FFPM480, Mamin'ny foko 1. Mamin'ny foko, ry Jeso o ! Ny famonjena izay vitanao; Ny hadisoako navelanao Tena afaka aho mandrakizay. Refrain : Jeso malala o! Mpamonjy soa Indro ny aiko raiso ho Anao. Velon-kanompo, Velon-kanoa, Vonon-kanao izay sitrakao. 2. Tano ny foko, ry Jeso tia! Zaza tsy mahasaraka Anao; Mbola malemy, mora mania, Tano hifikitra ao aminao. 3. Aoka ny foko sy ny fonao Hiara-mitepo tena iray; Aoka ny saiko sy ny sainao Hiray safidy mandrakizay
❤❤❤misaotra ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
JESOA malala ô mpamonjy soa 🙏
Ndryyy, hiran’ny fahazazako, mamin’ny foko ery ! ❤️
Ny foko ravoravo ananAndriamanitra mpamonjy ahy❤🙏
Aoka ny foko s'y n'y fonao hiara mi tempo tena iray 🙏🙏
Atsarovako mamako mandria piadanana mama malala ❤❤❤
Vonkanao izay sitrakao
Tano ny foko ho anao Jesoa
Amen😇😇🙏🙏🙏
FFPM480, Mamin'ny foko
1. Mamin'ny foko, ry Jeso o !
Ny famonjena izay vitanao;
Ny hadisoako navelanao
Tena afaka aho mandrakizay.
Refrain :
Jeso malala o!
Mpamonjy soa
Indro ny aiko raiso ho Anao.
Velon-kanompo,
Velon-kanoa,
Vonon-kanao izay sitrakao.
2. Tano ny foko, ry Jeso tia!
Zaza tsy mahasaraka Anao;
Mbola malemy, mora mania,
Tano hifikitra ao aminao.
3. Aoka ny foko sy ny fonao
Hiara-mitepo tena iray;
Aoka ny saiko sy ny sainao
Hiray safidy mandrakizay
🙏♥️🙏
Tena misokatra ny haingampanahiko aminitie hira
🙏🙏❤️❤️
le rythme kosa e , niova be
Aingana loatra ny rythme kosa e, tsy mitovy amin'ilay any am-piangonana mahatotoro fo fa ity version ity otrany robots. Dommage.