Efa Anao aho Jesoa ©️ By Franck RAMA AOÛT 2019

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 9 лют 2025
  • Text. « ZAAK » Zaka ANDRIAMAMPIANINA, feat.Fara ANDRIAMANJATO
  • Розваги

КОМЕНТАРІ • 7

  • @hantanadia5908
    @hantanadia5908 5 років тому

    Misaotra betsaka, efa ela no niandrasako azy ity. Mankasitraka indrindra.

  • @radomananafyrandria8147
    @radomananafyrandria8147 4 роки тому

    tena tsara ity hira ity.Misaotra nizara

  • @tahinaandriamoria9079
    @tahinaandriamoria9079 5 років тому

    Tsara be lay hira

  • @harimanantsoarandrianarive8067
    @harimanantsoarandrianarive8067 5 років тому +1

    Mitady ny tonony sy ny feony tena feno , misy afaka manome ve fa tiako loatra ity hira ity.

  • @rajoelaambinina585
    @rajoelaambinina585 5 років тому

    fa toa tsy mety mandeha nefa dia jira tiako ity

  • @noharymahatsangy224
    @noharymahatsangy224 10 місяців тому

    . ANDRIAMAMPIANINA ZAKA,
    Mpitandrina
    namorona ny hira hoe
    EFA ANAO AHO, JESO
    ---------------
    Izaho tsy hiandry fitahiana miavaka.
    Vao hanandratra fisaorana
    na tsy hisy izany na ho tapaka
    efa anao aho Jesoa.
    Ref : ny finoako izao no lalim-paka
    Ampy hisedra Ampy hahazaka
    zay miseho ho tsenaiko hirahira hoe
    efa anao aho JESOA

  • @sedrarasolofoniaina1182
    @sedrarasolofoniaina1182 5 років тому

    Tiako loatra ity hira ity, afaka mba misy manome ny parole ve?