Eny ho aho Rabouboul fa de ny aigna ro fetra fa de tsa ha y hadigno ny raha soa navelanao....ho lovain-janak'aman-jafy....Eko Isaorana e roaba fa de mpankasitraka agnay....mankatelina koa.
Bravo bouboul....misaotra ny mpizara e....Tena tiako e...Mahatsiaro ny fahazazana e......Azafady re raha mba any le hoe "efa mirefarefa sy tsy ho tana ny hazavana....etc.." mba zarao kely o.... misaotra mialoha...Mankasitraka.

Tsy ho Hay n'y hanadino. 🙋♀️
Mampahatsiaro ny fahatanorana ny hira sy ny toniny, misaotra ny mpizara sady mankasitraka
tsara hohenoin'ny "mpanakanto " ankehitriny ny hira toy itony, na dia ho fampahatsiarovana ny maha-kanto malagasy azy fotsiny aza....
ny ankehitriny tsy tia hira tsara toy irany ny 99%! ny lehilahy mikavina no manjaka izao!!!!!!!!
Fahatsiarovana mamy tany Fianarantsoa tany !
Mankasitraka indray anao izay nanatontosa ity mba ahatsiatovana an i Bouboul
Tiako s'y lalaiko n'y antsika ...
Misaotra Hanitra a ! iainana tokoa ilay hira, kanto loatra
Mampahatsiaro ny fahiny
Efa ela no nitadiavako ity hira ity ka tena fifaliana ho ahy ny fahitako azy ary mankasitraka indrindra anao !!!
tsara be zanyhira izany an!
zany tokoa no talenta @fitendrena gitara, mirindra ny feonkira manga feo ny mpihira , malaza tsara ilay tantara-mpitiavana fonosin'ilay hira feno fahatsiarovana , kanto e !