Aoka ho ao Am ponao Ireto Teny Ireto’ YouTube

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 вер 2024
  • film aminy teny gasy

КОМЕНТАРІ • 29

  • @rondrorandriamanantena171
    @rondrorandriamanantena171 4 роки тому +3

    Jéhovah ô ! Mba faniriko amiko sy ny akohonako mba mijoro tahakizao koa
    Mahatoky aho Jesosy an!! Mbola homenao ahy izany
    AMEN

  • @alexismasley2112
    @alexismasley2112 4 роки тому

    Misaotra f tena hafampo sahady a
    Efa elah izay irariako mb ato amiko sy ny olona tiako
    Mankasitraka 👌👌👌👌🇲🇬🇲🇬
    Amen💙💙💙

  • @hudachristine4823
    @hudachristine4823 3 місяці тому

    Tiako loatra ❤🙏🙏

  • @sahondragaudin581
    @sahondragaudin581 4 роки тому +2

    Makasitraka tompoko ary misaotra anareo nampiseho ity tantara masina ity tena tiako ny fivavahanareo efa tapitra ny nianarako ny bikin'ny vavolombelon'ny Jehovah saingy nihemotra aho ka otrany manenina aho satria tsy hitako izay tokony ataoko protestante aho fa misy tsy ampy @ ko tsy manao ny asan'ny Jehovah mitory an-tranon'olona misaotra anareo manao ny asan'ny Jehovah toy izany Amen

    • @mickaraz7436
      @mickaraz7436 4 роки тому

      miverena mianatra indray fa vonona andray anao fona i JEHOVAH

  • @yoliscoyolisca9001
    @yoliscoyolisca9001 4 роки тому +2

    misaotra JESOSY tsara io 🙏🙏🙏

  • @saratsilavina9965
    @saratsilavina9965 19 днів тому

    ❤❤❤

  • @mersilakuwait1942
    @mersilakuwait1942 5 років тому +1

    Misaotra tompoko fa tena mahay zavatra tokoa Andriamanitra 🙏🙏🙏🙏🙏

  • @mihaminahenintsoaandrianav6149
    @mihaminahenintsoaandrianav6149 Місяць тому

    Inona ny lohaten'io film io original?

  • @rakotosontsiaro2306
    @rakotosontsiaro2306 3 роки тому +1

    Mankasitraka!

  • @kostkanieella2463
    @kostkanieella2463 3 роки тому

    Tiako be lay tantara e❤❤

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 років тому

    mankasitraky indrindra Tompoko fa tena mahay anareo nandika any le tantara

  • @nayanbritanie8195
    @nayanbritanie8195 3 роки тому

    Misaotra betsaka ooo

  • @henintsoanirina7737
    @henintsoanirina7737 5 років тому +2

    HOY KOA ANEFA JESOSY KRISTY TOMPO HOE: RAHA MISY TIA AHY(JESOSY),NY RAIKO HO TIA AZY ARY HOAVY IZAHAY (ny Ray sy I Jesosy Zanaka) KA HONINA AO AMINY...NY ATAO HOE TOMPO DIA MENDRIKA HOTOMPOINA SY HIVAVAHANA TOMPOKO...IZAY IRAY AMIN ANDRIAMANITRA DIA ANDRIAMANITRA TOA AZY KOA...DIA TOY IZANY I JESOSY KRISTY TOMPO...ARY MATOA MPAMONJY DIA ANDRIAMANITRA IZY IZAY...HOY PAOLY SY SILASY TAMIN ILAY MPIANDRY TRANOMAIZINA:MINOA AN I JESOSY TOMPO DIA HOVONJENA IANAO SY NY ANKOHONANAO...ARY IZAY MINO NY ZANAKA NO MANANA FIAINANA MANDRAKIZAY...TSY NILAINA JESOSY RAHA TOA KA TSY ANDRIAMANITRA IZY...MITOVY AMIN NY SILAMO ANIE IZAY MILAZA FA I JEHOVAH ANDRIAMANITRA IRERY IHANY NO ANDRIAMANITRA E...IZY IREO KOA MINO FA NISY JESOSY TONGA TETO AN TANY...KOA NY TENA KRISTIANA DIA IZAY MANAIKY FA JESOSY NO TOMPO ARY IZY DIA ANDRIAMANITRA...EFA TSAPAKO IZANY...TIA ANAREO REHETRA JESOSY...

  • @rondrorandriamanantena171
    @rondrorandriamanantena171 5 років тому

    Misaotra betsaka de mba miangavy raha Mety mba ampina fa tena manome Hery be ilay izy

  • @niella3894
    @niella3894 5 років тому

    tiak be le tatar😘😘

  • @priscarasoamalala8552
    @priscarasoamalala8552 5 років тому

    Makasitra Tompoko ! Tsara ny Tompo

  • @mariefrancia6741
    @mariefrancia6741 2 роки тому

    Misaotra betsaka tena tiak be lay tantara

  • @fjdhfkgghg5992
    @fjdhfkgghg5992 5 років тому

    Mankasitraka tompoko o tiako izy rehetra

  • @sharalolo2121
    @sharalolo2121 5 років тому

    Merci fa tsara ilay tantara

  • @alishasisyny8046
    @alishasisyny8046 3 роки тому

    Tena mafinaritra be deraina anie ny tompo 🙏🙏

  • @melyvolasoa808
    @melyvolasoa808 5 років тому

    Misotra fa tsara ilay tantara

  • @jeanlalaorabearison8052
    @jeanlalaorabearison8052 5 років тому

    maromaroa no toy izao , mba maro no mandika sy mitory ny tenin; ANDRIAMANITRA amin ny fieny Malagasy ; misaotra tompoko

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 5 років тому

    Mankasitraka zay zah v naharaka anty tantara ty mlay ka

  • @famrand1032
    @famrand1032 3 роки тому

    tsar kosa

  • @retharetha7564
    @retharetha7564 5 років тому

    misoatra tompoko merci beaucoup