SITRAKA Mitafa irery (Bodo)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 21 вер 2024

КОМЕНТАРІ • 23

  • @karenspania120
    @karenspania120 8 років тому +1

    ndriiiiiiiiiii tiako loatra !! manganohano ah miaino an'ireto zaza ireto :)

  • @mamisoafitahianarandrianir815
    @mamisoafitahianarandrianir815 8 років тому

    ouae talanjona aho ,mahay mihira be ndry Sitraka🌹🌹

  • @nostalgieruisselle
    @nostalgieruisselle 8 років тому +1

    Ndriiiiiii :) meilleure prestation de la soirée (pour moi)

  • @valihamilio7400
    @valihamilio7400 7 років тому

    T'es brave akia ah,mirary soa ho tonga @ ambony2 .Mahay mihira njy sady tsara feo.👏👏👏👍👍

  • @malalanirinarakotomavo918
    @malalanirinarakotomavo918 7 років тому

    Tena tsara lavitra be noho ny original! Ny feo feno "pureté" tsy misy artifices na dia kely ary, madio be! Feno "émotions", feno fanahy hoy ny fitenenana.... Tiako tena tiako.... Tena tsara loatra!

  • @mimiraz2012
    @mimiraz2012 8 років тому

    Elle me berce la plus belle des voix 😉
    continue ma petite

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому

    Mazava.

  • @TheAinaFS
    @TheAinaFS 8 років тому

    I am in tears

  • @lalainarakoto5717
    @lalainarakoto5717 8 років тому +1

    oufff tena seik latsaka ny ranomasoko tam faran le hira tsara loatra

  • @pisoubelou2135
    @pisoubelou2135 8 років тому

    wooooow😱😱😱😱
    😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍

  • @raissaannah5842
    @raissaannah5842 8 років тому

    wow.bravo.

  • @fannypatricka
    @fannypatricka 8 років тому

    Tsara akia Sitraka fa tohizo a!

  • @raharisoaperpetue6321
    @raharisoaperpetue6321 8 років тому

    Miaik ah fa tena tafambokany ty hira ka ,tiko lotra

  • @Mr2pOl
    @Mr2pOl 8 років тому +1

    ankina daholo ny pokona

  • @heriniaina.rakotomalala
    @heriniaina.rakotomalala 8 років тому

    tena miaiky fa manan-tanlenta izy

  • @nisarakoto
    @nisarakoto 8 років тому

    Tena mahay.

  • @tendryrzk32
    @tendryrzk32 8 років тому +2

    tiako b le piano

  • @ainaratovo9133
    @ainaratovo9133 8 років тому

    tsara lotra

  • @TheAinaFS
    @TheAinaFS 8 років тому

    aiza kay ny misy ny appreciations an'ny mpitsara azafady?

    • @Pazzapa
      @Pazzapa  8 років тому

      Ireto ny prime manontolo o:
      ua-cam.com/video/Xi8dZe79vmQ/v-deo.html
      ua-cam.com/video/8gLhxWb7yII/v-deo.html
      ua-cam.com/video/gCavQExRI00/v-deo.html
      Mijere finaritra

    • @TheAinaFS
      @TheAinaFS 8 років тому

      +Pazzapa misaotra

  • @lulusa435
    @lulusa435 8 років тому

    Tiako fotsiny tsotra zao eh...

  • @pisoubelou2135
    @pisoubelou2135 8 років тому

    wooooow😱😱😱😱
    😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍