Mofo sakay (Beignets de cresson au piment) recette Malgache

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 2 лис 2024

КОМЕНТАРІ • 56

  • @thsazrandriamampianina612
    @thsazrandriamampianina612 6 років тому +32

    rehefa tiana hikarepoka tsara dia atao kely ny levure na tsy asiana mihintsy ! za rehefa manao an'io dia tsy asiako levure mihintsy @ izay mikarepoka tsara no tsy mifoka menaka be mankarary andoha :) ! ra mandalo betafo antsirabe ianareo dia ao no panjakan'io mofo sakay io mofo anana no fiantso azy any ! tsara kokoa izy ra toa ka tsy tetehina madinika ny anana fa atao lavalava :)

  • @sarah-marialestey3594
    @sarah-marialestey3594 5 років тому +3

    Manao à vous!!!! Merci pour cette belle recette gustative. Je ne savais pas quoi faire avec une botte de cresson mise à part de la salade et de la soupe, voilà donc des beignets, c'est trop chouette comme idée.

  • @RecetteNature
    @RecetteNature 3 роки тому +1

    Merci beaucoup pour la recette 🤗🌺🌺😊🤤

  • @sabrinagoulam3100
    @sabrinagoulam3100 4 роки тому +1

    misoatra betsaka ! tsara be le mofy gasy

  • @rijaraben9287
    @rijaraben9287 3 роки тому +4

    Le mieux, c'est d'utiliser de la bière au lieu de l'eau, puis mettre un blanc d'œuf en neige et bien battre la pâte pour activer la levure dans la bière, laisser reposer et rajouter le jaune d'œuf puis les cressons et la tomate à la fin.

    • @gasikalyreinemcia5174
      @gasikalyreinemcia5174  3 роки тому

      Merci beaucoup pour l’astuce
      Je prends note et à essayer bien évidemment 😊
      Bonne continuation

    • @lisbethboursier8420
      @lisbethboursier8420 2 роки тому +2

      Si l'astuce est intéressante, la bière entre--t-elle dans la recette originale ? Lorsque, comme moi, on recherche des recettes anciennes pour retrouver les souvenirs d'enfance on s'interroge sur les versions revisitées.

  • @lizzlovesjesus
    @lizzlovesjesus 3 роки тому +1

    misaotra pour la recette !

  • @gagavia8164
    @gagavia8164 4 роки тому +1

    Tena tsara be 👏 Merci pour la recette !

  • @narcisseakbaraly4946
    @narcisseakbaraly4946 Рік тому +1

    Merci du fond du coeur 😘😘😘

  • @rawiyahoudoirsoilihi4597
    @rawiyahoudoirsoilihi4597 3 роки тому +1

    Ça l'air très bon 👍😁

  • @bettyraony6156
    @bettyraony6156 2 роки тому +1

    Misaotra é matsiro 😍

  • @annielu-ann5153
    @annielu-ann5153 6 років тому +2

    Belle recette à essayer. merci!

  • @framboiseboni658
    @framboiseboni658 2 роки тому +1

    Ça m'a donné envie mais je n'ai pas de cresson donc je vais essayer avec du chou blanc 🙂

  • @vlogmadagascar
    @vlogmadagascar 6 років тому +1

    Merci pour la vidéo. je n'arrive jamais à en faire des croustillants. je vais essayer votre recette

    • @michelmichel5382
      @michelmichel5382 5 років тому

      Mettre un peu de semoule pour couscous, ils seront bien croustillant

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin1346 3 роки тому +1

    mersi

  • @yayachristine1988
    @yayachristine1988 7 років тому +1

    Misaotra nizara ny fahaizana ..fa mba toroy fanaovana mofo kapoka azfd

  • @ozmcherie5247
    @ozmcherie5247 6 років тому +1

    Misaotra betsaka ô

  • @randrianantenainahajanirin9169
    @randrianantenainahajanirin9169 7 років тому +2

    merci

  • @razafindralambotantely3132
    @razafindralambotantely3132 6 років тому +1

    Faly be za mahita an ity recette . Misaotra betsaka. Nenah ataok mofo sakay mihitsy rehefa anao azy 😁

    • @gasikalyreinemcia5174
      @gasikalyreinemcia5174  6 років тому

      RAZAFINDRALAMBO Tantely hihihi! Masohava tompoko o! Ra mazaka sakay Lo tena mety mintsy e! 😊

  • @pelasoabibiky1356
    @pelasoabibiky1356 7 років тому +1

    je suis abonnée merci bcp

  • @rajaonarivojesy5155
    @rajaonarivojesy5155 7 років тому +2

    Ok je m'abonne au cas où je ne trouve plus à Mada.

    • @gasikalyreinemcia5174
      @gasikalyreinemcia5174  7 років тому

      Rajaonarivo Jesy Hihi! Merci zoky 😘 là bas c'est le pays du mofosakay donc y en aura toujours 😜

  • @plouplou1136
    @plouplou1136 4 роки тому +1

    Misaotra betsaka t@ilay recette ary noheveriko hoe asiana atody le izy hahaha misaotra fa mazava tsara.

    • @gasikalyreinemcia5174
      @gasikalyreinemcia5174  4 роки тому

      Kelly 123 masohava oh! Aaa tsy asina atody

    • @gasikalyreinemcia5174
      @gasikalyreinemcia5174  4 роки тому +1

      Kelly 123 asio fanine de katsaka kely de Aza asina levure de matsiro mikarepoka tsara 😊

    • @plouplou1136
      @plouplou1136 4 роки тому

      Ok. Merci beaucoup. Handeha hanandrana mihitsy za mantsy zao @zao confinement izao.

  • @hantamalalarasoanindrina6251
    @hantamalalarasoanindrina6251 6 років тому +3

    Lay anandrano ts tetehina kely madinina fa juste tapatapahana am tanana somary lava kely d tsy asina levure koa amizay mitapelaka manify mikarepoka tsara vrai mofo anana na sakay gasy izy amizay..na voadabia koa tsy teteana madinika

    • @gasikalyreinemcia5174
      @gasikalyreinemcia5174  6 років тому

      hantamalala rasoanindrina Misaotra anao amîn’ny toromarina 😊 raisina ary andramana 😊

    • @manitrarakotomanana8020
      @manitrarakotomanana8020 5 років тому

      Inona no afaka hanoloana lay anandrano raha tsy mahita azafady?

  • @pamelasambatra2633
    @pamelasambatra2633 6 років тому +1

    Salama e.. saika anontany za hoe tamy nao nanendy azy ve de tsy nitroka menaka bé sa nanao ahoana ?
    Misaotra nizara

    • @gasikalyreinemcia5174
      @gasikalyreinemcia5174  6 років тому

      Pamela Sambatra salama o! So de tsy ampy tsara ny fatra rehetra , rehefa tsy ampy farine iz de mitroka menaka be mintsy, fa na zany Aza aloha mitroka menaka iany ny manao azy io e!
      Tsy misy hisaorana . Masohava o!

    • @pamelasambatra2633
      @pamelasambatra2633 6 років тому +1

      Ok ok misaotra betsaka

    • @gasikalyreinemcia5174
      @gasikalyreinemcia5174  6 років тому

      Tsy misy isaorana o! 😊

    • @sylvianezimmermannrakotond3177
      @sylvianezimmermannrakotond3177 Рік тому

      Asiana vinaigre Kely iaraka kapoina am paty de tsy mandany menaka ,mazotoa

  • @sylvianezimmermannrakotond3177

    C'est mieux si vous ajoutez un œuf merci

  • @ravaloheryannitah1311
    @ravaloheryannitah1311 4 роки тому

    tsara le fizarana saingy maninona ra ts manambany tena isika.n olona reetra ato mizara samy am fiteniny avy f isika malagasy reef mizara d mindrana n fitenin hafa?isika anie nozanahana f ts voazanaka e!noh izany manana n fahaleovatenatsika isika....tena mapaleo.n manaona sn veloma n teny gasy f n akoatranzay teny indramina😢mapalaelo lay malagasy

    • @gasikalyreinemcia5174
      @gasikalyreinemcia5174  4 роки тому +3

      Ravalohery annitah j’adore mon pays et c’est pour cela que j’aime faire des voyages culinaires à travers mon beau pays vue que je n’y Habite plus .Et C’est mes plaisirs personnels de mélanger les deux langues. Libre à tout le monde de visionner ou pas mes vidéos qui ne font que partager l’amour culinaire de notre beau pays

    • @jaoandrianjohary3136
      @jaoandrianjohary3136 4 роки тому

      Ny tsy fanambaniana ny tenintsika voalohany dia ny fanajana ny tsipelina sy ny fanoratana azy madio 👌🏽

    • @robersonromy
      @robersonromy 3 роки тому +1

      Andrianiko no teniko fa ny hafa ko feheziko. Tsara ny mahay miteny gasy. Tsara ko ny miteny vazaha amitana ny fahaizana @firenena hafa.

    • @mireillepascal9799
      @mireillepascal9799 3 роки тому +4

      Tsy hazoko mihintsy n'y gasy tsy manaiky ny gasy sasany miteny fiteny vahiny??? Le but de la vidéo est de partager au plus grand nombre par conséquent le français est plus adéquat mais ce n'est qu'un avis. 🙂

    • @rakotovaotaniarondrotiana3794
      @rakotovaotaniarondrotiana3794 2 роки тому

      Tsyanaovana azy teny gasykosa anie mba hanaparitahana ny culture gasy e