Tena mbola mampiteha hitady tohiny ito tantara ito. Fizarana fahatelo amin'ity izay. " vata mainty na Aoija " taminy voalohany nisy fizarana voalohany sy faharoa . Dia tsy mety may mihitsy ilay vata mainty na dorana aza. FA avotra Soa aman-tsara ihany ilay mianadahy fa ny Ray amin-dreny izy mianadahy no samy maty, fa efa saika dangy raha tsy teo ilay mopera namoaka tao amin'ilay trano fitoerany io. Fa ito indray lasa niampy ilay izy " vata mainty niampy radio kasety ." Fa te hitady ny tohiny indray fa mahaliana.
Film inona kay ? Mba lazao eto fa izaho koa mba te hijery ! Ron-doha sy fotoana be tsinona lany te am-pamolavolàna ny scenarios rehetra tamin'io tantara io...
Le Cercle (The Ring) est un film d'horreur américano-japonais réalisé par Gore Verbinski et sorti en 2002. Il s'agit d'un remake du film japonais Ring (1998) de Hideo Nakata, lui-même inspiré du roman de Kōji Suzuki. Le film commence comme une légende urbaine. Une mystérieuse cassette vidéo serait porteuse d'une étrange malédiction : quiconque la visionne est condamné à mourir sept jours plus tard par un coup de téléphone. Lorsque quatre adolescents meurent de façon inexpliquée une semaine, jour pour jour, après avoir regardé la vidéo, la tante de l'une des victimes, la journaliste Rachel Keller (Naomi Watts), part à la recherche de la cassette vidéo maudite. Après l'avoir trouvée, la journaliste la visionne. La légende devient alors réalité pour Rachel. Le temps lui est compté : elle n'a plus que sept jours pour déjouer le sortilège de la malédiction.
Tena mbola mampiteha hitady tohiny ito tantara ito. Fizarana fahatelo amin'ity izay. " vata mainty na Aoija " taminy voalohany nisy fizarana voalohany sy faharoa . Dia tsy mety may mihitsy ilay vata mainty na dorana aza. FA avotra Soa aman-tsara ihany ilay mianadahy fa ny Ray amin-dreny izy mianadahy no samy maty, fa efa saika dangy raha tsy teo ilay mopera namoaka tao amin'ilay trano fitoerany io.
Fa ito indray lasa niampy ilay izy " vata mainty niampy radio kasety ."
Fa te hitady ny tohiny indray fa mahaliana.
Tohin'ity ihany io notantarainao io, raha nihaino tsara ianao dia nisy fianakaviana nipetraka tao amin'ilay trano nisy ilay vata mainty
Misaotra nizara oo😍🙋♀️🇲🇬
Mankasitrak tompoko merci nizara ❤😢😂
Mankasitraka ❤❤❤
Hafa2 ilay Tantara tegna demony
Misaotra ee, Mitady an'ireny tena mampatahotra ren⬇️
Tsisy heno izay lazainy...ilay feon kira no heno
Angaratra bory volo manao slime 😂😂😂😂😂😂😂
Misaotra nizara fa mampatahotra be soa hiany ts alina nihaino ty fa grave
Vata mainty . Ary misy karazany 2 ilay tantara vata mainty ah .Mazotoa izay mbola tsy naheno.
Fa tsy mitovy
Ka izay no hilazako azy hoe misy karazany 2
mifampitohy
Mampantahotra be😱
Misaotra indrindra tompoko hafa kely dray ty❤😊
Ohatran'ny film efa hitako 😅. Tsara kosa lay izy rehefa havadika tantara. 😮
Film inona kay ? Mba lazao eto fa izaho koa mba te hijery ! Ron-doha sy fotoana be tsinona lany te am-pamolavolàna ny scenarios rehetra tamin'io tantara io...
@@toky.gerard The Rings mitovy amin'io
@@radiovoixdelasagesse4271 ty lay films karah lay tantara io ka,(the Choose or die).
@@toky.gerard The Choose or die films
Tena mandika film be io mpanoratra io. Efa hatramin'izay mihintsy 😅 fa ovaina kely daolo fotsiny. Tsy ratsy anie fa mba miteny fotsiny aho.
Le Cercle (The Ring) est un film d'horreur américano-japonais réalisé par Gore Verbinski et sorti en 2002. Il s'agit d'un remake du film japonais Ring (1998) de Hideo Nakata, lui-même inspiré du roman de Kōji Suzuki.
Le film commence comme une légende urbaine. Une mystérieuse cassette vidéo serait porteuse d'une étrange malédiction : quiconque la visionne est condamné à mourir sept jours plus tard par un coup de téléphone. Lorsque quatre adolescents meurent de façon inexpliquée une semaine, jour pour jour, après avoir regardé la vidéo, la tante de l'une des victimes, la journaliste Rachel Keller (Naomi Watts), part à la recherche de la cassette vidéo maudite. Après l'avoir trouvée, la journaliste la visionne. La légende devient alors réalité pour Rachel. Le temps lui est compté : elle n'a plus que sept jours pour déjouer le sortilège de la malédiction.