens, qui rappelle d'autres mélodies d'Equateur ou du Nicaragua !
Tena kanto lotra toy ny volamena sarobidy ts mety lany manja. Mankasitraka ny mpandefa
misaotra fa mampatsiahy ny taloha
sao mba misy mahafantatra ny lohatenin'io hira voalohany io (dia nitsiky izy....), misaotra
IZY FOANA HONO (Sakelidalana ) mazotoa mihaino ary ohh 👍👍👍
tena mahafinaritr!hafa mitsy n kalo fahiny
misaotra fa tena tsara
Sao Mba Misy Afaka Manome eto Kay Oe Inona Avy no (lohateny) Ireo Hira Ireo Misaotra
Te hody be , mafinaritra be
Tena makasitraka fa misaotra tompoko tsara be ny hira nareo
Tenampihira tena anisany tena ankafiziko mihintsy
Afa ihany le feokelin'i Noely e !
Misaotra e fahiny tokoa izany hira izany mankasitraka e
tena tiako
Tiako loatra (y)
Hmm tsara mihitsy
Mandridrano! hummmm
mfinaritra e
tsara feo bé tovo gila
Magnifique pour music Sakelidalana
Tena kalo gasy mitahiry ny vakoka malagasy!!Misaotra namela harena ara-kolontsaina Tokana!!!
mankasitraka feno aho,hafa ihany NY hira fahiny,mamoha NY tsiaron'ny ela.
Tena ankafiziko ny sakelidalana 😘👍👍
Tsara mihitsy ny hira sy ny mpihira, koa misaotra be anareo!
tena hira malagasy tokoa! mendrika tokoa
Mankafi bé Zay misaotra anareo fa tsara n'a tongony n'a géo mirary soq
Mon tonton Noël🌷🌸🌻💖💖💖😘mamy oo mirary soa , ee efa ele tsy hitako😓😓, mahamasina oo😊😊😊
tena tiako ❤❤❤❤❤❤❤
tena mampanembona, nametraka fahatsiarovana vanim-potoana tsy ahy adinona.
misaotra anareo ,mahaleova mahalasana.Sakelidalana mifono zavatra betatsaka ,harena sy fahendrena sns
tena tsara be merci beaucoup à toutes l équipes tena milay be
Misaotra an'ilay nanome ny lohateny....mankasitraka Tompoko !
kanto loatra. ahatsiarovana ny fahazazana sy ilay ilay fampisehoana nataon'ny tarika izay nokarakarain'ny FLM ampitatafika (antanifotsy) tamin'ny 1992!
Magnifique chanson aux accents presque amérindiens, qui rappelle d'autres mélodies d'Equateur ou du Nicaragua !
Tena kanto lotra toy ny volamena sarobidy ts mety lany manja. Mankasitraka ny mpandefa
misaotra fa mampatsiahy ny taloha
sao mba misy mahafantatra ny lohatenin'io hira voalohany io (dia nitsiky izy....), misaotra
IZY FOANA HONO (Sakelidalana ) mazotoa mihaino ary ohh 👍👍👍
tena mahafinaritr!hafa mitsy n kalo fahiny
misaotra fa tena tsara
Sao Mba Misy Afaka Manome eto Kay Oe Inona Avy no (lohateny) Ireo Hira Ireo
Misaotra