Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Grosse force du canada ! Na le hira, clip, instrumental, le dihy, na le akanjo ary, de tena tsara be mintsiny retraretra 😍😍
Tsar b le hafatr, d samy zan tong sain@ zan hira zan ee😂😂😂, merci sayda an👏👏👏👍👍👍
Bira ngeh feno poète eh 👍👍👍. #Artiste
Tsy tara mitsy vao misy clip mivoka indrindra fa i Mr Sayda , reveko fona ny vazo zay mivoka . Za maka anao fona grand a
A quand le son sur Spotify pour que jpuisse m’ambiancer dessus sans limite ??
Efa ela nahafantarako an Mr Sayda fa ity le hira te nambabo ahy e👏👏
Ankafiziko ity hiran ' i Mr.SAYDA ity marina. I LOVE ❤ IT . Nice .
Embaaa merci sayda fa tiko loatra hiranao rehetra mitsy
Tsara tiako b lehira Ary mahay mihia b mer saidah zany eeee !
Tsara beuh, Bravo Sayda
Fitia tsy mba anaovana akisisika e... Ny anaranao aza tsy anaty liste e, miala fa zero pourcent..
mlay beuh, zay makanao fona hatrany² 👍👍
Tsy tsara ny mitia par pitié !Mankasitraka amle hira oooo
Tiko be ,,na le clip na le hira...j'adore trop..❤❤ ❤ ❤ 👍👍
ita oa ky Lisah
marn zan sayd a,ary ela zan maita them hafa kely fona sad mafnartra e,mlay e,mankasitraka
Tsara le arrangement retraretra am le hira.parole,clip.. ect...milay be dôly.bravo
Tsara be daholo ze mivoaka rehetra..nalahelo kely za tsy mba afaka nijery tamn enao nandalo taty allemagne, mbola miverena dia mba afaka amzay za..mankasitra foana
Alefaso saydaaaaa
Milay ny Mr Milay ny clip Milay ny hira !
Mahafinaritra, Mahita zava-baovao foana. Artiste Feno
Alefaso sayda 😍❣mlay l vazo 💟
C est ça l' amour ,alefa saida
fitia tsy fanaovana ankisisika ! yeah
Milay ranga hirany' Mr sayda,ty ka tiko be. fa Mercii eee!! 😘😘😘😘
mlay Mr sayda tena misy inspirak mintsy ranga nareo ; potsatroka be !!!!
tsara fona fa tohizo e...alefaso Sayda aaaa!!!
alefaso sayda !! zay maka anao👏👍 👌
Mankafy fona e😍
Tsara MR SAYDA 😎😎
Mankasitrak ralahy am le nouveauté 2019 ahMisiéMahery
Zh tjr maka anw fn mer6 😘😍
pro be kos le cameraman an😍😍f le vazo ko ten mandona beuh..sur euh.mpakafia foan zahay..😍😍😘😊
Tsara be sayda an 👍👍👍
Valin'ilay "mba marina anie" izany ito? Tena tsara fa mankasitraka e
voafeanareo le art e! Tsara e! Ny soa fianatra
Alefaso Sayda aa, makaiky anao , manaiky anao..... (y)
Mankasitraka rahalahy e mirary so a ho anao hatraminy farany.
Alefaso Sayda ! sur zokinay eee!
2021 mbol mihaino 🥰🥰🥰
tiko loatr reto anadahiko Ty a,mamy anie zany😘alefa sayda👍
mlay fa mba miverena kely tam voloany tan tena mlay!!!!
Ten mety b amik tu vazonao Ty sayda a! amik mantolo mitsy 😘😘
❤ tsara ilay hira & ilay clip 😍
Toujours au top👌🏼
merci ranga zoky b é! Tsy nandiso fanantenana atr@zao
alefa sayda ah💪🏼
Tsisy pitié ❤❤
Tena msalu anlah less za @le famuaana hira rapida a!! Tena vrak b!!! Fa tiku clip..
Ts ratsy kosako... tsis pitie
Tsara be.. Mankafy fona zay ee
apres adiny fir ef fir n vu sy n jaim sy coms,,!! alefaso saydaaaaaa,,
Misaotra sayda,mampisaina b lay hira
Norme le improv amle transition anle zouky videaste!!!sur
Slt elah
S
Cc nji
Rariva ny ftoana any straßburg zoky be an....za maka anao eeee
Rakotoarimanana Mike Rubech hoento doly n akama eee 🙂 efa hiainga Paris zahay io hihi
maka anla zokiB ,manan-talenta tokoa
Tsara eh milai !!
I like,go ahd
Ao tsr lesy raMiandra an ...! tafita ny hafatra eh ...!!
Milay eh, aseseo ndray ny manaraka
Tiako oa ty Sayda ty ... 😁😁
toujour milay eeeeeeee
Mankasitraka e!!!!
makasitrka ral a!mafnartra daolo ny hira ,po tstroka ny tenanay e
Efa pro le caméraman a😁
Ao tsara ^^
mlay eh! fa pi-maso manokany ho an'ilay tao ambadiky ny camera! cava eh!
Tsara le vazo e ! 👍👏👏
tsisy pitiéé eeeeeeeeeeeeeeeeee
Mlay less zoki ah❤️💯💯
Mlai les badin'ny Bira aaa
C'est trop belle la. Chonson
milay rahala artist
Tsara e bravo 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
iza ndray zany Fitia e!!! :D: p :p
Tsara e 🧡
le saida ratsy
Tsara foana ❤️❤️
tsara lotra tsra be le clip
lay clip tena 👏👍
tsara foan eh!!
Tsara be😍👍
Jadore
Ao tsara lesy 👌
Amnaz amnaz, mlay les zouk b !!!
Slt,elah
@@radomarcelrabaritsialonina7167 kez
Tsara b le vazo makasitrak e👊👊👊👊👊👍👍👍👍👍👍👍
mlay b ranga a😎🎧
Marary ah ry dada, marary ah ry mama fa nampijalin'ny foko ôh ! haha XD
topppp 🎵🎧💓❤💞je kiff trop
(MlaY) B Lessy Bôgôsy (Misié) eh!!! By JtK.7
tsisy resaka PITIE... tsara ehh
Toujours amlé Norm e! Alefaso Sayda a
Tiko b
mlay kus ah!!
STYV mlay be less ee!!!
Merci @JUTO
J adoreeeeee🇲🇬👆👆👆😛😍😍😍🍻
bonjor toi coeur mercy mr saida tr bien
Tsara be 🙂👍👍👍
kiffeko le zova:)
miara maka sary am Boyka :D :o :o
Alefaso sayda ah
Grosse force du canada ! Na le hira, clip, instrumental, le dihy, na le akanjo ary, de tena tsara be mintsiny retraretra 😍😍
Tsar b le hafatr, d samy zan tong sain@ zan hira zan ee😂😂😂, merci sayda an👏👏👏👍👍👍
Bira ngeh feno poète eh 👍👍👍. #Artiste
Tsy tara mitsy vao misy clip mivoka indrindra fa i Mr Sayda , reveko fona ny vazo zay mivoka . Za maka anao fona grand a
A quand le son sur Spotify pour que jpuisse m’ambiancer dessus sans limite ??
Efa ela nahafantarako an Mr Sayda fa ity le hira te nambabo ahy e👏👏
Ankafiziko ity hiran ' i Mr.SAYDA ity marina.
I LOVE ❤ IT .
Nice .
Embaaa merci sayda fa tiko loatra hiranao rehetra mitsy
Tsara tiako b lehira Ary mahay mihia b mer saidah zany eeee !
Tsara beuh, Bravo Sayda
Fitia tsy mba anaovana akisisika e... Ny anaranao aza tsy anaty liste e, miala fa zero pourcent..
mlay beuh, zay makanao fona hatrany² 👍👍
Tsy tsara ny mitia par pitié !Mankasitraka amle hira oooo
Tiko be ,,na le clip na le hira...j'adore trop..❤❤ ❤ ❤ 👍👍
ita oa ky Lisah
marn zan sayd a,ary ela zan maita them hafa kely fona sad mafnartra e,mlay e,mankasitraka
Tsara le arrangement retraretra am le hira.parole,clip.. ect...milay be dôly.bravo
Tsara be daholo ze mivoaka rehetra..nalahelo kely za tsy mba afaka nijery tamn enao nandalo taty allemagne, mbola miverena dia mba afaka amzay za..mankasitra foana
Alefaso saydaaaaa
Milay ny Mr Milay ny clip Milay ny hira !
Mahafinaritra, Mahita zava-baovao foana. Artiste Feno
Alefaso sayda 😍❣mlay l vazo 💟
C est ça l' amour ,alefa saida
fitia tsy fanaovana ankisisika ! yeah
Milay ranga hirany' Mr sayda,ty ka tiko be. fa Mercii eee!! 😘😘😘😘
mlay Mr sayda tena misy inspirak mintsy ranga nareo ; potsatroka be !!!!
tsara fona fa tohizo e...alefaso Sayda aaaa!!!
alefaso sayda !! zay maka anao👏👍 👌
Mankafy fona e😍
Tsara MR SAYDA 😎😎
Mankasitrak ralahy am le nouveauté 2019 ah
MisiéMahery
Zh tjr maka anw fn mer6 😘😍
pro be kos le cameraman an😍😍f le vazo ko ten mandona beuh..sur euh.mpakafia foan zahay..😍😍😘😊
Tsara be sayda an 👍👍👍
Valin'ilay "mba marina anie" izany ito? Tena tsara fa mankasitraka e
voafeanareo le art e! Tsara e! Ny soa fianatra
Alefaso Sayda aa, makaiky anao , manaiky anao..... (y)
Mankasitraka rahalahy e mirary so a ho anao hatraminy farany.
Alefaso Sayda ! sur zokinay eee!
2021 mbol mihaino 🥰🥰🥰
tiko loatr reto anadahiko Ty a,mamy anie zany😘alefa sayda👍
mlay fa mba miverena kely tam voloany
tan tena mlay!!!!
Ten mety b amik tu vazonao Ty sayda a! amik mantolo mitsy 😘😘
❤ tsara ilay hira & ilay clip 😍
Toujours au top👌🏼
merci ranga zoky b é! Tsy nandiso fanantenana atr@zao
alefa sayda ah💪🏼
Tsisy pitié ❤❤
Tena msalu anlah less za @le famuaana hira rapida a!! Tena vrak b!!! Fa tiku clip..
Ts ratsy kosako... tsis pitie
Tsara be.. Mankafy fona zay ee
apres adiny fir ef fir n vu sy n jaim sy coms,,!! alefaso saydaaaaaa,,
Misaotra sayda,mampisaina b lay hira
Norme le improv amle transition anle zouky videaste!!!sur
Slt elah
S
Cc nji
Rariva ny ftoana any straßburg zoky be an....za maka anao eeee
Rakotoarimanana Mike Rubech hoento doly n akama eee 🙂 efa hiainga Paris zahay io hihi
maka anla zokiB ,manan-talenta tokoa
Tsara eh milai !!
I like,go ahd
Ao tsr lesy raMiandra an ...! tafita ny hafatra eh ...!!
Milay eh, aseseo ndray ny manaraka
Tiako oa ty Sayda ty ... 😁😁
toujour milay eeeeeeee
Mankasitraka e!!!!
makasitrka ral a!mafnartra daolo ny hira ,po tstroka ny tenanay e
Efa pro le caméraman a😁
Ao tsara ^^
mlay eh! fa pi-maso manokany ho an'ilay tao ambadiky ny camera! cava eh!
Tsara le vazo e ! 👍👏👏
tsisy pitiéé eeeeeeeeeeeeeeeeee
Mlay less zoki ah❤️💯💯
Mlai les badin'ny Bira aaa
C'est trop belle la. Chonson
milay rahala artist
Tsara e bravo 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
iza ndray zany Fitia e!!! :D: p :p
Tsara e 🧡
le saida ratsy
Tsara foana ❤️❤️
tsara lotra tsra be le clip
lay clip tena 👏👍
tsara foan eh!!
Tsara be😍👍
Jadore
Ao tsara lesy 👌
Amnaz amnaz, mlay les zouk b !!!
Slt,elah
@@radomarcelrabaritsialonina7167 kez
Tsara b le vazo makasitrak e👊👊👊👊👊👍👍👍👍👍👍👍
mlay b ranga a😎🎧
Marary ah ry dada, marary ah ry mama fa nampijalin'ny foko ôh ! haha XD
topppp 🎵🎧💓❤💞je kiff trop
(MlaY) B Lessy Bôgôsy (Misié) eh!!! By JtK.7
tsisy resaka PITIE... tsara ehh
Toujours amlé Norm e! Alefaso Sayda a
Tiko b
mlay kus ah!!
STYV mlay be less ee!!!
Merci @JUTO
J adoreeeeee🇲🇬👆👆👆😛😍😍😍🍻
bonjor toi coeur mercy mr saida tr bien
Tsara be 🙂👍👍👍
kiffeko le zova
:)
miara maka sary am Boyka :D :o :o
Alefaso sayda ah