Ny Sitrako - Kerobima Ankatso

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 8 лют 2025
  • « Ary tsy izany ihany, fa aoka isika hifaly amin’ ny fahoriana aza, satria fantatsika fa ny fahoriana mahatonga faharetana; ary ny faharetana mahatonga fahatsaram-panahy voazaha toetra; ary ny fahatsaram-panahy voazaha toetra mahatonga fanantenana; ary ny fanantenana dia tsy mampahamenatra, satria ny Fanahy Masina, Izay nomena antsika, no nentiny nampidina ny fitiavan’ Andriamanitra ho ao am-pontsika. »
    Rom. 5:3-5
    « Ny Sitrako »
    1- Ny hafaliako hatrizay
    Mazana anadinoako Anao
    Jesosy Mpanome ny soa
    Tompon'ny Fiadanam-po
    Natao ireo izay tsy fanao
    Fa vokatry ny ezako izao
    Tsimba tsaroako, eny Ray
    Fa ireo dia avy Aminao
    Ref.
    Aza misy anie, ô Ry Ray
    Fifaliana maha mpanota ahy
    Tsy handovako ny lapa nomaninao
    Hitoerana rahatrizay
    Aleo ihany aho ho ory hitalaho
    Toizay aho lavitra Anao
    Ka ny helo no hivantaniko indray
    Refa miala eto antany.
    2- Ny ho ory no sitrako
    Ny hijaly no finidiko
    Satria mampiorina ahy
    Hitoetra eo aminao.
    Tsy hoe fampiononana tena
    Fa dia naleoko ny onena
    Raha toa hifaly eto ihany
    Ka ho very any ankoatra any
    Antokompihira Kerobima Ankatso
    DVD Vol.1 Jesosy Tsara!

КОМЕНТАРІ • 5

  • @izaiavyifaliakonoelphine4457
    @izaiavyifaliakonoelphine4457 5 років тому +1

    aleo ihiany aho ory talaho,toy izay aho lavitra anao.Tsara ny eo akaikin'i Tompo,mankasitraka e

  • @bakolyrkotoarivony6658
    @bakolyrkotoarivony6658 7 років тому

    Fa satriko ho oriorin-talaho toy izay mba faly ihany kanefa tsy ao Aminao....

  • @hajanirina5084
    @hajanirina5084 7 років тому

    Tena fiainako zany. Niala tamin'ny Tompo rehefa nahazo fiainana tsaratsara. Mifona Jesosy o. Hiverina @nao aho. Misaotra ny Kerobima nampahatsiahy

  • @zonyhavana4752
    @zonyhavana4752 8 років тому

    Tena kanto sady mampahery tokoa fa dia misaotra tompoko

  • @mamisonr
    @mamisonr 7 років тому

    mankasitraka e!