Fampaherezana + Fanetren-tena_25 03 2018

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 25 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 31

  • @priscilllarakoto9117
    @priscilllarakoto9117 4 роки тому +1

    Marina ny voalazanao ranadahy, lasa fieboeboana sy fifaninanana ny fivavahana sasany, fisehosehoana hisarihana ny olona mba hivavaka ao aminy satria mifaninana hoe "iza no mahazo olona indrindra" ; ny tanjona koa anefa dia ny azahoana ny volan'ireo mpivavaka. Tena marina koa ilay resaka Jobily, lasa fireharehana, adino i Jesôsy Kristy. Mifona aho Tompo

  • @harenahajainamahefarimanan9056
    @harenahajainamahefarimanan9056 6 років тому +2

    Misaotra amin’ny fampianarana, Tsara Jesosy !

  • @emeraldaella5538
    @emeraldaella5538 6 років тому +3

    Misaotra betsaka e Andriamanitra anie hampitombo ny finoanw .

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 6 років тому

    Shalom,
    Alleluia! Pour le partage sur la préparation de l'épouse!
    Orgueil, vanité...Andriamanitra manohitra ny mpiavonavona! ,fa manome fahasoavana ho an ny manetry tena Amen!
    Tena misy tokoa miavonavona, MARO BE NY KRISTIANINA MIAVONAVOM-PANAHY !
    Merci beaucoup pour la nourriture au temps convenable Luc 12:42. À Dieu seul la Gloire!
    Seigneur Jésus-Christ, purifie-moi, purge-moi, émonde-moi, affine-moi: traite mon coeur, restaure mon âme.
    Sauve-moi de mon MOI " IL FAUT QU'IL CROISSE, ET QUE JE DIMINUE" Jean 3:30
    Maranatha!
    Avia Jesosy Tompo!

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa6557 6 років тому

    Amen, Deraina Jesosy Kristy Tompontsika Amen, mankasitraka @ fampianarana soratra masina fa tena mampahery izy Razoky

  • @nayraheskanya6612
    @nayraheskanya6612 2 роки тому +2

    Deraina ny tompo 🙏🙏🙏🙏🙏

  • @abcdefg9706
    @abcdefg9706 6 років тому +4

    Amen deraina jesosy,mba nangataka vavaka zahay aty Kuwäit hody any Madagascar hotonga somantsara

    • @bradleyfabrice9428
      @bradleyfabrice9428 6 років тому +1

      Abcd Efg amen mivavaka ho anareo ravavy, Jesosy momba anareo any Kowait, misy ravavy maro any Kowait, Liban sns mifandray aminay ao am groupe agape Madagascar am alalan'ny vavaka sur internet. Tahiny Jesosy

  • @mbotizandryelissah8769
    @mbotizandryelissah8769 6 років тому +3

    Mankasitsaka indrindra @ fampaherezana Sy fampianarana, an' Andriamanitra anampy anao mbola hampitoetra anao mandrakariva @teny fahamarinana sy teny tsis kilema

  • @anastancesenerela4613
    @anastancesenerela4613 3 роки тому

    Amen

  • @kostkanieella2066
    @kostkanieella2066 5 років тому

    Deraina jesosy o amen

  • @livarandriampeno2569
    @livarandriampeno2569 4 роки тому

    Misaotra ny Tompo mampiasa anao fa avy@ Teniny tokoa no misy ny fanasitranana@ avonavona rehetra. Mahereza foana ao @ Tompo ianareo mpanompoNy

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 4 роки тому

    Vonahitra ho any tompo irery iany mankasitraka zk tantely

  • @dinarasoarimalala3887
    @dinarasoarimalala3887 6 років тому

    Amena ! tia ahy Jesosy misaotra ny Anarany aho mankasitraka indrindra Ranadahy misaotra nizara inty fampianarana inty tena nahazo hery

  • @moniquelabelle5348
    @moniquelabelle5348 6 років тому

    Tsy faly mihitsy @ izany toriteny izany ny pasteurs sandoka sy ny mpihira évangélique mivarotra CD DVD mameno coliseum manao autographe mieboebo orgueilleux

  • @yinkilai6334
    @yinkilai6334 6 років тому +1

    Za ranadahy Tantely manana fanontaniana....mety amintsika kristiana ve ny hanaiky ho kotinola ao anaty cite internety....mety amintsika ve ny hanambady olona hita tao am facebook?fanontaniana manery ny lohako lay izy..azfd

  • @sesr6490
    @sesr6490 6 років тому

    tena mankasitraka enao ranadahy a,@ fanetrenao tena nizara ny tenin'Andriamaitra,fa tena misy mahafinaritra mihitsy ny miaraka @ jesosy

  • @raharivaojeanneelisabelle502
    @raharivaojeanneelisabelle502 6 років тому +1

    Mankasitraka indrindra nizara fa tena mampahery

  • @b.criticofficial890
    @b.criticofficial890 6 років тому

    Teny kely ho fampaherezana izay mahatsiaro ho sahirana sy reraka amin’ny fiainana : aza varina manetritena sy miondrika mivavaka isanandro amin’ny zavatra tsy azo antenaina fa ndana miezaka, ataovy izay hahasoa ny fiainanao ety an-tany dieny mbola velona fa rehefa maty tsy afaka intsony. Hialao lavitra ny baiboly fa angano sy tantara handemen-tsaina ho anao fotsiny izany mba tsy hitrakanao mihitsy mba ahafan’ny olom-bitsy manararaotra anao.

  • @associationlahasa7859
    @associationlahasa7859 6 років тому +1

    NAHOANA IANAREO NO TSY MBA MITORY NY FIJEJOJEJOANA E, RAKOTRA IZANY NY TANY ANKEHITRINY, EKENAREO NY VEHIVAVY MANAO PATALOHA SY AKANJO TSY MAOTINA???

    • @nirinasutter5354
      @nirinasutter5354 5 років тому +2

      Tsy mila toriana sy dradradraina zany fa réf ao anatinao ny Fanahy Masina tsy ianao no manao izany fa lay FANAHY ,rerak ianao rah tsy misy tahotra n'Atra ao aminao

    • @mbotizandryelissah8769
      @mbotizandryelissah8769 5 років тому

      @@nirinasutter5354 Tena zany mintsy , refa ao anatiny fitiavana Jesosy sy fatahorana Azy dia ampy.

    • @priscilllarakoto9117
      @priscilllarakoto9117 4 роки тому

      Efa naheno fitoriana an'io aho tato fa sao ianao no tsy naharaka

  • @dinahrasoarimalal9344
    @dinahrasoarimalal9344 6 років тому

    misaotra ny Tompo lehibe indrindra Misaotra Ranadahy misaotra ny mpiaramiasa rehetra koa

  • @immanou-el301
    @immanou-el301 6 років тому

    Je t’aime Jesus amen

  • @sophiemaury792
    @sophiemaury792 6 років тому +1

    Misaotra indrindra @ fampianarana sy fizarana ny tenin'Atra,tiko ho fantatra azafady indrindra ny toerana misy ny fampianarana "miomana ka miambena ", izany hoe ny adresse misy ny fampianarana ataonao zoky Tantely any Mcar na mail afahana miresaka aminao.Mirary soa indrindra, tahin'ny Tompo hatrany

    • @suzannerasoa6557
      @suzannerasoa6557 6 років тому

      Bonsoir ma soeur, 00261320702125 io azahoanao anazy, misy watsap sy Veber io, mirary soa ianao soeur tahin Tompo ianao Amen

    • @suzannerasoa6557
      @suzannerasoa6557 6 років тому

      Io nimero rahavavy

  • @planetcyber2203
    @planetcyber2203 6 років тому

    Amen!

  • @solofor.2718
    @solofor.2718 6 років тому

    TSARA ny filazan-tsara ... « JESOSY irery no lalana sy fahamarinana ary fiainana!»
    #Sinaingy mba diniho TSARA @ izao Andro farany izao hoe: « Aiza i Jesosy en 2018? »...
    Tonga tany @ AZY izy fa ny azy tsy nandray AZY!...
    Indrisy fa maro ny Malagasy no mbola voafatotra ...be bla-bla-bla...ka tsy mbola mahafantatra ny « Zava-miafin’ny FANJAKAN’ ANDRIAMANITRA! »...
    -Sao dia mba Efa tanteraka ny soratra ka Efa tonga nofo i JESOSY ?...ka tsy i TSARA TSARA intsony no velona fa i JESOSY KRISTY no velona ao anatiny?
    SHALOM