Tsara be satria midera Andriamanitra tena zavadehibe izy ilay tena izy Jasus christy Nanampy anahy latsaka tao anaty lavaka Ento aho azao satria tonga olona vaovao dera hoa anao Jesus Christy misaotra nanavotra ahy ary ny ankohonana raha maharitra de voavonjy fa raha voavonjy dia tonga malaky ny fanirina sy famonja Faly aho latsaka ranomaso ampifaliana Fitiavana ao
Hilary tara Remercions Dieu de nous envoyer son Fils Unique pour nous sauver de notre péchés, Gloire à Lui et le St Esprit qui travaille et veille sur nous.Amen
J ecoute en boucle et j ne me lasse pas. Merci Rija
Deraina anie anao Jesosy, misaotr betsak ny Tarika Rija ee Tahiny Jesosy 🙏🙏🙏❤❤❤❤
Jesosy malalaa Roi dRoi tendresse consolateur amour
Eh oui, Merci beaucoup Rijaa et Nicolas.TahinTompo naree
Vraiment beau.Mada MBA tahio Jesosy mahefa nyTsara retraaa,Do d Mga
Mandroso jesosy ,kasio aho fa manantena aho fa faran'izay ilaiko sy tiako ny eo anilanao.
voninahitra anie ho an'Andriamanitra. Amen
Ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra. Amen
TENA MANAIKY ZA E, LE MPITENDRY TENA AO TSARA.MAHAY NAREO
Tsara Andriamanitra; bravo e mampahery e
Tiko be daholo ny hiranao
Mampientanetana be mihitsy
Mandositra mihitsy ny devoly
Tsara ny tompotsika eeee !!!!
Tsara loatra! Mankasitraka e!
🥺❣️
Inona kay ny titre ilay hira ao aorinan.ilay miredareda azafady
Traduction française s'il vous plait!
Amen voninahitra any jesosy rery ihany eee
💖💖
ilay olona manao DISLIKE ren kosa angamba entie christe mitsy a!!???
de maninona?
fa angah forcena hanao like? ?
+Hery Landry... de manaova Dislike zan enao ko..za nga marary fo amzany
+Eri Sandy marary fo enao matoa namoaka an'io.
+Hery Landry de ze ilazan toi az ts de raraak lotra ka....
+Eri Sandy ka inona ny blem nao @ olona manao dislik reo? enao mints no mila vaniny
Ty ako ny hira ty
tsara loatra ny TOMPO!!! tena otrin mijery concert mihintsy!!!!
Tsara eeeeee!!! (y)
Lehibe Andriamanitra 🍃❤🍃
🙏 Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra.
est-ce que c'est possible davoir la traduction
mahafinaritra fa misaotra betsaka e
Miredareda io azafady tsy hitako mintsy nefa ilaiko fa tena tiko be, mba omeo tittre azafady tompoko
mankasitraka dia ho tahin i Tompo
Mandroasoa @ nay rehetra jesosy ô
amen
Ho an'ANDRIAMANITRA IRERY NY VIONINAHITRA Misaotra e!
Misaotra sy mankasitraka ny TVplus o, nofidinareo mintsy ny hirako an!!!
Hiaraka hatrany......
JOSEPH DAF
tsara jesosy . ary velona mandrakizay ny anarany. tsy mba miovaova izy. ary tsy mahafoy antsika rehetra. mpanjakany ambony indrindra. Amen.
mafinaritra.......Voninaahitra anie ho an Jesosy irery ihany
Tsara be satria midera Andriamanitra tena zavadehibe izy ilay tena izy Jasus christy Nanampy anahy latsaka tao anaty lavaka Ento aho azao satria tonga olona vaovao dera hoa anao Jesus Christy misaotra nanavotra ahy ary ny ankohonana raha maharitra de voavonjy fa raha voavonjy dia tonga malaky ny fanirina sy famonja Faly aho latsaka ranomaso ampifaliana Fitiavana ao
Misaotra betsaka
mahafinaritra eeee.
Hiara hivavaka isika ao aminy ,
Jesus kristy taloha anio Ary Mandrakizay
tsara b fona e!!! tsy mbola misy toa azy alo hatreto an!!!
tsara ny midera ny Tompo e!! de mahereza daholo amin'ny asan'ny Tompo
avelao hiakatra ny finoana
Iraira
Marina
tsara ny midera an'Andriamanitra e!
Haingomampionona Rakotomalala zany mintsy eeee
mafinaritra no midera any jesosy
tsara loatra jesosy
Hira.i4
37:00
ory lotra ny foko ANDRIAMANITRA ô!!!Arovy aho dia ampio tiako indrindra IANAO
Hilary tara
Remercions Dieu de nous envoyer son Fils Unique pour nous sauver de notre péchés, Gloire à Lui et le St Esprit qui travaille et veille sur nous.Amen
47:20
37:00
tsara jehova
00
tsara ny midera ny Nahary
Feno Soa
J
Amen