Merci beaucoup pour la chanson, elle me fait vraiment du bien à chaque fois que je l'écoute☺💖💖💖💖et qqch me dit que je ne suis pas la seule 😊encore merci💛💛💛💛
Tsara, manome hafaliana sy manome fahazotoana ! Mahafinaritra Steph. Henoiko isa-maraina dia toa manaraka an lay rythme sy lay tsiky hoazy ny tontolo andro !
Rehefa Faly 🎵🎵
Faly aho fa mahita anao ×3
Rehefa faly aho dia mitsikitsiky
Rehefa faly aho tsy reraka mihitsy
Rehefa faly aho misaotra ny Tompo
Rehefa faly aho dia faly manompo
Ref: ×2 Mitehaka mihomehy
Tsy reraky ny manome
Faly dia mahita atao
Tena faly aho
Oh oh oh oh oh oh
Rehefa faly aho
No mazoto Indrindra.
Izay rehetra atao dia vitako ankira
Rehefa faly aho
Manao metimety
Rehefa faly aho
Te hanao fety.
Ref Mitehaka mihomehy.....
Mnakasitraka indrindra ;-)
Tena tsara loatra ! Tena faly aho mihaino anao ! Misaotra betsaka @ feonao tsara be sy ny mozika milay be
Mankasitraka be dia be!! Efa mpanaraka angaha ianao sa izay vao tonga eto am chaine?
@@stephrambimusic vao voalohany ! Suggestion an’i UA-cam … tonga dia ni liker izaho no ni s’abonner 👍😉
@@nadineandrian5444 misaotra betsaka nandalo eh!! Faly aho nahafantatra anao!!
tena tiako 🥰
Tiako n’y hira
♬♩♪♩ ♩♪♩♬ izahay rehetra atao dia vitako an-kira ♡
Tsara clip an !rehefa faly aho m m tsara loatra eh !ary misy an fy ato an, !
Trops cool❤
Tsara be ilay hira 😄 mitondra hafaliana amin'izao fotoana izao ❤️
Elle gère la mamie 💟❤😂😂😂😂
Cette chanson j'écoute tout le temps😀😀 j'oublie mes soucis j'adore tant merci pour cet art ❤❤
tsara e! tohizo
Kantooooo! Hira mahafinaritra, mampitsiky, mampitehaka, mampazoto sy ny sisa rehetra xD Merci Steph Rambi!!!
Tiany le zanako be mihira ny hiranao, mba misy version karaoke ve ato Steph Rambi🙂
Merci beaucoup pour la chanson, elle me fait vraiment du bien à chaque fois que je l'écoute☺💖💖💖💖et qqch me dit que je ne suis pas la seule 😊encore merci💛💛💛💛
Tena Tsara miandy album ny tenanay
Tsara be 🥰
Jolie !!!!! Zah koa faly aty alavitra aty miteny ilay hira Bravo
Tena faly aho 😁😁
Mahafinaritra 💕
Ilay hira tena mampisy bonne humeur mits :) !
Sady otran mahafinaritra ahy ny mahita an'Fy mandihy2 ahah trop mignon
Tohizo lets e!
siora be!!
Tsara, manome hafaliana sy manome fahazotoana ! Mahafinaritra Steph. Henoiko isa-maraina dia toa manaraka an lay rythme sy lay tsiky hoazy ny tontolo andro !
Mankasitraka tanteraka eh!!!
Ianao no isaorana Steph ! Tohizo hatrany fa mafinaritra :)
Faly be aho, sady mazoto mandre ny hira. Mampavitribitrika, mirana ho azy e!
Misaotra fa tena mampiaina be ilay hira!!!
Misaotra tompoko o :)
Your smile is so addictive 😇
Je peux écouter cette chanson en boucle pendant 24h je m'en lasserai pas!!! Bravo Steph Rambi
joyeux azafady a moi
Oui tu peux
Tout à fait ! C'est une super song
Tiako be 😍
410è abonné anao zah! Voilà! Faly isika! :D
ooooh!!
Merci beaucoup!! Miara-paly daholo isika izany!
Cuz I am happy version gas ka manja
un grand fan de Steph Rambi... j'espère faire un featuring avc Mr Rambi un jour ☺... c pa mon compte officiel 😉
Mo .U ah oui?? Ce serait un plaisir !! 🙌🏽🙌🏽
mahafinaritra ahy ny mihaino lay hira ,tonga dia faly oazy
Tsara rehefa miampita ny hafaliana ;-) Mankasitraka nihaino sy nijery
tsara be
six é ! :-D
Box é! :-D
Euhhh hira tiré d'une musique tahitien io Mr Steph,,sady lé mpihira tahitien fantako.