Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Tena kanto tena kanto! lasa fandrotsirotsiana ny zanako ity hira ity, nanomboka tany an-kibo lery rehefa mihaino an'io zahay dia mikofoka, teraka izay lasa berceuse-ny. Mankasitraka ee!!
Listening from philippines. I miss tamatave. Tsara be!
The Famous singers Rija RAMANANTOANINA and NJAKATIANA of Madagascar sing "TOKOA" at La Résidence Ankerana, Antananarivo, Madagascar . ❤❤❤
Mes 2 grands stars preferés reunies . C genial
gasy ka manja e!!! Mampahatsiahy ny fahatanorana!!
Tiako loatra
Valeur sure ! Collaboration de grande qualité
kanto ny hira malagasy, antsika jiaby io e, merci zoky a
Saotra mahafinaritra tompoko
milay nareo zoky a, mankafy ny feo izahay e, mino aho fa mbola hisy ny fampiaraham-peo manaraka.
Milay be maheno njaka manao première voix anaty duo, raha toa atrizay ka 3
Tena niainako t@ namana ,mihoatra noho ny namana ty hira ty ka sarotra adinoina !misaotra azy .......Teo fona ianao ,teo ts nandao......Nanampy koa sady nikarakara.......Isaorako eran-tsaina erampo......Tena namako ianao !
Izany no atao hoe ; Tena namana e !!!!Na @ mamy na @ mangidy otran' ny mpivady nifanolotra voady e ! Izany no tena NAMANA !!!!!!
Kanto tokoa ireo hira Malagasy ❣
Mankasitraka tena tiako❤
Confinement 2020 mbola tsara hatrany
mankasitraka euh!! mafinaritra ny zava-kanto ohatrany zany!
zany ka voromanga tafaray!!! :-)
zany no tena hira malagasy ! tsara ny malagasy !
tena kanto e! mankasitraka
Tena KANTO e! Hafa ihany ny GRAND!
Erazormada Aze
Tena tiako be ko! Bientôt Olive cover mankasitraka tompoko!
Aiza ny cover Mr Olive o ? mIandry o !!!!
Efa mivoaka ao amin'ny youtube ao ka! Mankasitraka tompoko!
Tena hafa kosa le we GRAND no manao zavatra!!
tena tiko be ity hira ity!
la classe les mecs
Tsisy kianina,lafatra ny hira malagasy,misaotra anareo mirahalahy
MANKASITRAKA E, TENA SAMY GRAND GRAND TOKOA
love tanteraka za e
Tena milay troooop! samy tompony an! Mankasitraka e! Misaotra an'i GASY68 nizara
❤❤
Milay e! Tsara be le fampiaraham-peo
tsara tokoa mankasitraka tompoko ô ;tohizo hatrany BALSAM 'family
J'aime be eeeeeeee....!!!!!! :-D
Tena izany ka fampiaraham-peo manitrabe.
😇😇😇😇
io ny maha malagasy antsika d ts tokony hatakalo eeeeee
manaja e ;)
ao tsara!
Tiko lotra !!!!!!
zany an ? Za koa akia tia !!!!!!!Samy mahery ireo e ! Feo roa samy manana ny hanitra ho azy e !!!!
Ao tsara
Tsara loatra
@ny rehareha no ilazako fa gasy aho :)misaotra anareo!
Onja VOALINTSOA mankasitraka e
Gasy68 ovina no misy cabaret e?
Tena hoe mirindra lehiretsy à.
Tiako be ! Misaotra an,'i Rija sy Njakatiana , Manja Be
Tiako be
mankasitrak e (y)
Lafatra
misaotra anareo e
Avo lenta!!
milay e

@ny rehareha no ilazako fa gasy aho :)
misaotra anareo!