Ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany 8 (24/06/2017): Aoka ho fenoina ny Fanahy

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 28 лис 2024

КОМЕНТАРІ • 20

  • @rasoanirinafrancla1881
    @rasoanirinafrancla1881 6 років тому +2

    Tena misaotra I Jesosy Kristy sady misaitra betsaka nareo koa nizara fifohazam-panahy sy teny fiainana mitarika @ fahafahana.
    Ho any jesosy Kristy tompontsika irery ny voninahitra mandrakizay
    Fa homba ho any olombelona kosa ny fanahy sy fahamarina.
    Amen

  • @anastancesenerela4613
    @anastancesenerela4613 3 роки тому +2

    Tena zaho teny zeny aleloa amen deraina anie Jehovah aleloa amen

  • @anastancesenerela4613
    @anastancesenerela4613 3 роки тому +1

    Miteny amiko izany teny amen miantso anao nitondra afatra avy @ tompo anie Jehovah aleloa amen

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 Рік тому

    Aleloia amen 🙏.
    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏.

  • @annahchris6673
    @annahchris6673 5 років тому +2

    Tsara loatra , mankasitraka tompoko 🙏 tohizo fa mahavelona ni aim-panahy

  • @xaviersimon340
    @xaviersimon340 7 років тому +2

    Shalom! "Madame la chair " Tena marina izany . Katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany! Merci beaucoup pour le partage frère !

  • @ninonrandry7277
    @ninonrandry7277 7 років тому +2

    Misaotra An I Jesosy mihintsy aho fa niteny t@ ko Izy momban'ilay divay ,ho ahy mihintsy iny teny iny sady nazava tsara.Tsara JESOSY dera ho Azy t@ azo fijaliana.Mahereza

  • @kostkanieella2066
    @kostkanieella2066 5 років тому +1

    Ameen isaoragna anie ny Tompo e

  • @abcdefg9706
    @abcdefg9706 7 років тому +3

    Amen deraina ny tompo

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 2 роки тому +1

    Andriamanitra anie handray anao ho eo amn tanana ankavanany, satro- boninahitra lehibe eo imasony Tompo ny fisian'ny anjaram-piainanao teto antany🙏🙏🙏🙏

  • @kostkanieella2463
    @kostkanieella2463 5 років тому

    Deraina jesosy e tena marina zao fa tena mampibebaka eo no eo fa tena mahery be ny tenin'Andriamanitra Amen deraina jesosy .

  • @olirandriamanantsoa9257
    @olirandriamanantsoa9257 7 років тому +1

    MISAOTRA BETSAKA O, fa voavaky ny hafatra avy any aminareo, izay mirary soa s'y mampahery. Isaorana indrindra ny Tompo ny amin ny fampianarana. OLI - HAITI

  • @norosoarasolofomanana5821
    @norosoarasolofomanana5821 2 роки тому

    Tena toriteny tsara loatra entaniny Fanahy Masina velona ! Mitory ny FILAZANTSARA MARINA SY MADIO!

  • @xaviersimon340
    @xaviersimon340 7 років тому +4

    Shalom, Merci beaucoup pour les partages " Son maitre lui dit: c'est bien , bon et fidèle serviteur; tu as été fidèle en peu de chose, je te confierai beaucoup, entre dans la joie de ton maitre" Matthieu 25:21

  • @jeandedieuraharindrainy
    @jeandedieuraharindrainy Місяць тому

    MISAOTRA BETSAKA AMIN'NY TORITENY MAMELOMBELONA NY FANAHY MATORY

  • @BsksbBsksk
    @BsksbBsksk Рік тому

    ❤❤ Mankasitra re Tompoko

  • @dinarasoarimalala3887
    @dinarasoarimalala3887 7 років тому +1

    Deraina Jesosy

  • @bettyraony6156
    @bettyraony6156 11 місяців тому

    Amen ❤

  • @lolaandrian6211
    @lolaandrian6211 7 років тому +1

    misaotra @ fampianarana fa mamelombelom-panahy tokoa aty lavitra aty. Ny Tompo anie hitahy hatrany @ fanohizana ny asa fampianarana izay nomeny anao. Misaotra sy mankatelina e!

  • @b.criticofficial890
    @b.criticofficial890 6 років тому

    Mahasondriana ary saika mampihetsipo ny zavatra voalaza fa saingy mifototra amin'ny tsy fahalalana. Alohan'ny handresen-dahatra ny olona dia mila fantarina aloha ny marina (andriamanitra iza? iza amin'ireo marobe noforonon'ny olombelona hatramin'izay? ). Ary ny voka-dratsin'ny finoana ua-cam.com/video/vEz9nRXhjow/v-deo.html