The people of Madagascar live in such awful poverty, while their incompetent political leaders live in palaces. A story repeated the world over sadly of course. Madagascar is the only nation, not at war, in which poverty has increased in recent years , so the problem is worse here . I love the people of Madagascar, and salute their resilience .
i hope one day i can do something for my country.Especialy for the children.this is my dream seans i live madagascar.Ilive my country because of this situation so help me God
Tsy ara nanakarena ny vahoaka malagasy tompoko.Tamin'ny androny mpanjaka dia ireo mpajaka sy ny Andriana ihany no nanakarena fa ny akamaroany ny vahoaka dia nahantra.
Rahavako ooo! Io vazaha io nanana budjet be nahafoy ny tanindrazany, nampianatra fa isika samy Malagasy!!! Inona moa no mba vita t@ ireo mahantra manodidina antsika. Izaho mahita fa ny Malagasy dia tsy atoro fa tena manan-tsaina fa ny hatao no tsy misy. Ka avelao izy hanampy, ary fampianarana tsara nomena antsika ny MISAOTRA.
Tena mahamenatra ,raha MALAGASY no ampianarin'ny VAZAHA hamboly .Tsapa fa fitiavakely te homena vola,dia amafisina ilay hoe:"nilaozambady,nemelona irery ireo ankizy" .Izany no toetsaina manome tsiny ny hafa,fa tsy misy fitsaran-tena kely hoe:sao mba nisy aviamiko no nahatonga izao?.Miandry baiko avy @ VAZAHA vao hiarahiosina @ TANTSAHA,@ ankapobeny dia voafaokan'io ny GASY,eny fa na dia ny MPITONDRA FANJAKANA.
tena tsy natao hitsara isika fa mba olombelona manana filana izy ireo fa n lehilahy no mba tokony handinika koa Tsy mora an Ny mpanao politika koa no tokony handinika Mbetsaka ny manambola ny gasy fa tsy misy sahy mamorona asa noho ny tsy fahaizana na ny tsy fisian'ny formation hany ka lany @ revirevy ssn ny vola
manasa lamba moa ny asa fivelomana, dia mahita izay miteraka 10 ?! aiza moa no tsy ahantra ny firenena! tsy mety ve ilay mampiasa kapôty rehefa manao, na mba manao fanabeazana aizana? izao dia fahantràna no lova mba omeny ny tarananany;
marina ny teninao fa tena mahagaga ity miteraka foana ity. Ny fahamelonana ny zaza no tokony ho jerena. Après on se plaint hoe atao mangataka ny ankizy!!! tsy misy fisainana ny olona é!!!
Nareo efa tena lasa andevon ny baiboly mihitsy.Ny razaben ny malagasy tompoko dia tsy christianina izany.Ireo missionaire christianina ireo no namitakan'ny kolontsaina malagasy dia izao lasa jesosy vazaha no tompoina.Mba mifohaza amin'izay.
Why 6 children if you are in poverty?This cultural behaviour of having a lot of kids must change in Madagascar.Poor people are producing more and more people.Please do not breed if you can not feed!Or have only 1 child.
tena marina ny anao Ralaitsivery, ilay toe-tsaina mihitsy no voa, hamboly anana eo an-tokotany ve dia hiandrasana ny vazaha vo hanao izany ? de misaotsaotra be ery ilay ramatoa c'est la honte ! tsy fantany fa budget be ange no azon'io vazaha io tonga aty e !
which makes up what percentage of the population? this is what the majority are enduring, u'd better go out the average life in tana and see what it's like elsewhere Aza menatra wa!
The people of Madagascar live in such awful poverty, while their incompetent political leaders live in palaces. A story repeated the world over sadly of course. Madagascar is the only nation, not at war, in which poverty has increased in recent years , so the problem is worse here . I love the people of Madagascar, and salute their resilience .
to be fair, we have only been independent for like 60 years so I'm guessing we're still getting where we need to be...
O'day, this is very nicely put together! I loved watching it!
i hope one day i can do something for my country.Especialy for the children.this is my dream seans i live madagascar.Ilive my country because of this situation so help me God
same
wow. Malagasy language is very good!
Misaotra anao nanao izao video fampahafantarana ny Fiainana Malagasy izao. Tena marina tokoa fa mandalo fahasahiranana ny afirenenay ankehitriny, nefa raha tsorina dia nampahantraina izahay t@ alalan'ny fomba ankolaka nataon'ireo vahiny sasany. Isan'ny Firenena manana harena ankibom'ny tany betsaka anefa izahay, saingy vitsy no mahazo tombotsoa sy migoka ny mamy @ izany.
Maniry aho mba ho tonga saina @ izay ireo Malagasy maro @ izao Fifidianana Filoham-pirenena izao.
Tsy ara nanakarena ny vahoaka malagasy tompoko.Tamin'ny androny mpanjaka dia ireo mpajaka sy ny Andriana ihany no nanakarena fa ny akamaroany ny vahoaka dia nahantra.
This video only concerns poor people, but not all people in Madagascar.
That grandma look so cute I'm not sure why
Forgot the name of this song... Mika sy Davis?? Knowing ODay it probably is....
Mahereza daholo ry ralah sy anambaviny rehefa Tompo hitahy anareo
Rahavako ooo! Io vazaha io nanana budjet be nahafoy ny tanindrazany, nampianatra fa isika samy Malagasy!!! Inona moa no mba vita t@ ireo mahantra manodidina antsika. Izaho mahita fa ny Malagasy dia tsy atoro fa tena manan-tsaina fa ny hatao no tsy misy. Ka avelao izy hanampy, ary fampianarana tsara nomena antsika ny MISAOTRA.
Tena mahamenatra ,raha MALAGASY no ampianarin'ny VAZAHA hamboly .Tsapa fa fitiavakely te homena vola,dia amafisina ilay hoe:"nilaozambady,nemelona irery ireo ankizy" .Izany no toetsaina manome tsiny ny hafa,fa tsy misy fitsaran-tena kely hoe:sao mba nisy aviamiko no nahatonga izao?.Miandry baiko avy @ VAZAHA vao hiarahiosina @ TANTSAHA,@ ankapobeny dia voafaokan'io ny GASY,eny fa na dia ny MPITONDRA FANJAKANA.
I wish I could help these people some day.
tena tsy natao hitsara isika fa mba olombelona manana filana izy ireo fa n lehilahy no mba tokony handinika koa Tsy mora an Ny mpanao politika koa no tokony handinika Mbetsaka ny manambola ny gasy fa tsy misy sahy mamorona asa noho ny tsy fahaizana na ny tsy fisian'ny formation hany ka lany @ revirevy ssn ny vola
Aza miteraka betsaka rehefa hita fa tsy ho velona ny ankizy . Sady manalabaraka ny firenena no manalabaraka ny tenanao
manasa lamba moa ny asa fivelomana, dia mahita izay miteraka 10 ?! aiza moa no tsy ahantra ny firenena! tsy mety ve ilay mampiasa kapôty rehefa manao, na mba manao fanabeazana aizana?
izao dia fahantràna no lova mba omeny ny tarananany;
Ka bediny jesosy sy bedin'ny pape katolika raha manao kapoty kkkk.Betsaka ny olona aty a dago mino an izany.mapalahelo
marina ny teninao fa tena mahagaga ity miteraka foana ity. Ny fahamelonana ny zaza no tokony ho jerena. Après on se plaint hoe atao mangataka ny ankizy!!! tsy misy fisainana ny olona é!!!
Ny tena fahantrana ry reto dia ara-panahy a! mba jereo kely ny tantaran'i Lazarosy sy ilay mpanakarena ao anaty baiboly ao....
Nareo efa tena lasa andevon ny baiboly mihitsy.Ny razaben ny malagasy tompoko dia tsy christianina izany.Ireo missionaire christianina ireo no namitakan'ny kolontsaina malagasy dia izao lasa jesosy vazaha no tompoina.Mba mifohaza amin'izay.
nahoana moa no miteraka be otran'izao, 6, 10 :( tokony mba ho anatra hoan'ny tanora amin'izao fotoana izao io
Ny firenena malagasy tsy mahantra fa ny olona tsirairay no tokony miezaka manarina ny fiainana mba aha olombanona azy .
ka misy delestage faona de manjary miteraka faona
Tsy hoe tsy misy fisainana kosa angamba no ilazana azy fa tsy ampy fanabeazana sy torohevitra eee!!! Laza mifanaratsy samy Malagasy eto isika.
Madagasacar ne tsy mahantra mihintsy é fa ny mampahantra azy dia tsy inona fa ny fomba fisainana é
Indonesia
ao am chaine-ko mis dessin anime gasy ze liana :)
ka le miteraka koa mba fero ny fianana efa tena sarotra miteraka foana no ataonareo ny lelahy tokiny hisaina ny zaza no mijaly ny fahotanareo
Indrisy!
Why 6 children if you are in poverty?This cultural behaviour of having a lot of kids must change in Madagascar.Poor people are producing more and more people.Please do not breed if you can not feed!Or have only 1 child.
:'( mampalaelo mila fiovana fitondrana
tena marina ny anao Ralaitsivery, ilay toe-tsaina mihitsy no voa, hamboly anana eo an-tokotany ve dia hiandrasana ny vazaha vo hanao izany ? de misaotsaotra be ery ilay ramatoa c'est la honte ! tsy fantany fa budget be ange no azon'io vazaha io tonga aty e !
Be dia be ny vendrana .Kanefa be dia be koa ny mahay kanefa tsisy opportunité mihitsy ho tafita.Aleo miala ao Dago aloha
in ty teratera pona ty de avy eo iza no diso ra mahantra
tena aleo tsy miteny anizany fa le tsy miteraka koa anie ka gidra e
@@guessandthinko531 rehefa mahantra dia tokony miteraka iray fotsiny. Ny Chine nanao an'izany taloha dia tafita zareo satria maitriseny ny population
which makes up what percentage of the population? this is what the majority are enduring, u'd better go out the average life in tana and see what it's like elsewhere
Aza menatra wa!
Madagascar not Melayu!! I am melayu.indonesia Malaysia Brunei Singapore is Melayu.madagscar Afrika not Melayu you know!!Javanese not malagasy
We have never said that we are Melayu.We are proud to be Malagasy,proud to be Afrikan.We will fight poverty Inshallah