Fidy no anarako izao dia aty Marseille tena napiova ny fiainako tompoko ny nanarako ny Fitorianteny any Rahalahy Tantely sy Rahalahy misa ary iformiavany jesosy Ahy Tanteraka isaorana anie izy ao ambony
izay aho vaho nifantoka taminy toriteninao ralaha Tantely fa mitohetra aho aminao ny Tompo ka mahereza aminy asany. fa mba mengavy indrindra raha azo ataho mba hezahana mba hoteny malagasy daholo izay tenena azafady fa maro matsy ny olona tsy mahay teny france ka nade izaho aza mba tsimahay koa, ka mba mangataha mba ahay teny malagasy tsara isika.voninahitra dia hoany Jesosy irery amen
Misaotra Jesosy nifidy ny mpanomponao itondra ny toro lalana rehetra. Omeo ny Fanahinao Masina izahay rehetra mihaino izao teny izao hanova anay ka ho mpanome sy ho be fitiavana tokoa izahay. Amen
Amen Mankasitra fa marina sy zava misy mihitsy toroteny nataony mpanompo Andriamanitra androany mangataka fanahy nao masina zahay tompo o mba ho tanteraka @ nay zany Amen Amen Amen !!!
Tena hitako taratra fa tsy enao intsouny no miteny fa i Jesosy, tsy misy na toetran'olombelona aza ka nolazainao teo, Dera ho an' Jesosy fa izy mahay manala antsika amin'ny fahafatesana ary manome antsika ny tena fiainana
Amen! apositoly ny Tompo tokoa anao ka sahy miteny mivantana ireo olona milaza ny tenana ho mpanompon'A/tra olona masahy milaza ny marina takizany no ilainy Jesosy ka mahereza atrany an ralaha, ka voninahitra dia hoany Jesosy irery
tena hitako mihitsy io toetran' i Kristy io, fa efa itako fa manomboka miaina ato anatiko IZY, fa ny tiko tenenina de izao ? normal ve ilay fijaliana miarak @ izay ?, ekeko fa misy ny fampiononana ataon Fanahy Masina ...izay ve le hoe ze manaraka ahy de tsy maints hitondra ny hazo fijaliako ?
manohina ahy manokana ny toriteny nao ianao no levita jehovah ary mazava ny tenina Tompo miangavy anao Tompoko mba asio teny ny fitondrana satria firenena voafidy Madagascar asio resaka ny sampy eto aminy firenena
teny napiova ahy ny toriteninao tena ni su fiovana lehibe tena ni ditra tato am poko le toriteny misaotra an Andriamanitra lehibe aho aty Eymoutiers za no mipetraka province France napihiratra ni masoko ny toriteninao mijery @ UA-cam ni fadaharana miomana misaotra anao Andriamanitra
Tompo o!Amboleo fitiavana ato anaty ny foko(❤) ,Jesosy o!Aoka ny fahendrena avy any @ nao no hameno anay .Amen
Allelouiiia ! Tena izany mihintsy ...brigands, imposteurs.....
...amidio n'y fananao rehetra, omeo n'y malahelo dia manaraha Ahy...
Amen Amen ! misaotra ny Tompo lehibe @ fampianarana misaotra indrindra hiany koa @ fahafoizan tenananareo mankasitra anareo
Deraina mandrakariva ny Tompo fa mendriky ho azy izany.
Hisaorana koa ianao Pasteur Tantely nanaiky nataon' Andriamanitra fitaovana manambara ny fahamarinana ny filazatsara mitondra fiainana ARY mampiova tanteraka ilay teny ho an' Andriamanitra irery ny voninahitra @ zany rehtra izany Amen .
Amen ! Aide-nous SEIGNEUR JÉSUS d'être en connexion en permanence avec Toi .Merci pour ton serviteur qui partage Ta Parole .
Tena nandinoka zaho Ary marina be lay toriten'i pasteur 🙏
Nanokatra n'y masom panahiko Zaho manombok izao
Fidy no anarako izao dia aty Marseille tena napiova ny fiainako tompoko ny nanarako ny Fitorianteny any Rahalahy Tantely sy Rahalahy misa ary iformiavany jesosy Ahy Tanteraka isaorana anie izy ao ambony
Fidy, deraina ny Tompo fa Izy no miasa! Izy hitahiry anao hatramin'ny farany , ho vonona amin'ny andro fampakarana!
Amen , marina tokoa zany ,magetaheta ato , andrimanitro ô , ampihirato @ fiainako isanandro ny tavanao , merci . Amen
izay aho vaho nifantoka taminy toriteninao ralaha Tantely fa mitohetra aho aminao ny Tompo ka mahereza aminy asany. fa mba mengavy indrindra raha azo ataho mba hezahana mba hoteny malagasy daholo izay tenena azafady fa
maro matsy ny olona tsy mahay teny france ka nade izaho aza mba tsimahay koa, ka mba mangataha mba ahay teny malagasy tsara isika.voninahitra dia hoany Jesosy irery amen
Misaotra Jesosy nifidy ny mpanomponao itondra ny toro lalana rehetra.
Omeo ny Fanahinao Masina izahay rehetra mihaino izao teny izao hanova anay ka ho mpanome sy ho be fitiavana tokoa izahay. Amen
Minah Henrick Razafy m
Minah Henrick حRazafy
Amen
Mankasitra fa marina sy zava misy mihitsy toroteny nataony mpanompo Andriamanitra androany mangataka fanahy nao masina zahay tompo o mba ho tanteraka @ nay zany
Amen Amen Amen !!!
Amen tena mazava be
Fanahy Masina anie hampiorina mafy ny teny ao anatintsika jiaby .Amena be .@All
Amen deraina anie Jehovah aleloa amen
Misaotra anao jesosy, nanasitra anay indrindra fa dada,
Tena hitako taratra fa tsy enao intsouny no miteny fa i Jesosy, tsy misy na toetran'olombelona aza ka nolazainao teo, Dera ho an' Jesosy fa izy mahay manala antsika amin'ny fahafatesana ary manome antsika ny tena fiainana
Haleloia Deraina NY Tompo Amena
Amen! apositoly ny Tompo tokoa anao ka sahy miteny mivantana ireo olona milaza ny tenana ho mpanompon'A/tra
olona masahy milaza ny marina takizany no ilainy Jesosy ka mahereza atrany an ralaha, ka voninahitra dia hoany Jesosy irery
Amiko ny ampafolonkarena de an I andriamanitra fa tsy ho an I pasitera a!
Allelouiaaaa! MISAOTRA FOANA FOANA JESOSY MALALA O!!
Depuis nahitako ity tantely ity teto aho de nikasika ahy ny tompo de niverina @ niditra aminy vvahady ondry aho,j'suis a Lille région du nord 59
Voninahitra hoan i Jesosy Kristy irery aminy teniny fahamarinaNy
Amen halellouia deraina Jesosy
Rah mandeha a Madagascar aho mba tiko andeha hamonjy le culte ambohibao aho,tena azo tsampaitanana leizy
Waouh, merci Pasteur, que la lumière soit notre partage dans le nom puissant de Jésus christ amen Alléluia
Jésosy hitahy n'y ministère nao. tenin'Andriamanitra tsy misy kilema no sahinao toriana. Izany no tena ilaina. Deraina Jesosy
MIsaotra. ho an'ny Tompo (Jesosy) irery ihany ny voninahitra. Isaorana IZY ilay Teny sady tompon'ny Teny. Mirary soa
Mankasitraka indrindra tompoko amen Aleloiaa ❤️❤️❤️🙏🤲
Amen
mankasitraka @ fizarana ny teny fahamarinana
Amen misaotra jesosy ô
Amen :)
"Any am-parany any dia ny olona ho tia tena tia vola mpandoka tena , mpiavonavona " Ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra"
Misaotra betsaka tamn sakafom-panahy e isaoragna anie Andriamanitra e
Amen,isaoran lehib ny Tompo Andriamanitr,mankasitrak
Misaotra anao aho Jesosy Kristy nanoro ahy ity mpianatrao ity faly aho fa niova ny fiainako
AMEN
Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany
Misaotra fa tena mazava lotra
tena hitako mihitsy io toetran' i Kristy io, fa efa itako fa manomboka miaina ato anatiko IZY, fa ny tiko tenenina de izao ? normal ve ilay fijaliana miarak @ izay ?, ekeko fa misy ny fampiononana ataon Fanahy Masina ...izay ve le hoe ze manaraka ahy de tsy maints hitondra ny hazo fijaliako ?
Ary aona Ary amin zao baiboly amidy fa atao fitadiavana fa ts zaraina maimaimpona??
Misaotra fampianarana ranadah
Mankasitra lndrindra ny aminy fampianarana dia ho an' Andriamanitra hirery ny Voninahitra
Amen, amen
manohina ahy manokana ny toriteny nao ianao no levita jehovah ary mazava ny tenina Tompo
miangavy anao Tompoko mba asio teny ny fitondrana satria firenena voafidy Madagascar asio resaka ny sampy eto aminy firenena
teny napiova ahy ny toriteninao tena ni su fiovana lehibe tena ni ditra tato am poko le toriteny misaotra an Andriamanitra lehibe aho aty Eymoutiers za no mipetraka province France napihiratra ni masoko ny toriteninao mijery @ UA-cam ni fadaharana miomana
misaotra anao Andriamanitra
mankasitraka e
Miala tsiny fa tena nampimé anà lay coussin 500 milles ipetrahan ilay Pasitera! 😂😂😂😆😅 Jesôsy no hitsara azy .... Lol
Tsar ny Tompo e!
Tokony novaina lay titre an ity vidéo hoe: "Ny fitivan-tena sy ny fanompoana vola" 😉😇
Ary lay hoe "fanahin i Balama" !!! Hahahahaha 😂 😂😂😆 ôtrinona ny cachets raha hira 4 na 2 ? .... 😉
Amen